Raha diso amin'ny iray loha, dia meloka amin'izy rehetra.
1. niryna
(
23/01/2008 08:02)
Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha, dia meloka amin'izy rehetra.
Car quiconque observe toute la loi, mais pèche contre un seul commandement, devient coupable de tous.
Jakoba 2:10
19 Ary amin'izany na zovy na zovy no mamaha ny anankiray amin'ireo didy madinika indrindra ireo ka mampianatra ny olona toy izany, dia hatao hoe kely indrindra amin'ny fanjakan'ny lanitra izy. Fa na zovy na zovy no mankato sy mampianatra ireo dia izy no hatao hoe lehibe amin'ny fanjakan'ny lanitra.
Matio 5:19
Raha iray fotsiny aza hono no didy nodikaina dia namany nandika azy rehetra isika,loza ity ?
Ahoana ny hevitrao?

novalian'i niryna ny 26/01/2008 06:34
2. ikaretsaka
(
23/01/2008 16:01)
ka izay ange le hoe aza raisina an-tendrony ilay izy e..
fa i Jesoa ary @ arka misy hoe mamindra fo hatr@ farany ny Tompo,ry joany atsy manao ny sheol sy ny Gehena,
dia mifangaro eo ianao raha an-tendrony fotsiny
fa le concept sy contextes an'ilay izy miaraka @ conscience hitondrana azy.. dia aravony ireo rehetra ireo, io ilay hoe "ao anaty"... lazainay sy i soanja (tsy ao anaty boky io, tsy ao anaty Soratra, fa ao anatinao)
Dominus tecum

4. naritsimba
(
24/01/2008 04:55)
Moa ve ny heloky ny Rainy heloky ny zanany?
Isika rehetra dia teraka avy @ ota, ary maty noho ny ota, dia ahoana izany?
Antsika no mieritreritra ary tokony handinika lalina, marina ilay nolazain'ikaretsaka hoe: aza raisina an-tendrony, kanefa kosa aoka tsy hanamarin-tena avy hatrany isika @ izay rehetra ataontsika, satria izay no miteraka ny hafa hanana fomba fijery ka mitarika azy tsy hitsara tena aloha vao mitsara ny hafa, fa avy hatrany dia ny endrika ivelany izay hitany fa ataon'ny olona milaza azy ho Kristiana sy mpanara-dia an'i Jesoa Kristy, no mahatonga azy ireo hampitaha ny voalazan'ny Baiboly sy ny toetra ivelan'ireo misora-tena ho Kristiana.
Ohatra:
1-Raha milaza ny Baiboly fa mila ampiana ny ory sy ny malahelo, moa ve manaraka izany ara-bakiteny isika Kristiana?
2-Aza mitsara mba tsy ho tsaraina, voahajantsika Kristiana ve izany?
Misaotra antsika namaky

