jesoa sy ny fianakaviany
1. fijo
(
22/01/2008 23:19)
araka ny fikarohana nataon'i tony Boroughs généalogista amerikanina iray.dia fianakaviana maro ry jesoa.satria nisy ny zokiny (jaka)zanak'i josefa manokana ary nisy koa ny anabaviny(salome sy miriam) sy ny zandriny lahy(tomasy mbola misy iray fa tsy voaraiko ny anarany).
ny mahagaga hoy ity pandinika ity dia tsy hita taratra loatra ao anaty baiboly ireo havany ireo fa toa nahilika;nefa i jaka izay zokiny dia pretra voalohany tao jerosalema.
ary tamin'ny fiarah amisakafo farany,dia voalaza fa ny mpianany no nanao ny sakafo,nefa rahefa tena alalinina ny tantara dia i salomé sy maria reniny sy anabaviny no nanao ny sakafo.

novalian'i fijo ny 01/02/2008 23:02
2. fijo
(
22/01/2008 23:25)
araka ny fikarohana nataony koa dia hita fa tena nanohana an'i jesoa tamin'izay nataony rehetra ireo fianakaviany ireo.ary nanampy azy be tao anatin'ny ady mafy.toa ny fandravana tsena nataony.izay nanampian'i rahalahiny azy.sy ny fanaingana ny olona hitsena azy fony isy nitaingina apondra hiditra ny tanana.
ny olana dia i jaka raha natao eveka n'i jerosalema dia nanamafy fa i jesoa dia jiosy ary ny kristianisama di atsy miala amin'ny jiosy.io dia nolavin'i piera tanteraka.
ary ilay piera itydia to anihezaka nanilika izay nifanakaiky tami'i lery rehetra an.nahiliny i maria magdalena fa hoe mpivarotena,nahiliny ny fianakavian'i lery fa nanelingelina azy.

3. nandrianina1
(
23/01/2008 00:52)
misy filazana ny @ fianakavinyJeso any @ Matio any ka fa sty mivalapatra be!andraso fa tedaviko so de miso milaza eo ndray we asio precisionnnnnnn
5. ikaretsaka
(
23/01/2008 02:03)
*Ataoko style zafindraony ity resaka ity aloha mba hahatsotra azy fa miala tsiny sahady @ izay voatohina*
Ramaria hafa letsy ny renin'i Razaka sy sy ry Salome ary i Joseh (ohatran'ny an'i gasy heo Rasoamanahirana sy Rasoanantenaina... samy Rasoa) fa tsy Maria an'i Jesoa an
Ary zanak'i Ralphonse (Alfeosy=Alfe) izy fa tsy Josefa(Matio 10:3; Marka 3:18),
marina kao ny an'ialahy hoe Evekan'i Jerosalema izy (voalaza betsaka ao @ Asan'ny apostoly sy Galatianina ao izay raha tsy diso aho)
fanina teo @ ny dikan'ilay teny Grika "Adelphos" io Boroughs. efa nojereko koa fa io fa tsy hitan'i lery sy ny ignoreny ny hoe @ teny Grika sy Arameanina sy Hebrio dia teny 1 ihany ny frere, soeurs , sy ny cousin(e)s
Tsara homarihina: Rehefa tao @ College des Apotres (lasa hoe college des eveqques /cardinaux io aty aoriana ) dia fomba hatrany @ tantara sy taonjato voalohany ny mifampiantso hoe "Rahalahin'ny Tompo"
Aza jerena any @ le lafiny 1 ihany hoa io fa efa misy tantara lavabe voasoratra sy lovan-tsofina .... nogarder-na efa ho 2000 taona mahery! anisan'ny porofo manambara ny tsy maha ampy ilay boky .... (lasa indray Ika)

