jesoa sy ny fianakaviany

61. Rasiligaoma ( 24/01/2008 07:23)
hay ve.. ny tenako ve nahalala, mba ni assume fotsiny aho..

ka ilay apocrypha tsy nety amin'ilay finoanao ilay hoe "ny tiatiana ihany"

"raha izay tiatianao fotsiny ihany momban'A/tra no inoana, tsimponina, atao tsianjery, tadidina fatratra, fa ny sisa tsy azoazonao dia ariana na odiana fanina,na tsy rarahiana dia tsy Andriamanitra intsony no inoanao amin'izay fa ny tenanao"
62. LazaDaddy ( 24/01/2008 07:27)
Rasiligaoma> Tsy izay tiako na dia izay aza no tianao ka :).
1) Ilay apocrypha aloha voalohany indrindra tsy tao @ canon
2) Ilay apocrypha tsy nampiasain'ny jiosy, ary tsy nampiasain'i Jesosy rahateo koa
:)
63. Rasiligaoma ( 24/01/2008 07:41)
hay ve? aleo hihomehezana sisa!
Taranjako ilay izy fa miala tsiny aho LazaDaddy fa hamelabelatra
1) ao anaty canon tokoa tompoko ny apocrypha, jereo ny Canon d'Alexandrie na Septuagint
ary nampiasa ny Septuagint tokoa ny Apostoly sy ny Tompo . Nohamafisina tamin'ny Kaonsilin'i Hyppo (393 AD) sy Carthage (397 AD)

2) Ny jiosy dia nanao ny Canon Palestinianina (90 AD) izay ratification an'ny TT hifanaraka amin'ny toetr'androny!

-> ka iza no ekenao? ny kristianina sa ny Jiosy raha nanao ny tenanao ho Kristianina ianao??? i Lotera no nanala ireo fa tsy ny canon izany mihitsy!

Tohiziko amin'ny manaraka ny nitranga tamin'ny 1536 AD
64. LazaDaddy ( 24/01/2008 07:44)
Rasiligaoma> aleo tokoa ise hihomehy fa ny apocrypha dia tsy tao @ canon fa nampidirina taty aoriana: "deutero-canonical" :)
65. Rasiligaoma ( 24/01/2008 07:54)
azon'ise velabelarina aloha hoe iza no nametraka ilay anarana hoe deutero (Sixte de Sienne, Jiosy nifindra katolika ) ?:D teny inona ny hoe deuteronos(grika) ? inona no dikany (canon faharoa?

Dia ny naha deutero azy azon'ise? (satria nandefitra dia mody natao hoe nampiana t@ ny Canon palestinien=hi favoriser-na ilay nataon'ny jiosy: resaka ekiominnisma)

ary ny deteurocanonique tsy midika hoe tsy Canonique.
sao diso fihevitra
66. LazaDaddy ( 24/01/2008 07:57)
dia firy ny iray tam-po tamin'i jesoa moa? :)
67. LazaDaddy ( 24/01/2008 07:58)
natao hoe nampiana t@ ny Canon palestinien
...nampiana :)
68. Rasiligaoma ( 24/01/2008 08:02)
ho an'ireo mila porofo sy tia mitsimpona hoe nampiasa Apocryphes ny Apostoly.. dia i Paoly no ohatra voalohany
Hebrio 11:35 dia ny voalazany 2Makabeo7 no nataony references
ny Kor 15, 29 koa manambara misimisy kokoa ny ao amin'io bokin'i makabeo io.