5. niryna
(
24/01/2008 06:35)
ikaretsaka:mba azavao hoe ny hevitrao azafady?
ka izay ange le hoe aza raisina an-tendrony ilay izy e..
mamindra fo ho an'izay mino azy izy,manome tso-drano ny taranaka mandimby ho an'izay mino azy izy,kanefa mamaly ratsy ny taranaka mandimby izay tsy mino azy sy manda ny teniny.Isika no hanapaka an'izany,ka tapaho ary ny gadran'ny fahotana ry ika fa izay no tadiavan'i tompo amintsika tsirairay avy.
fa i Jesoa ary @ arka misy hoe mamindra fo hatr@ farany ny Tompo,ry joany atsy manao ny sheol sy ny Gehena,
:D
dia mifangaro eo ianao raha an-tendrony fotsiny
Tsy ny sain'olombelona na izay mitovy sy eritreritra tiako na tianao na tian'ny hafa ho lazaina no ataontsika fa izay voasoratra ao anatin'ny tenin'Atra ihany.
fa le concept sy contextes an'ilay izy miaraka @ conscience hitondrana azy.. dia aravony ireo rehetra ireo, io ilay hoe "ao anaty"... lazainay sy i soanja (tsy ao anaty boky io, tsy ao anaty Soratra, fa ao anatinao)
Dominus tecum
6. niryna
(
24/01/2008 06:37)
fijo:
ie aza raisina antendrony io soratra io fa manary
Mila mamakafaka isika,marina izany.Rehefa manota dia manota na inona na inona,mpanota ny anarany ary izany no nahatonga ny teny hoe raha ny iray fotsiny no nodikana satria mpanota dia mitovy izay mpanota na firy na firy.
7. niryna
(
24/01/2008 06:40)
naritsimba:=D:-*^:^
Moa ve ny heloky ny Rainy heloky ny zanany?
Isika rehetra dia teraka avy @ ota, ary maty noho ny ota, dia ahoana izany?
Antsika no mieritreritra ary tokony handinika lalina, marina ilay nolazain'ikaretsaka hoe: aza raisina an-tendrony, kanefa kosa aoka tsy hanamarin-tena avy hatrany isika @ izay rehetra ataontsika, satria izay no miteraka ny hafa hanana fomba fijery ka mitarika azy tsy hitsara tena aloha vao mitsara ny hafa, fa avy hatrany dia ny endrika ivelany izay hitany fa ataon'ny olona milaza azy ho Kristiana sy mpanara-dia an'i Jesoa Kristy, no mahatonga azy ireo hampitaha ny voalazan'ny Baiboly sy ny toetra ivelan'ireo misora-tena ho Kristiana.
Ohatra:
1-Raha milaza ny Baiboly fa mila ampiana ny ory sy ny malahelo, moa ve manaraka izany ara-bakiteny isika Kristiana?
2-Aza mitsara mba tsy ho tsaraina, voahajantsika Kristiana ve izany?
Misaotra antsika namaky
=D
8. rijadolly
(
24/01/2008 16:28)
niryna:Loza tokoa raha tsy voafafa.Mila Ra fanadiovana dia ny fanekena Ilay Zanak'Ondryn'Andriamanitra ho Tompo sy Mpamonjy hanafaka ny lotontsika.
Raha iray fotsiny aza hono no didy nodikaina dia namany nandika azy rehetra isika,loza ity ?
Ahoana ny hevitrao?
9. niryna
(
25/01/2008 06:16)
rijadolly:
niryna:Loza tokoa raha tsy voafafa.Mila Ra fanadiovana dia ny fanekena Ilay Zanak'Ondryn'Andriamanitra ho Tompo sy Mpamonjy hanafaka ny lotontsika.
Raha iray fotsiny aza hono no didy nodikaina dia namany nandika azy rehetra isika,loza ity ?
Ahoana ny hevitrao?
marina izany,alaivo ohatra fotsiny ity
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GALATIANA&toko=5&andininy=19-21&dika=
ary raha misy iray ataon'ilay olona dia mitatra ilay izy.
Hoy ilay rangahy izay hoe nanao rongony izy ,viloka,ary mitohy daholo ilay filan'ny nofo.Soa ihany izy fa nanolotena an'Atra ka dia any am-ponja izy no mitory sy mankahery ireo gadra.
10. prime
(
25/01/2008 13:22)
Niryna> Misaotra sy mankasitraka mampatsiahy... tena fototra iray iorenan'ny fampianarana mikasika ny didy sy ny lalàna io tsongainao io...
Io teny io, na dia maro tsy mankasitraka aza dia mampandinin-tena lalina ka tokony iverenana amin'Andriamanitra amin'ny fotoana rehetra... manaporofo mivaingana fa tsy misy tanteraka na dia iray aza... fa na marina amin'ny didy 9 aza nefa diso amin'ny iray dia mitovy ihany amin'ny nandika azy rehetra...
Rehefa nandainga dia mitovy ihany amin'ny mpaniratsira an'Andriamanitra, amin'ny mpamono olona...sns na mpanaja andro sabata sy tsy namono olona aza...
Rehefa nitsiriritra zavatr'olona dia mitovy ihany amin'ny tsy mpanaja andro sabata, amin'ny mpaniratsira Ray aman-dReny... na dia tsy mijangajanga sy tsy manao sarin-javatra voasikotra aza...
Soa fa eo Jesosy mbola miantso sy mamindra fo mandrakariva...

11. niryna
(
26/01/2008 06:34)
prime:

:D =D=D tsy misy fisaorana ,hianao koa no hisaorako hatrany nizara anay.