6. niryna
(
23/01/2008 07:53)
fijo:
araka ny fikarohana nataon'i tony Boroughs généalogista amerikanina iray.dia fianakaviana maro ry jesoa.satria nisy ny zokiny (jaka)zanak'i josefa manokana ary nisy koa ny anabaviny(salome sy miriam) sy ny zandriny lahy(tomasy mbola misy iray fa tsy voaraiko ny anarany).
ny mahagaga hoy ity pandinika ity dia tsy hita taratra loatra ao anaty baiboly ireo havany ireo fa toa nahilika;nefa i jaka izay zokiny dia pretra voalohany tao jerosalema.
ary tamin'ny fiarah amisakafo farany,dia voalaza fa ny mpianany no nanao ny sakafo,nefa rahefa tena alalinina ny tantara dia i salomé sy maria reniny sy anabaviny no nanao ny sakafo.
Hoy ny soratra masina hoe "ny mpaminany tsy masina an-taniny"
-na ny rahalahiny aza dia tsy nino Azy
-hoy ny rahalahin'i kristy hoe ,maninona no tsy miakatra any Jerosalema hianao mba ho hitan'ny olona ny asanao,satria raha ny rahalalahiny aza dia tsy nino azy
-mitady anao ao alatrano ao ny reninao sy ny rahalahinao.
Toy ny mpivady rehetra io,rehefa teraka soa amantsara i kristy dia nahalala an' i Josefa amin'izay i Maria.
Ny dikany dia nanana zanaka izy ireo.
Ho avy indray izao ilay olona izay hiteny fa tsy manana rahalahy na anabavy i kristy fa fianakaviana ao amin'ny tompo
Ny fanontanian'i fijo izany dia hoe tsy hita ao anaty baiboly ireo havany?
Ka ny baiboly anie tantaran'Atra e,ny niandohany sy ny fiafarany,ny hiverenany ihany koa.Izy izany no centre c'interet ka inona no ampidirana ny rahalahiny ny zafindohalik'i Josefa ,ny reniben'i Kristy (Anna ohatra).Koa tsy nino azy ireo dia mety tsy nanao fahagagana koa,taty aoriana no nisy nanaraka ny rahalahiny iray. Lasa kristiana :roll: iza moa ilay izy ry fijo :D:D
7. LazaDaddy
(
23/01/2008 07:58)
fijo> Tohizo ny fanadihadiana fa mahafinaritra.
1) Efa mino aloha izany i Fijo fa nisy ara-tantara i Jesoa :)
2) Tsy nino an'i Jesoa ho mpamonjy ny iray am-po taminy raha tsy efa nitsangana tamin'ny maty Izy :)

8. jiolah
(
23/01/2008 12:14)
tsy hoe nailika le havan lery n fahitako azy fa ry lerony nanoratra le tantara mihitsy zany no nifantoka tany @ le resaka fahagagana s fampianarana de iny no masahany :wink::wink:
9. xxx
(
23/01/2008 12:16)
jiolah:
tsy hoe nailika le havan lery n fahitako azy fa ry lerony nanoratra le tantara mihitsy zany no nifantoka tany @ le resaka fahagagana s fampianarana de iny no masahany :wink::wink:
Ary mba misy olona mieritreritra ihany ato k'le , fa tsy ilay mpanenjika be fahatany fotsiny
Merci
10. fijo
(
23/01/2008 21:28)
nandrianina azafady fa noheveriko hoe efa nolazaiko tato,kay tatsy ambadika fa tamin'ny "fandaharana tao amin'ny planete" no nahitako an'io.
marihiko fa za tsy hilaza hoe io no tena marina fa fikarohana nataony io dia zaraiko eto.
ika i zaka hozy dia zana'i josefa manokana tamin'ny vadiny voalohany,fa ry salome dia zanany tamin'i maria
io dia tahirintsoratra jiosy no nakany azy .ary i jaonina mpanao batisa di alazainy fa cousin an'i jesoa.
tsaroako mihintsy io fanazavan'ika io hoe amin'ny hebreo dia frère daholo na cousin aza.fa ny généalogiste kosa mijery ny ray sy reny vao miteny ka.
laza.za anie ninon foan afa olombelona nisy teto i jesoa e.tsy mbola nanda izany mihintsy aho;izy lazaina he andriamanitra no tsy ekeko.

11. fijo
(
23/01/2008 21:37)
Tsy nino an'i Jesoa ho mpamonjy ny iray am-po taminy raha tsy efa nitsangana tamin'ny maty Izy "
raisiko io voalzan'i laza io.
araka ny fanadihadiana dia izay tokoa ny zavanisy.
izao no fahitany azy.
ny fianakaviany dia nomba hatrany an'i jesoa ary nihevitra fa tsy mitovy amin'ny olona rehetra izy.saingy tamin'ilay fanasana ,izay nanovany ny rano ho divay vao nino ry zalahy fa masina i lery.
ary hatreo dia nomba sy niaro azy hatrany ry zareo(fianakaviany)saingy nony nohomboina izy,dia diso fanantenana ry zareo fa tsy izy ilay mesia ,satri aaraka ny finoana jiosy io mesia andrasana io di atsy matin'olombelona.teo dia kivy ny fianakaviany.
saingy tsy nijanona teo ny fianakaviany fa nitady hevitra hanandratana azy.dia ilay resaka hoe nisy vehivavy telo naika hanositra menaka ny faty nefa foan any fasana,ny baiboly to atsy nilaza mazava hoe iza ireo?fa ny fikarohany di anahitany fa i maria reniny sy ny anabaviny ireo telo vavay ireo.

