jesoa sy ny fianakaviany
21. ikaretsaka
(
23/01/2008 22:38)
mba zavatra interessant sy mahasoa olona (mampitombo ny kapoa bary andrahoina ohatra, na ny aretina sy ny fahantrana, na mampihena ny vidin-dasantsy) letsy karohana rehefa mikaroka ihany le
22. LazaDaddy
(
24/01/2008 00:24)
fijo> hajanony hono izany ny fakarohana...sao mipoitra ny marina e =))
23. ikaretsaka
(
24/01/2008 02:22)
tsy ni fikarohana no hajanona, fa mba fikarohana hisy vokany mahasoa no atao..
io ndray ratendrony :wink:
io ndray ratendrony :wink:
24. LazaDaddy
(
24/01/2008 02:25)
ka tsy mahasoa angaha "ny fahafantarana" ny iray tam-po tamin'i Jesoa? Tsy mahasoa an'iza? :)
25. ikaretsaka
(
24/01/2008 02:31)
ka mampitombony isan'ny miditra am-piangonana izany sa mahafoana ny halatra sy ny harom-paosy, sa mampihena ny voan'ny tazo sy ny sida sa mahamora ny vidim-piainana?
26. rakapy
(
24/01/2008 02:31)
Ahoana ary zany Ralaza. Tary ianao nanotaniako ny momban'ny jaoban'i lery nilaza fa tsy hita izay mahasoa ny fahalalana izany nefa eto toa liana ny momban'ny tampoho raika taminy indray?=))=))=)) Ataovy serier wa le kozy:-D
27. ikaretsaka
(
24/01/2008 02:35)
izay anie hoa rakapy e.
Tsa raharahanay avao na zanty ali na tsy zanti ali ny taki borosy, ba v6 na v8 na moterana 4l na moterana brushing no ao anaty capot fa ny hahatongavana any tolozy ny tanjona
Tsa raharahanay avao na zanty ali na tsy zanti ali ny taki borosy, ba v6 na v8 na moterana 4l na moterana brushing no ao anaty capot fa ny hahatongavana any tolozy ny tanjona
28. LazaDaddy
(
24/01/2008 02:36)
rakapy> tsy nanontany ise fa nanao affirmation ka, sady tsy nanome fanazavana hoe inona ny nahatonga an'ise niteny an'izay :). Eto tsy affirmation fa fikarohana :)
ikaretsaka> Noheveriko fa ianao ilay mpiteny hoe "fantaro aloha izay inoana". Eny, fantariko izay inoako...fa tsy avelako asesika ao an-dohako fotsiny hoe tsy nanana iray tam-po i Jesoa. Izao hita soritra manana iray tam-po Izy. Tena mahasoa ahy io satria ahafantarako ilay inoako tsy ho voarebiraby :)

