Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
veromahefa
(
24/01/2008 08:59)
fanovàna permis de conduire eto Frantsa
Ho antsika eto Frantsa : raha efa nanana "permis de conduire gasy' dia mila ovàna ho "permis vazaha" ao anatin'ny herintaona nahazoana "titre de séjour" voalohany izy io.
Raha ny gasy aty amin'ny f...
tohiny
novalian'i johnbeuh ny 16/06/2014 22:00
niryna
(
24/01/2008 05:49)
Ny rano indray no lafo noho ny lasantsy.
Mety ho variana angamba hianareo raha hilazako izany fa ny aty aminay ny rano sotroina,vidina amin'ny tavoahangy indray no lafo noho ny vidina lasantsy.
Raha misy mariage izany dia ny namana 70 oha...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/02/2008 06:08
ari.malala
(
24/01/2008 05:18)
Bon annif Mamzelkely
Arabaina aky tratry ny tsingerin-taona nahaterahana de ho soa sy hilay b fona ny fiaianana de mahazoa izay irina sy tadiavina ka mahasoa a:-*:-*:-* d miandry gatô za an;)...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:41
lazounet
(
24/01/2008 02:09)
Triste départ
Misy hira hoe TRiste départ henoko tao @ RVG toa Tantely no mihira azy. Sao misy manana tonony ianareo.
Misôtra ô.;-)...
tohiny
novalian'i Samoana ny 25/01/2008 15:36
rakapy
(
24/01/2008 01:07)
feu de stop
Efa henonareo ve ny tantaran'ilay polisy nanao controle tetsy Mahamasina?
Nanakana fiara hono ity polisy iray ka dia nanao ny fomba rehetra mba ahazaona tsolotra. Ara dalana avokoa ny momban'ny fia...
tohiny
novalian'i lohabe ny 28/01/2008 16:55
sakaizakely
(
23/01/2008 22:03)
hanome sa tsia
mijery émission mikasika ny dons d'organe wa zà
mampivarahontsana be le olona antsoina tel de lazain'ilay infirmiere hoe misy vaovao ratsy mikasika ny rahalahinao, nanao arrêt cardiaque tany amp...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 25/01/2008 10:02
olomboavonjy
(
23/01/2008 21:52)
tgv sy rafalimanana
raha samy olondra8 ihany moa izy roa lahy ireo nefa ny malagasy any antanindrazana mifandrafy nohon'ny fiandaniana atsy sy aroa .
izay zany ve ilay atao hoe politika ry zareo ???...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 03:12
olomboavonjy
(
23/01/2008 21:33)
vous les femme
fa maninona ny vevavy no mi se maquiller ,sy be ranomanitra:))
...
tohiny
novalian'i meva2 ny 25/01/2008 07:43
tsiambaratelo
(
23/01/2008 21:32)
MBA MANGATAKA NY TONONKIRA NY AINGA RE ZAH A
Mba mangataka tononkiran\'ny tarika ny Ainga re zah e,\"FITIAVAKO MASIKA\"de le an\'iPatty \"Ankiniko\"misaotra be mialoha é...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 27/01/2008 12:07
rakapy
(
23/01/2008 20:26)
Maty radio K7 sy retrovizera
Nahazo asa hono ity sofera iray hitondra fiara mpitatitra olona mampitohy an'i Fianar-Tana.Faly tokoa ny lehilahy satria manana sakaiza maro @ iny RN7 iny ny tenany.Tamin'izany moa mbola tsy nisy mini...
tohiny
novalian'i rakapy ny 24/01/2008 00:56
xxx
(
23/01/2008 17:31)
lasa ny saiko
...hoe mety ho tsara ny kapa ventiny raha hoanina a, ndao ry reto handramana a, sao mba mahavonjy rehefa le ramaka be iny!!! sa???...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 27/01/2008 19:43
KAMBANA3
(
23/01/2008 12:22)
tsy haiko ny lohateny
Mba inona koa ny mahazo ahy satria taloha tiako be ilay zaza vavy io , ankehitriny izy peziko nefa vao miara matory aminy aho lasa tsy tiako koa izy , asa misy any zany fa dia gaga zaho @io zavatra io...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2008 14:18
xxx
(
23/01/2008 12:09)
MBA HANOELY
Toa mbola tsy misokatra foana ilay hiran'ny Feon'ny fahazavana Toamasina.Svp mba valideo amin'izay moa fa te hijery ny olona é! Merci anh de bonne chance ny mpanantotosa rehetra ny serasera....
tohiny
novalian'i ZEMJOS ny 28/02/2008 08:21
badboy
(
23/01/2008 11:32)
Dia enao zao ve!
Matoa tsy mianatra dia satria tsy mahay, matoa tsy manakohanina de satria noana, matoa tsy miezaka de satria te hivoatra, matoa tsy manambola de satria miasa, matoa voafidy de satria mitondra!
Ka s...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 05:09
wize
(
23/01/2008 11:09)
MANGATAKA TONONKIRAN'I BODO
SLT: azafady mba mangataka ny hiran'iBODO misy ny REFhoe: avelao aho anantena( misy tonony sasantsasany hoe; na dia fohy aza ny omaly....)...
tohiny
novalian'i rabilabila ny 24/01/2008 12:28
xxx
(
23/01/2008 10:18)
FITIAVANA
raha mba misy afaka manome ilay tononkiran'i Njakatiana vaovao "FITIAVANA" iny azafady, ddia misaotra meloha...
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:32
Hobys6
(
23/01/2008 10:15)
manahy aho sao ataonao toy ny sary indray mipika
:cry:')
Mba omeo mo re ra mba manana nareo e!...
tohiny
novalian'i Bafota ny 23/01/2008 16:55
tahina119
(
23/01/2008 10:08)
Tsy mahatanty kritika ve ny fanjakana?
Tsy mahatanty kritika ve ny fanjakana no mahatonga azy hampiato ny karajia.
Nefa mba milaza fa manjaka ny demokrasia eto madagascar....
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:01
tahina119
(
23/01/2008 09:57)
Inona no atao raha tiana ny hampaharitra ny "FITIAVANA"?
Inona no tokony atao raha tiana ny hampaharitra ny fifankatiavan'olon-droa?
Ny zavatra hany mba tiako ambara ny @ fitiavana de zao matoa ny olona roa nifanaiky fa hifankatia amiko dia mifa mifampatok...
tohiny
novalian'i fanasina1 ny 03/10/2018 16:13
cassy87
(
23/01/2008 09:37)
hira
mba mangataka ilay tsiry roa an`i vononavoko iny reto an...
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:39
