TENA MBA MAHALASA ERITRERITRA HO AHO ITY

1. endrika01 ( 23/01/2008 07:59)
Manaon dôly ndray ary é!!!Ity ho\'aho misy zavatra mahalasa eritreritra ahy é,tena hatramin\'izao ny lohako mbola marary foana,tsy haiko fa sendra nihaona tamina-namana aho,refa mifampiarahaba mou,misy tsy mandray tanana fa am-bava na mifanatsika tanana dia samy vita.//narosoko ny tanako,tonga de nisy hoatran\'ny courant be zany(tsy haiko na avy any aminy na avy amiko)//inona kay no mety mahatonga an\'izany?
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:30
2. ni81 ( 23/01/2008 08:42)
Sao dia vao nidina ny fiara io olona narabainao io no nampisy ilay courant! Izaho mantsy vao omaly no nanontany ny namana teto @ serasera mba hanoro hevitra momba ny fiarako fa misy courant foana izy io ary tena mijaly mihitsy aho fa marary ilay voany.
3. achrafhanna ( 23/01/2008 08:54)
Misy courant ahoana 'zany e,mba hazavao tsara ry endrika01 sy ni81 a,tena manjavozavo,nefa mahaliana
4. ni81 ( 23/01/2008 09:07)
Jereo eo @ lay hoe: dinika rehetra dia midira ao @ hoe fiarakodia fa nisy torohevitra natoron'ny namana vitsivitsy ao momba io courant io.
5. endrika01 ( 23/01/2008 10:09)
Lay olona niarahaba anah ané tsy nandé fiara é,fa tena gaga aho,fa izy koa voa,ny hanazavako azy misimisy de,satria zaho t@mbola kely de efa lanin\'ny courant nisy fil niboridana tao an-dakozinay de za nanisaka vilia tsara iny no voakasiko le izy,de tsaroko maina hatr@lelako fa naronjony be ny tanako havia,de saika nitovy t@zay kounkou lay nitranga t@fifampiarabana nataonay tena tsy azoko!!!
6. ni81 ( 23/01/2008 10:23)
Misy niteny koa fa rehefa manao akanjo nylon na synthétique dia misy courant @ vatana satria rehefa manala ilay akanjo ange dia henoy fa toa misy ohatry ny mipoapoaka kely izany mihitsy e! dia mety ho nanao akanjo synthétique angamba ny iray taminareo dia izay no nampisy courant. Fa ny ahy dia rehefa mivoaka ilay fiarako ihany fa @ fiara hafa aho tsy mbola naninona mihitsy. Raha manao bises olona aza aho dia misy @ ny tarehiko raha vao midina avy aminy aho.
7. endrika01 ( 23/01/2008 11:19)
ni81>nandeh tao@lay dinika nolazainao aho.Saika nitovy eritreritra isika teo.//tsy nandinika ny akanjo nanaovany aho,zah tsy nanao akanjo bà na synthetic,teo aloha dia io namako io no noheveriko ho bizzare,tato aoriana anefa dia niverina indray io t@olona hafa,teo @zay aho vao nihevitra ahy ho bizzare.
8. penina ( 23/01/2008 12:51)
Norma izany kah,

"charge" fa tsy tena "courant" loatra. Dia rehefa tafakasika "charge opposee" na 0(varavarana ohatra) dia lasa misy an'iny "courant" iny.

Ny mampi-"charge" indray dia betsaka: vam, akanjo nylon, akanjo volon'ondry ...

sa mpiasan'ny JIRAMA i endrika? :°)
9. Papoose ( 23/01/2008 13:09)
mety frottement physique:D
10. penina ( 23/01/2008 13:12)
Dia ny inona sy ny inona no mi-frotte ry papoozy? :-D
11. tsiambaratelo ( 23/01/2008 14:15)
Angamba kosa mety hoe ny\"group sanguin\"no nitovy dia nifampisitona.
12. caprio ( 23/01/2008 19:51)
tena marina io, fa ny ahy ndray ny voamariko dia refa tena vizana be iny no mikasika zavatra tampoka ny tanàna ,tonga dia misy courant manaikitra mintsy
13. kelly13 ( 23/01/2008 19:54)
halako mintsy iny sensation-na decharge iny refa manakaratona varavaran'ny fiara, tiko dakana zany le varavarana :x
14. tsiambaratelo ( 23/01/2008 21:51)
kelly13:

halako mintsy iny sensation-na decharge iny refa manakaratona varavaran'ny fiara, tiko dakana zany le varavarana :x

zaho kou efa tratran'io imbetsaka,lay mampiakatra vitre ny auto iny,tena mangorana ny tena mantolo.
15. Vitsikakely ( 24/01/2008 06:23)
Ka io le andrarana ny be sy ny bobaka,tsy hivorivory refa mitselatselatra iny ny andro,fa tonga dia mifandrirodrirotra avy hatrany ny charge.
16. endrika01 ( 24/01/2008 08:00)
penina:

Norma izany kah,

"charge" fa tsy tena "courant" loatra. Dia rehefa tafakasika "charge opposee" na 0(varavarana ohatra) dia lasa misy an'iny "courant" iny.

Ny mampi-"charge" indray dia betsaka: vam, akanjo nylon, akanjo volon'ondry ...

sa mpiasan'ny JIRAMA i endrika? :)

An,an,za tsy mpiasan'ny JIRAMA,fa ndraindray za mba manolo ny lamp refa lany ny ato an-trano
17. endrika01 ( 24/01/2008 08:01)

18. endrika01 ( 24/01/2008 08:02)

19. endrika01 ( 24/01/2008 08:09)
Taiza ndray ary no voatsindry fa lasa miverimberina be ny hevitra nalefako teo,sa ve mbola le courant ndray!!!
20. endrika01 ( 26/01/2008 18:12)
Dia ny volon-doha ihany koa zany misy charge ry zareo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2266