Sao mba misy afaka hanazava azafady

1. xxx ( 22/01/2008 19:26)
Salama daôly !!!
Raha misy olo niara-nipetraka ka niteraka izy d aorin'io vô nanao mariazy, anefa efa nanan-javatra toy tany, trano sns... talohan'io mariazy ry zareo anefa ny iray t@reo no nitondra ny titre n'ny fananana zany hoe:(niteraka,d avy nahazo trano sy tany d avy eo mariazy)raha misaraka avy eo didin'ny lalàna ny fizarana ireo fananana ireo ??? vita tompoko!
novalian'i tashaa ny 13/02/2008 16:43
2. ikaretsaka ( 22/01/2008 19:33)
lasa ho an'izay nisoratra t@ anarany ny zavatra !
rehefa tsy novainareo nosoratana t@ anaranareo mitambatra
3. badboy ( 22/01/2008 19:35)
Bien acquis avant mariage = bien propre càd bien en dehors de la communauté et revient à son proprio en cas de divorce! Après s'il y a emploi et remploi pendant la communauté de vie c'est autre chose!!
4. xxx ( 23/01/2008 20:44)
Misaotsa fa mazava eh!
5. endrika01 ( 28/01/2008 10:06)
xxx:

Misaotsa fa mazava eh!



Za anefa mbola tsy mahazo tsara miintsy,tena mbô hé!
6. xxx ( 28/01/2008 18:41)
andrika01:
Inna ny mbola tsa mazava zany fa hoe tonga d lasan'le nisotra ny tany sy ny trano zany raha misy ny fisarahana satria taty aoriana ny fisoratana raha ny fahazoako azy aloh eh!
7. moi ( 04/02/2008 11:25)
Sao dia raha hoe samy mikepoka ny azy ny régime mariazy vao araka izay ?
Hafa anie ny hoe zara mira (mitovy), ao ny kitay telo an-dàlana, dia asa koa raha mbola misy régime hafa ?

8. tashaa ( 13/02/2008 16:43)
xxx:

Salama daôly !!!
Raha misy olo niara-nipetraka ka niteraka izy d aorin'io vô nanao mariazy, anefa efa nanan-javatra toy tany, trano sns... talohan'io mariazy ry zareo anefa ny iray t@reo no nitondra ny titre n'ny fananana zany hoe:(niteraka,d avy nahazo trano sy tany d avy eo mariazy)raha misaraka avy eo didin'ny lalàna ny fizarana ireo fananana ireo ??? vita tompoko!

-raha fananana talohany mariazy;: samy mitàna ny tranony na taniny avy izy 2
- raha fananana azon'izy 2 tao aoriany mariazy, na niteraka izy na tsia , dia miankina aminy regime matrimonial nosafidiny:
*raha nanao contrat de mariage izy 2, ka nifanaraka fa samy mitana ny fananany (separation de biens) , na itàna ny kitay telo andalana, na hiraisana ny fananana, na koa hoe ifanarahana ao anaty contrat de mariage fa ho atsofoka ho fananana iraisana izay efa anjaran'izy 2 talohan'ny nivadiana (incorporation )
dia izay voalazany contrat no mihatra
* raha tsy nisy contrat de mariage dia ny lalàna iraisan'ny daholobe no mihatra , izany hoe ny zara mira (partage égal)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3236