Mba anontanio ny mpitondra fivavahanareo ity azafady e??

121. niryna ( 02/02/2008 00:03)
LazaDaddy:

mbaliana> sambatra ianao manana "mpitondra fivavahana" hafa an-koatran'i Jesoa sahy mi-garantir fiainana mandrakizay takalon'ny alalan'ny asa atao :)
ikaretsaka:
Fa mandrakizay no azonao.. garanti!




:-D:-D
122. ikaretsaka ( 02/02/2008 00:05)
mbaliana:

niryna> i Ika no mpitarika ny fivavahanay... io efa namaly io izy :lol:


odry...
8O
mater dei!!!
123. niryna ( 02/02/2008 00:06)
ikaretsaka:

mbaliana:

niryna> i Ika no mpitarika ny fivavahanay... io efa namaly io izy :lol:


odry...
8O
mater dei!!!

:roll::roll: misy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra ato =))=))=))

124. ikaretsaka ( 02/02/2008 00:07)
ka misy diso ary ve ny nolazaiko.. raha misy dia kritikeo aho...
125. niryna ( 02/02/2008 00:08)
LazaDaddy:

sintomiko ilay teniko etsy ambony fa sarotra ny firafiny, ka averiko eto:

mbaliana> sambatra ianao manana "mpitondra fivavahana" sahy mi-garantir fiainana mandrakizay ho takalon'ny asa atao :)
ikaretsaka:
Fa mandrakizay no azonao.. garanti!





oops ,ny teny toy ny rano raha raraka tsy azo raofina intsony.
Soa ihany fa mahay mifona aingana :D

126. ikaretsaka ( 02/02/2008 00:15)
ka misy diso ve hoa ny nolazaiko

dia hasoavy ny neighbor-nao sy ny tenanao ary izao tontolo izao @ alalan'ny fampanjakana sy fizarana ny fitiavana sy ny talenta narotsak'Andriamanitra ao aminao!
dia rehefa tonga ny fotoana handehananana any @ izay "fiainan-ko" rahatrizay dia izany foana atao..
Fa mandrakizay no azonao.. garanti!


aza anapahana na 1 aza...
raha misy diso dia teneno ahy hoe aiza?
127. xxx ( 02/02/2008 01:00)
LazaDaddy:

sintomiko ilay teniko etsy ambony fa sarotra ny firafiny, ka averiko eto:

mbaliana> sambatra ianao manana "mpitondra fivavahana" sahy mi-garantir fiainana mandrakizay ho takalon'ny asa atao :)
ikaretsaka:
Fa mandrakizay no azonao.. garanti!





=))

128. niryna ( 02/02/2008 01:52)
ikaretsaka:

ka misy diso ary ve ny nolazaiko.. raha misy dia kritikeo aho...

Tsy anjarako ny mitsara,ny mandefa ny hafatra fotsiny no nomena ahy dia izay,izay mitsara aleo hitsara,safidy io tsy azo tapenam-bava izay te hiteny.
"Fitoriana an'i kristy no diako eto,hiraka nampanaovina ahy,hampiseho ny jiron'ny fahazavana ho an'ireo izay mbola ao anaty aizina,sy ireo izay miafina ao anatin'ny maizika ka mitady ny hazavana.
Maro no mangetaheta ny tenin'Atra,maro koa ireo manohatra izany
Raha kristiana ka tsy manana fahavalo dia mandiniha-tena

129. ikaretsaka ( 02/02/2008 13:45)
ka inona no hihomehezanao ahy ary?
130. mbaliana ( 04/02/2008 20:37)
za mba gaga ... jereo fa hoy aho hoe mpitarika fivavahana i Ika...
fa I Ika moa iza? tsy mpitarika fivavahana ve no asany?
I Ika ve no mi-garanti??? aza mba mamorona ... tsy misy fitenenana mihitsy eto hoe IKa no mpigaranti.. ny teneniny dia hoe ampiasao ny fitiavana sy ny talentanao hanasoavanao ny mpiarabelona aminao... dia garanti ny fiainana mandrakizay ho anao.. na koa ny famonjena....zay no fampianarana omeny... dia anjaranao no miteny hoe marina zany na tsia.. fa za aloha milaza hoe tsy hitako ny mahadiso an'izany...

ekena daholo ve ny tenin'Ika hoe mpitarika fivavahana?? tsy olona mihinana amam-bolony akory aho fa afaka misaina rehefa tsy mifanaraka amin'ny fomba fisainako ny tenin'ny mpitarika fivavahana .. tsy voatery aho hanaraka ny heviny... fa zany akory tsy midika fa olona tsy mahay mitarika akory izy...olombelona ohatra ahy koa anie ry zareo .. tsy tonga lafatra misy ny tsy itoviana hevitra ....

valin'ny fanontaniana tediavin'i Niryna> mahagaga anga moa i niryna tsy mitory ny tenin'Andriamanitra ihany koa... dia raha tsy ianao no mamaly azy inona no antony itorianao ???

ny hevitro dia efa nolazaiko teo aloha: NY fanekena no zavadehibe dia arahin'ny fiononana sy fifaliana amin'izay ananana no fiadanam-po sy fahasambarana ... dia atomboka eto an-tany zany...
131. LazaDaddy ( 04/02/2008 21:34)
dia hasoavy ny neighbor-nao sy ny tenanao ary izao tontolo izao @ alalan'ny fampanjakana sy fizarana ny fitiavana sy ny talenta narotsak'Andriamanitra ao aminao!
dia rehefa tonga ny fotoana handehananana any @ izay "fiainan-ko" rahatrizay dia izany foana atao..
=> ataovy izao asa izao sy izaroa?...dia ho hitanao fa...
ikaretsaka:
Fa mandrakizay no azonao.. garanti!
mbaliana> Ny ahy i Jesosy no angalako "garantie" :) ary Izy ihany no ahazoako fiainana mandrakizay fa tsy vokatry ny asa ataoko sanatria :)
132. ikaretsaka ( 04/02/2008 23:08)
io mbambal porofo 1 amin'ny tsy mampety ilay tsimpona sy interpretations tsy misy context an

