Mba anontanio ny mpitondra fivavahanareo ity azafady e??

101. ikaretsaka ( 31/01/2008 02:24)
masaka ko ndry ry cucuite
102. niryna ( 31/01/2008 07:58)
mbaliana:

Ny fandinihan-tena tiako lazaina aloha dia ny MANONTANY TENA hoe mety ve ny nataoko... ary raha olon-kafa no manao na miteny amiko an\'izay nataoko tamin\'ny hafa dia mba ahona no reaction-ko...dia inn ny ataoko...sns...

izay koa no antony hilazana ao amin'ny tenin'Atra hoe "izay zavatra tianao ataon'ny olona aminao dia ataovy aminy" Matio 7:12 "golden rule no filaza azy"
Tsy mora anie ny manaraka an'i kristy e,mila fandavantena be,mila mianatra ny mitia olona,tsy mitsaingona na manaikitra teny foana,ny marina dia mankarary kanefa izaho,hianao,isika rehetra no mahazo tombotsoa amin'ny marina.Misy teny maro izay lavin'ny olona ary manaiky izany ny sasany hoe tsy tia mitsimpona,tsy mila manao bla,bla.Fitiavana daholo izany satria nandany ny androny teto izy mizara ny teny fantany sy hamonjeny ny rehetra izay mety mandray. :D
mahereza

103. niryna ( 31/01/2008 08:08)
mbaliana:

fa izao Andriamanitra mpamonjy zao ve ohatry ny dadabe mizara bonbon e? ka rehefa tsy mahazo nefa nangataka dia hoe tsy nahazo famonjena e?

asa aloha aky izay fandraisan-dry an'ilay Atra .
Mpamonjy izy satria izany no hiraka nataony tety an-tany ,dia i kristy izany no resahiko eto an,namonjy ny rehetra mba tsy ho very any amin'ny afobe izay mino Azy.Raha tsy mino Azy moa dia malahelo aho ny hilaza amin'izany olona izany fa efa meloka sahady izy.Soa ihany fa na dia maro aza no nantsoiny ka vitsy no andray azy dia tsy mitsahatra ny mizara izany izay nomeny fahasoavana hizara ny teniny.
Kanefa araky ny tsirairay io,manaova fanandramana hoy aho,izaho no mijoro,mandany ny androko eto dia noho ny fijoroko vavolombelona.Raha namaly vavaka ahy izy,tsy mbola nanodina ny lamosiny ka nanda.Raha bonbon no nangatahiko mety siramamy no fantany fa mety amiko,ny fantako fotsiny dia nanome ahy izay zavatra mifanaraka ny tiany izy fa ny eritreritro no mety diso fangataka dia tsy mahazo.Ary toy izany ihany koa raha miaraka aminy isika tsy midika velively hoe tsy hisy intsony ny fitsampana ny fisedrana,misy foana fa ny manankina ny fiainana aminy tanteraka no zavatra iray tsy hitovizana amin'ireo tsy mino ny mivavaka aminy irery.

104. niryna ( 31/01/2008 08:11)
mbaliana:
Ny dikan'izany zany dia ny olona ihany no manao andriamanitra kely ny tenany maniry sy mitady fa dia i Andriamanitra no mpanome sy mpanatanteraka...

ka ilay olona manao an'Atra kely anie maro e, ary io vehivavy io no isany iray ,tsy namaly azy Atra satria tsy tany aminy izy no nivavaka fa tany an-kafa.

Fa dia lazao amin'io vehivavy io ry Niryna fa TSY NY SITRAPONTSIKA NO ATAO FA AZY ANDRIAMANITRA IHANY A...
:D misaotra aky nanome hery azy a,izay mihitsy ,tsy ny sitrapontsika no aoka ho tanteraka hoy isika rehefa mivavaka fa aoka anie ny sitraponao ry Ray.
105. mbaliana ( 31/01/2008 19:15)
niryna> zay le tsy mety amin'ity mitsimpontsimpona ataondry ity.. tsy hitandry ve fa ironie no nataoko fa ny tena hevitro dia io hoe "lazao ilay vhv ... " mitohy ireo hevitra ireo fa tsy nozaraiko akory...
raha zarazaindry ohatr'io le hevitra dia toy ny hevitra tsy mitohy na mifameno...amin'ny manaraka miangavy andry za mba tsy ho zarazaraina ohatr'io ny hevitro fa manjary ovaindry ny tiako lazaina ... dia misaotra mialoha...:lol:

106. ikaretsaka ( 01/02/2008 00:16)
ty tsimpotsimponareo ity eee:roll:
107. niryna ( 01/02/2008 06:56)
mbaliana:

niryna> zay le tsy mety amin'ity mitsimpontsimpona ataondry ity.. tsy hitandry ve fa ironie no nataoko fa ny tena hevitro dia io hoe "lazao ilay vhv ... " mitohy ireo hevitra ireo fa tsy nozaraiko akory...
raha zarazaindry ohatr'io le hevitra dia toy ny hevitra tsy mitohy na mifameno...amin'ny manaraka miangavy andry za mba tsy ho zarazaraina ohatr'io ny hevitro fa manjary ovaindry ny tiako lazaina ... dia misaotra mialoha...:lol:

