Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
23/01/2008 08:02)
Raha diso amin'ny iray loha, dia meloka amin'izy rehetra.
[b]Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha, dia meloka amin'izy rehetra.[/b]
Car quiconque observe toute la loi, mais pèche contre un seul commandement, devient...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/01/2008 06:34
endrika01
(
23/01/2008 07:59)
TENA MBA MAHALASA ERITRERITRA HO AHO ITY
Manaon dôly ndray ary é!!!Ity ho\'aho misy zavatra mahalasa eritreritra ahy é,tena hatramin\'izao ny lohako mbola marary foana,tsy haiko fa sendra nihaona tamina-namana aho,refa mifampiarahaba mou,...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:30
tahina119
(
23/01/2008 06:10)
Fantaro ny atao hoe tena "FITIAVANA"vao miditra ao aminy.
Mba tiako ny mampiditra hevitra ato @ forum raha resaka fitiavana no ambara tsy de hoe mahafantatra betsaka aho akory fa mizara zay mba fahitako azy sy fiatraikan'zany @ zao fiainana zao.
Amin'izao f...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 24/01/2008 13:45
tahina119
(
23/01/2008 05:47)
Manjaka marina ve ny demokrasia eto madagascar?
Miarahaba antsika rehetra ,hametraka hevitra kely ato @ forum ato ny tenako e fanontaniana mipetraka amiko @ zao de zao manjaka marina ve ny "DEMOKRASIA" eto madagascar zay lazaina ombeniombeny fa mad...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 03:33
zandikely
(
23/01/2008 03:28)
Les six Universités à rattacher à la Présidence?
Raha ho tanteraka izany inona ny antony? Inona ny mety tombontsoa hanaovana izany? Ary inona ny lafiratsiny?
Plus l’opportunité d’un remaniement ou d’un changement de gouvernement alim...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/03/2008 10:00
rakapy
(
23/01/2008 03:13)
Biodiesel???
Mba manotany ny tenako hoe: tena tsara ho an'ny tontolo iainana ve ny biodiesel? inona no tsara sy ratsy amin'izy io?...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 27/01/2008 22:48
fijo
(
22/01/2008 23:19)
jesoa sy ny fianakaviany
araka ny fikarohana nataon'i tony Boroughs généalogista amerikanina iray.dia fianakaviana maro ry jesoa.satria nisy ny zokiny (jaka)zanak'i josefa manokana ary nisy koa ny anabaviny(salome sy miriam...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2008 23:02
ikaretsaka
(
22/01/2008 20:13)
JMJ, WYD 2008, Sydney Aostralia
Miarahaba!
Efa nalefan'i Pissoa (i Hery koa angamba efa nandefa) fa saingy tsy hitako ilay liens officiel misy ny hira faneva (ilay angalisy sy ilay teny rehetra) , video, tonony sns....
1...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 31/01/2008 02:56
fijo
(
22/01/2008 19:53)
rahoviana vao hiova e????
dia mbola tena hita fa tsy mijery izay olan amisy sasany amin'ny fiarahamonina ihany ny mpino sasany????rahoviana vao hiova?
http://www.madagascar-tribune.com/Mise-en-garde-de-L-Eglise,4290.html...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/01/2008 00:00
xxx
(
22/01/2008 19:26)
Sao mba misy afaka hanazava azafady
Salama daôly !!!
Raha misy olo niara-nipetraka ka niteraka izy d aorin'io vô nanao mariazy, anefa efa nanan-javatra toy tany, trano sns... talohan'io mariazy ry zareo anefa ny iray t@reo no nitond...
tohiny
novalian'i tashaa ny 13/02/2008 16:43
zamanoro
(
22/01/2008 18:31)
O ry.....
Na ampiharana ny sazy,
Na ampandalovana delestazy
Tsy hampitsara ny maso
Ka tsy hahatsinjovany ny ankaso
… Velarina en-tongony
Na ampifilain’ny Tiko
Na ho voina daholo koa ny radio
Tsy ha...
tohiny
badboy
(
22/01/2008 17:46)
Adinoy
Adinoy miaraka @ 2007 fa niakatra ny trosan'ny firenenan malagasy eo antrehan'ny mpamatsivola! Adinoy koa fa maro ny tsy manatrano vokatry ny cyclone nianjady ny morotsiraka! Adinoy ny niakaran'ny vi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:06
xxx
(
22/01/2008 17:10)
ampy ho an'olona ray tsy mando hofan-trano ve 600 000 fr
mba misy fanontaniana kely ty ze mba afaka mamaly
vola 600 000fr ve ampy ho an'olona ray tsy mandoa hofana-trano mipetraka any madagasikara misy zaza iray ihany fa tsindraindray vao misak...
tohiny
novalian'i soanja ny 04/02/2008 06:28
Ilitakely
(
22/01/2008 16:19)
vazo miteny
mba mitady vazo mite ny reny e!
genre mamy basta;samoela(vaovao fa le taloha efa ananako daoly) sns e!
...
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:37
tezitra
(
22/01/2008 16:15)
RAVALOMANANA a tué INDIRECTEMENT LES 4 FRERES ET SOEURS:
source:http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=1013
Faits divers
Mananjary
Tanora 4 novonoina tamin’ny fomba feno habibiana
Tena tamin’ny fom...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/02/2008 04:23
nirinasoazy
(
22/01/2008 16:06)
aiza no misy anao jeso
manahona tompoko izaho dia mipetraka aty Martiniquee DOM nahen hira izay aho tena tiko be ilay izy sao re mba hainareo na henonareo fa tanaty fiar no nahenoko azy tsy fantako akory na iza no nihir...
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:36
tontavao
(
22/01/2008 14:16)
MBA TSARA RAHA MANANA HAMBOPO NY GASY.
Raha ny fitenenantsika teny frantsay no efa nahatafavoaka antsika dia mba anisan'ny firenena efa tena natanjaka isika. Misy mahay teny vazaha anie ry zareo ny gasy fa dia ny omaly tsy niova ihany é.
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 13:49
KilyBony
(
22/01/2008 14:08)
toy izany ve ny rehinareo rehefa mitondra vohaka?
Faly miarahaba anareo rehetre!:D
Vao nanomboka tsy ho ela ny vohako, dia nirina tokoa moa izy inty, na dia lasa sahady ary ny rainy, eo aminy 1 volana sy tapany eo ho eo, ny manjoa ahy dia malemy tan...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2008 22:41
ni81
(
22/01/2008 14:08)
Misy "courant" raha vao midina ny fiara
Asa raha toa efa nisy niharan'izao toe-javatra izao ianareo na tsia.
Rehefa mangatsiaka ny andro ka miala avy ao anatin'ny fiarako aho dia misy courant, ka izay olona kasihiko voalohany dia lanin'io ...
tohiny
novalian'i jiolah ny 23/01/2008 11:30
badboy
(
22/01/2008 13:41)
Ny fanjakana anaiky ny fanalanjaza, ny fiangonana tsy manaik
De ahoana ndray zany, nefa le sipa kely voafitaka tao @ tanana efa mba nanana fanantenana hoe tsy miafina tsony manala zaza!
Ny eglizy anefa tonga de mandidy be sady mitady hanao lalàna hoe matoa bi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:22
