Mlay n fiainana e!!

1. tratray ( 27/01/2008 15:16)
kaiz daholo e!
2. dongadonga ( 28/01/2008 04:02)
milay raha mahay miaina :lol:
3. xxx ( 28/01/2008 07:32)
MILAY RAHA MAHAY MANKAFY
4. sarobidy ( 28/01/2008 07:47)
fa inona nefa le tena mampilay azy e!
za klo mahita oe milay fa ndraindray mandreraka b iany
5. endrika01 ( 28/01/2008 12:13)
Milay ny fiainana!Refa mety ny atao(perso)dia voalaza fa milay izy zay!Fa raha mivoaka an'io fiainana perso io ianao dia ,azo lazaina fa TSY MILAY NY FIAINANA!
6. Papoose ( 28/01/2008 12:28)
ary ahon raha le fiainana perso mints no mivoaka? de mbola hilay v:?::-/
7. penina ( 29/01/2008 01:08)
[center]milay kah

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-boutons-gratte.gif[/IMG][/center]
8. zamanoro ( 29/01/2008 02:07)
penina:

[center]milay kah

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-boutons-gratte.gif[/IMG][/center]



Fa nga be moka any ry Penina
9. dongadonga ( 29/01/2008 14:46)
milay be le mangididy an:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2404