:D

108. niryna ( 01/02/2008 06:58)

Mila valiny aho,mba hanontanio ny mpitondra fivavahanareo ahoana no atao mba ahazoana famonjena?
Na koa hoe raha mba te ho any amin'ny fiainana mandrakizay izany isika inona no atao?
Mba anontanio azy hoe ry mbaliana.
Misaotra mialoha
109. niryna ( 01/02/2008 07:00)
ikaretsaka:

ty tsimpotsimponareo ity eee:roll:

:D
mba hanontanio ny namana monpera hoe ry ika ,ahoana no atao mba ahazoana famonjena na koa hoe inona no tokony atao mba ahazoana fiainana mandrakizay?
"What must I do to have eternal life?"
misaotra mialoha :-*
110. ikaretsaka ( 01/02/2008 20:19)
nanontaniako izy dia hoe tsy mitsimpona hono no atao voalohany aloha..:-D

dia hasoavy ny neighbor-nao sy ny tenanao ary izao tontolo izao @ alalan'ny fampanjakana sy fizarana ny fitiavana sy ny talenta narotsak'Andriamanitraao aminao!
dia rehefa tonga ny fotoana handehananana any @ izay "fiainan-ko" rahatrizay dia izany foana atao..
Fa mandrakizay no azonao.. garanti!
111. niryna ( 01/02/2008 21:13)

Izay ve hono no ahazoana famonjena ? misaotra azy ary fa dia hajaina ny teniny.

112. mbaliana ( 01/02/2008 21:42)
niryna> i Ika no mpitarika ny fivavahanay... io efa namaly io izy :lol:
113. xxx ( 01/02/2008 21:52)
mbaliana:

niryna> i Ika no mpitarika ny fivavahanay... io efa namaly io izy :lol:

:roll::cry:
114. niryna ( 01/02/2008 21:57)
mbaliana:

niryna> i Ika no mpitarika ny fivavahanay... io efa namaly io izy :lol:
ka izay tenenin'ika izany dia hekenao daholo?
mbola tsy namaly anie izy e,avereno kely ihany ny fanontaniana na tsy ho any azy hianao,inona tokoa re no ataoko mba ahazoako ny fiainana mandrakizay izany e,ahoana tokoa aza izany atao hoe famonjena izany?Iza no mamonjy ahy,vonjena amin'inona?
Maty? ao am-pasana tsy maheno intsony na mangatsiaka na mangirifiry na mifaly,vovoka no nihaviana dia miverina ho vovoka indray.
Ny fanahy? na isika mankany an-danitra,na isika mankana amin'ny afobe,
Tsy maty izany ny fanahy e,fa na mijaly na mifaly dia ahoana no ahatonga ny fanahiko hifaly ,hioby .

ika tsy mahavonjy,niryna tsy mahavonjy,i mbaliana no mivavaka any amin'i kristy.Tsy misy family business ny famonjena fa individual.Izany hoe hianao ihany no mitsikaratra ,manatona any amin'i kristy ,famonjena ho an'ny tsirairay.
ka ahoana indray ny hoe mino fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao? Rehefa mahazo ny fanahy masina ny iray ao an-trano dia efa ao izany ny fanahy ary hanavotra ireo izay mbola very.

115. LazaDaddy ( 01/02/2008 22:00)
mbaliana:
niryna> i Ika no mpitarika ny fivavahanay... io efa namaly io izy :lol:
ikaretsaka>=D=D=D

116. LazaDaddy ( 01/02/2008 22:04)
mbaliana> sambatra ianao manana "mpitondra fivavahana" hafa an-koatran'i Jesoa sahy mi-garantir fiainana mandrakizay takalon'ny alalan'ny asa atao :)
ikaretsaka:
Fa mandrakizay no azonao.. garanti!
117. cutie ( 01/02/2008 22:06)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
118. LazaDaddy ( 01/02/2008 22:08)
sintomiko ilay teniko etsy ambony fa sarotra ny firafiny, ka averiko eto:

mbaliana> sambatra ianao manana "mpitondra fivavahana" sahy mi-garantir fiainana mandrakizay ho takalon'ny asa atao :)
ikaretsaka:
Fa mandrakizay no azonao.. garanti!

119. fijo ( 01/02/2008 22:21)
za koa aloha ,mpitarika finoanahafaka hanome fahafahampo,fa tsy ela akory.
120. niryna ( 02/02/2008 00:02)
LazaDaddy:

mbaliana:
niryna> i Ika no mpitarika ny fivavahanay... io efa namaly io izy :lol:
ikaretsaka>=D=D=D

:-$:-$:-@=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.2638