Makabeo no nataon'i paoly references tompoko. namaky sy nampiasa Apokrypha izy!
69. Rasiligaoma ( 24/01/2008 08:05)
ny canon palestinien an;i jiosy dia nangalany... dia nampiana nony lasa katolika i Sixte de Sienne..

ny Iray tampo tamin'i jesoa? Isika mirahalahy koa Iray tampo aminy...zokintsika izy? sa ahoana?:wink:
70. Rasiligaoma ( 24/01/2008 08:08)
korintianina voalohany io misy ny toko faha 15 ry hava malala ao amin'ny tompo
Afaka vakiantsika amin'ny anaran'izay tiantsika hamakiana azy!
71. LazaDaddy ( 24/01/2008 08:13)
=)) tsy misy ifandraisany mihitsy ilay fitsimponana :)
Rasiligaoma:
dia nangalany... dia nampiana
ahhhh! Miha mipoitra tsikelikely ihany ny fahamarinana. Tena ilaina tokoa ny fikarohana na dia sakantsakanan'ny izay mety ho very tombontsoa aza.
72. Rasiligaoma ( 24/01/2008 08:15)
fanamboarana kely ny hafatra laharana 68
Ny Canon palestinien an'ny Jiosy no nampian'i Sixte de sienne ireo tsy ampy mba hitovy @ Canon d"Alexandrie
izay no naha deutero canonique azy
73. LazaDaddy ( 24/01/2008 08:17)
fanamboarana kely
nangalany...dia...nampiany...dia namboamboariny kely! :)
74. Rasiligaoma ( 24/01/2008 08:24)
ilay fitsimponana dia raha tsy nahay ny momba ny nanjo ny maty sy ny fiainana any an-koatra tao amin'ny bokin'i Makabeo i paoly dia tsy nahazava ilay tiany ambara t@ ireo andalana ireo.

Lazadaddy> "ne demandez pas du fusil chez un anglais" hoy ny Ntaolo Malagasy.
mikaroa aloha!

miresaka isika mirahalahy rehefa ampy fikarohana ise!
fa mba tsetsatsetsa tsy aritra kely ho an'i Lazadaddy!
mivelara r'ise a, mianara, misokatra ny Bibliotheques, ny fianarana theologie, sy ny sisa ivelan'ny ao am-piangonanareo! misokafa, aza ferana ny loha, aza fefena natao hametra sy hankahala ny tsy azoazony saina fa mba itaro fara faharatsiny mba mitady ny tena nahatonga anao nankahala ilay tsy azonao ka nankahalainao!..
izany no atao fikarohana!
andramo anie e!
mazotoa:-*
75. Rasiligaoma ( 24/01/2008 08:26)
dia aza mandray an-tendrony fa lasa victimen'io tsimpon'akotry io ise, ny tatsy @resaka avortement ise efa tratra, tato ise efa tratra, lazain'ny olona fa lasa mandray an-tendrony...
raha manana hambo ry se dia alaina ireny remarques ataon'ny olona ireny dia dinihina akaiky a
76. LazaDaddy ( 24/01/2008 08:28)
Rasiligaoma> misaotra t@ adihevitra...mihamazava izany izao ilay Baiboly fa nangalany...dia...nampiany...dia namboamboariny kely...dia lasa baiboly ekar :) ... Ooops! Lasa boky nindramina dia ... nangalana...dia...nampiana...dia namboamboarina kely.

fijo> ahoana kosa indray ary ny tohin'ilay fikarohana momba ny iray tam-po t@ i Jesoa? :)
77. Rasiligaoma ( 24/01/2008 08:30)
avoay daholo ny akotry dia angalao kapoaka hamerana azy
78. rabilabila ( 24/01/2008 10:40)
:-D:-D:-D aleo aho aloha hihomehy hi!hi!hi!
79. ari.malala ( 24/01/2008 11:07)
niryna:


Toy ny mpivady rehetra io,rehefa teraka soa amantsara i kristy dia nahalala an' i Josefa amin'izay i Maria.




afaka manome porofo ve i niryna momba io resaka io?
80. LazaDaddy ( 24/01/2008 11:52)
ari.malala> Misy porofo azo antoka noho ny Baiboly ve?
Matthieu 1,25:
Mais il n'eut pas de relations avec elle jusqu'à ce qu'elle ait mis au monde son fils, que Joseph appela Jésus.
Bible en Francais courant.

http://www.interbible.org/interBible/ecritures/bu/index.php?bible=bfc&page=pericope&book=50&peri=2 ny andininy 25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3667