12. fijo
(
23/01/2008 21:43)
ary izy ireo no nampiely ny resaka fa nitsangana i jesoa.
dia nisy ilay resaka hoe ny mpiandry ondry roalahy nifanena ary tsy nahalala zy raha tsy efa niara nisakafo taminy.voalazany fa mbola rahalahin'i lery izy roalahy ireo.
izany hoe rehefa zohina di any fianakaviany no tena nanao izay hampino ny olon afa nitsangan atamin'ny maty izy.ary teo no nanomboka ny resaka finoana an'i kristy araka io voalazan'i laza io.
ka averiko fa tsy hevitro ireo fa mba mitatitra fotsiny aho satri amahalian ailay resaka.
averiko fandaharana tao amin'ny planete mitondra ny lohateny hoe"les liens de jesus "ny lohateniny.

13. nandrianina1
(
23/01/2008 22:01)
ny fianakaviany dia nomba hatrany an'i jesoa ary nihevitra fa tsy mitovy amin'ny olona rehetra izy.saingy tamin'ilay fanasana ,izay nanovany ny rano ho divay vao nino ry zalahy fa masina i lery.
NY renin'i jeso efa nino h@ voalohany, fa tsy hoe t@ iny iz vo nino we tsy mitovy @ rehetra iz. fa saingy nafenininy tao am-pony fotsiny zany:arrow: jereo ny tantaran'ny t@ izy telo mianaka nakany @ tempoly (jeso 12 taona)
ia ilay resaka hoe nisy vehivavy telo naika hanositra menaka ny faty nefa foan any fasana,ny baiboly to atsy nilaza mazava hoe iza ireo?fa ny fikarohany di anahitany fa i maria reniny sy ny anabaviny ireo telo vavay ireo.
misy ao anaty bible io ka andraso kely fa misy mahay ilaza az eo:)
14. fijo
(
23/01/2008 22:07)
mahalina be io fandaharana io,na di ambola tezy toa ny rehetra ihany aza.
16. fijo
(
23/01/2008 22:12)
le izy aloha raha ny nasehony dia tahiry jiosy no tena nanaovany ny fanadihadiany.izany hoe tahiry tsy kristianina loatra.ka izay no mety tsy hampitovy loatra azy amin'ny mpino
17. ikaretsaka
(
23/01/2008 22:18)
io 3 vavy io aloha de efa resaka problematika e, eny na ny isany aza!
i Ramadelenina de i Jeanne vadin' Chuza (Lasa hoe i Suzanne) , ilay Garde an'i Heroda, (Lioka 8, sy lioka 23)
matio sy marka (misy an-dry salome ns) hafa ny filazany, i Joany hafa (i Ramadelenina ihany) , i lioka hafa...
fa ny fantatra fotsiny dia nisy vevavy nankany .. de zay andraisana azy fa tsy heo iza?
Izay le heo aza tsimponina

18. fijo
(
23/01/2008 22:25)
ka izay mihintsy ,tsy nazava hoy lery le hoe nisy vehivavy nankany hoe iza??dia izay no nokarohany.lery tsy te hijanona hoe izao de aoka eo.izay no lazaiko an'ialahy hoe tahiry jiosy no nakany ny ankabeazan' io fikarohana io.
19. ikaretsaka
(
23/01/2008 22:28)
ka de ho lany andro sy ho faty tsy hahavita lilil eo am-pieritreretana isambevavy eo lery fa tsy ny zavatra hafa no imasoana... ohatra heo mahasoa ny mpiara belona ohatra
20. fijo
(
23/01/2008 22:32)
ka izay le mikaroka ko.za manokana aloha tsy hiteny mihintsy hoe tena marina ny azy satria za tsy mpino.ny ahy ny tena nahafinaritra ahy dia ny hoe misy fomba fijery hafa mitranga momba izany faninandro izany.
ny zavatra namafisiny koa di any ilazana fa tsy olona fotsy hoditra toa ny vazaha i jesoa fa somary zara