Mba anontanio ny mpitondra fivavahanareo ity azafady e??
82. LazaDaddy
(
30/01/2008 22:44)
fijo:io izany ilay hoe "fahalalana fototra"? =))
maninona ary izahay.mba te handinika ny fototra ko
84. fijo
(
30/01/2008 22:48)
hoadray,vao miha avy aty hosavaiko ny fototra fa tena manahirana andry izy izany
94. cutie
(
30/01/2008 23:46)
i prime ihany zao no mahalala an;zany fototra lazainy zany fa aleo izy no andrasana :)
95. ikaretsaka
(
31/01/2008 00:03)
izao izany ilay miandry prunes ho lasa prime .. hiv....
hamelabelatra
hamelabelatra
97. LazaDaddy
(
31/01/2008 00:20)
misy be f'ika f'ika sy kapotsaka mihitsy eto amin'ity sehatra ity :)