29. ikaretsaka
(
24/01/2008 02:41)
fantatra ny inoana lD ok.. fa mampaninona ilay fahafantarana ny inoana ny mahalala sy tsy mahalala izany?
eo anie isika izao e?
raha resaka komonio sns dia iee. ...
io ef anazavaiko io ambony io koa ny antithese-'io ry LD an
rehefa mandray hoa de @ vatany fa aza amin'ny tendrony!
eo anie isika izao e?
raha resaka komonio sns dia iee. ...
io ef anazavaiko io ambony io koa ny antithese-'io ry LD an
rehefa mandray hoa de @ vatany fa aza amin'ny tendrony!
30. LazaDaddy
(
24/01/2008 02:43)
rakapy:Fantaro tsara rakapy a. Ataovy ny fikarohana fa aza mety sakanana izany :)...dia aza manao "affirmation gratuite" na minomino foana izay ambaran'ny olona fa karohy :) Nanana sipa koa ve ny iray tam-po taminy? :)
Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?
Raha ny fandinihiko azy alou de ckoxx no tena reviny surtout rehefa avy mirevy divaka iny izy
31. LazaDaddy
(
24/01/2008 02:45)
ikaretsaka:Amin'izay tsy voafitaka raha misy miziriziry ohatra hoe tsy nanana iray tam-po i Jesoa fa virijiny mandra-pahafatiny i Maria :)
mampaninona ilay fahafantarana ny inoana ny mahalala sy tsy mahalala izany?
32. rakapy
(
24/01/2008 02:50)
Ka izay koa no nahatonga ahy ho liana t@ ilay hoe sakaizany fa sao dia nanana zanaka t@ sisiny koa izy?
33. ikaretsaka
(
24/01/2008 02:52)
ka iza no niteny (ankoatranao) fa tsy virijiny mandra pahafaty i maria?
io efa nomeko io ny atithese fanavahana an'ireo Maria samihafa : lazainao fa tsy virja sy ilay maria lazaina fa virja! wink: ary tsy misy hidiran'ny naha virjiny an'i Maria mihitsy le resaka naroson'i boroughs ....
aza mandray an-tendrony laza fa mampihomehy mampalahelo a! dia mamakia tsara fa in 5 ianao izay no tratran'ny fandraisana an-tendrony tato anatin'ny 24h...
mba tongava saina!

34. LazaDaddy
(
24/01/2008 02:53)
rakapy> tena mamporisika mihitsy aho hoe karohy fa aza manaiky sakanana tsy hikaroka. Dia asehoy ny maha marina na maha diso azy :)
35. ikaretsaka
(
24/01/2008 02:56)
dia izay koa ny tsy azoko.... le hoe sakaiza sy zanaka antsisiny laaaaavin'i LD be.... fa raha vao fianakams de :^) be razoky!
36. rakapy
(
24/01/2008 02:56)
Tena efa ampikarohana ny fasana misy ny taolany isika izao fa ho lazaina eo ihany ny vaovao:lol::lol::lol:
37. LazaDaddy
(
24/01/2008 03:00)
rakapy> Tohizo fa mahaliana ny fikarohana fa aza mitsahatra... :)
ikaretsaka:raha toa ka tsy voafitaka ny olona dia minomino foana mandany vola aman-karena sy fotoana amin'ny zavatra diso :). Tsy mahasoa ve azy izay raha marina? Raha mahasoa dia avelao izy hikaroka fa aza mahana am-boalohany hisakana azy tsy hikaroka an'io :)
ka mampitombony isan'ny miditra am-piangonana izany sa mahafoana ny halatra sy ny harom-paosy, sa mampihena ny voan'ny tazo sy ny sida sa mahamora ny vidim-piainana?
38. LazaDaddy
(
24/01/2008 03:01)
Diso tsipelina ilay etsy ambony:
raha toa ka tsy voafitaka ny olona dia TSY minomino foana mandany vola aman-karena sy fotoana amin'ny zavatra diso . Tsy mahasoa ve azy izay raha marina? Raha mahasoa dia avelao izy hikaroka fa aza mahana am-boalohany hisakana azy tsy hikaroka an'io

39. ikaretsaka
(
24/01/2008 03:02)
le zavatra lazainao fa zavatra diso anefa ... nahasoa ireo olona nino izany... izay no mahagaga..
---> marina ilay izy matoa mahasoa!
cf lourdes, Cf fatima, Cf Immaculate conception!
---> marina ilay izy matoa mahasoa!
cf lourdes, Cf fatima, Cf Immaculate conception!
40. ikaretsaka
(
24/01/2008 03:07)
vao mainka aza nihatsara ny fiainany noho ilay nandoha 1/10 mpananana...
\eo no tsy azo nefa mahagaga..
nahatsara ny fiainan'ilay nino kokoa ilay nino noho ny fiainan'ilay "mpikaroka"
ilay mpikaroka mbola mikafiry mafy ny thesis-ny ho eken'izao tontolo izao! :-D
ity tsy nila nikafiryfia betsaka ny nahalala