LD> interpretation gratuiten'ny teniko araka izay itiavanao azy izy izany:wink:
tsy mety io hoa raha tapatapahana fa raiso par contexte
133. LazaDaddy ( 05/02/2008 03:07)
vakio tsara daholo ireo fa ise no sahy mi-garantir eo e...takalon'ny "asa soa" atao... Raha tsy mahay mamaky teny hatrery ambony ery aho dia hoe...:)
134. ikaretsaka ( 05/02/2008 03:27)
lojika izany anie no mahatonga le garanti
135. niryna ( 05/02/2008 07:06)
ikaretsaka:

ka misy diso ve hoa ny nolazaiko

dia hasoavy ny neighbor-nao sy ny tenanao ary izao tontolo izao @ alalan'ny fampanjakana sy fizarana ny fitiavana sy ny talenta narotsak'Andriamanitra ao aminao!
dia rehefa tonga ny fotoana handehananana any @ izay "fiainan-ko" rahatrizay dia izany foana atao..
Fa mandrakizay no azonao.. garanti!


aza anapahana na 1 aza...
raha misy diso dia teneno ahy hoe aiza?


Iza aloha no anontanian' i toi eto e?
Tsy misy diso sy marina izany ka,izay no eritreritrao dia tazomina amin'izay ilay izy.
Ny fanontaniako mbola tsy nivaly foana hatramin'izao;Raha eo aminao ,inona no atao mba ahazoana famonjena?

136. niryna ( 05/02/2008 07:09)
Samy manana ny fampianarana azy tokoa ny tsirairay a.
I kristy no nanambara fa "mino fotsiny ihany dia ho vonjena hianao"
donc,mino aloha,izay ihany dia efa voavonjy.
137. mbaliana ( 05/02/2008 11:07)
mbaliana> Ny ahy i Jesosy no angalako "garantie" ary Izy ihany no ahazoako fiainana mandrakizay fa tsy vokatry ny asa ataoko sanatria

kristy no nanambara fa "mino fotsiny ihany dia ho vonjena hianao"
donc,mino aloha,izay ihany dia efa voavonjy.


hono wa ry zareo ny finoana tsy arahin'asa inn no dikany? samy mahay miteny daholo fa ny manantateraka no sarotra ( tonga amin'ny fomba fitenanana hoe ny teny manidina fa ny asa no mipetraka...)

LazaDaddy> inona no maha samy hafa an'ny mpangalatra tsy mankany am-piangonana sy ny mpankany am-piangonana isaky ny alahady fa mangalatra akoho ny alatsinainy?

I Kristy no niteny, i Ika no namerina ny tenin'I Kristy (ohatra anareo rehetra mandika ny baiboly), izany akory tsy midika fa nitolotena ho kristy koa i Ika... mpamerina ny tenin'i Krsity daholo isika, ary samy mi-interpreter amin'ny fombany aby...
138. LazaDaddy ( 05/02/2008 20:42)
Aza afangaro ry mbaliana fa ity no nolazaiko a.
LazaDaddy:
mbaliana> Ny ahy i Jesosy no angalako "garantie" ary Izy ihany no ahazoako fiainana mandrakizay fa tsy vokatry ny asa ataoko sanatria
Ny tenin'i Kristy dia hoe "tsy misy mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalany"...fa tsy amin'ny alalan'ny asa :). Izay no maha samihafa ny garantie nomen'i Kristy sy ny "garantie" nomen'ikaretsaka :)
139. ikaretsaka ( 05/02/2008 20:48)
dia izao ary no lazaiko an'i LD..
io teninao hoe "jesosy no angalaiko garanti" io..

tsy mi garantir ny garanti nalainao tany @ Jesosy ve ianao? hmmm?
honest honest

140. niryna ( 07/02/2008 06:01)
LazaDaddy:

Aza afangaro ry mbaliana fa ity no nolazaiko a.
LazaDaddy:
mbaliana> Ny ahy i Jesosy no angalako "garantie" ary Izy ihany no ahazoako fiainana mandrakizay fa tsy vokatry ny asa ataoko sanatria
Ny tenin'i Kristy dia hoe "tsy misy mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalany"...fa tsy amin'ny alalan'ny asa :). Izay no maha samihafa ny garantie nomen'i Kristy sy ny "garantie" nomen'ikaretsaka :)



=D=D
Mino aloha dia avy eo manao ny asa

Hanampiko an'izany ho antsika milaza ny asa no atao dia izao:
Inona izany asa izany?
Mitory ny teniny,mampianatra ireo mbola ao anatin'ny maiziny ,mivavaka ireo mila vonjy,mizara ireo fanomezana nomeny antsika,manam-potoana isika? Mandehana mamangy ireny marary ireny,mitsidika ny trano-maizina,manome sakafo ireny mahantra tonga ao am-piangonana ireny.
Izany no asa tian'i kristy ho tanterahana sy ataontsika avy.
Ny tanjony voalohany raha te ahazo famonjena dia ny mino Azy aloha.Mino Azy fa zanak'ATra Izy,Mino Azy fa nohombohana teo amin'ny hazofijaliana Izy,mino Azy fa maty ka nalevina ary nitsanga indray,ary mino Azy ihany koa fa hiverina Izy.
Finoana,finoana .Vakio ny hebreo 11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0104