Adinoy
1. badboy
(
22/01/2008 17:46)
Adinoy miaraka @ 2007 fa niakatra ny trosan'ny firenenan malagasy eo antrehan'ny mpamatsivola! Adinoy koa fa maro ny tsy manatrano vokatry ny cyclone nianjady ny morotsiraka! Adinoy ny niakaran'ny vidin'ny lasantsy! Adinoy ny fiovan'ny mairen'i tànà!
Aza adino fa mbola Ravalo no mpitondra en 2008! Aza adino fa TGV no lany naka ny toeran'ny TIM! Aza adino fa mbola be ny tsy manatrano t@ ireo tratran'ny cyclone! Aza adino fa mbola mitohy ny délestage! Aza adino fa niakatra ny vidin'ny produit tiko! Ary aza adino fa mbola mangetaheta ny hanana ho avy sy hiala @ fahatrana ny gasy!!

novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:06
3. badboy
(
22/01/2008 20:31)
Optik:
tohiny...
Aza adino ny miasa fa sao varian-dresaka eo fotsiny ty elah!
=))=))=))=))=))=))=))o^oo^oo^oo^oo^o
4. ainaheri
(
23/01/2008 04:22)
Kanefa tadidio,fa araka ny statistique manampahaizana dia henja ity taona 2008 ity ka sereo ny ceinture
5. Jeankely
(
24/01/2008 03:40)
Mbola mpianatra io ka tsy fantany izany hoe mafy ary hafa ny miasa. Badboy mbola miala mamita fianarana haingana
6. badboy
(
24/01/2008 07:58)
Ary ra"petitjean" ra azoko tsara matahotra mafy ny ionganandRavalo. Miaro ny seza nametrahandRavalo ny tenany any indonésia anga ranamana????:twisted::twisted::twisted::twisted:
7. Jeankely
(
24/01/2008 08:06)
Angaha misy sezan'ilery any Indonesia?? Sao mitapy?? Efa hoe vitao haingana ny fianarana fa miandry izahay aty Madagasikara fa tsy any ambadika. Tsy misy ilain'ny any ambadika anao badboy=))=))=)) fa manana ny solofo dimbin'ny alany izy