jesoa sy ny fianakaviany

101. xxx ( 25/01/2008 03:01)
Salam
Ito ry Fijo nisy lien efa ela mikasika ireny voalaza ireny an
http://www.jpost.com/servlet/Satellite?pagename=JPost%2FJPArticle%2FShowFull&cid=1171894518254
Fa saingy Jiosy no nanao an'io. Na izany aza azo jerena ny Discovery fa ireo manana rakitra nanomboka tamin'ny taona 2000. Voalohany nanokafana ny fasana.

fijo:

araka ny fikarohana nataon'i tony Boroughs généalogista amerikanina iray



102. ikaretsaka ( 25/01/2008 03:40)
LazaDaddy:

tsy mivoaka ilay tarehin-tsoratra grika manaporofo ilay tenin-drasiligaoma momba ny baiboly katolika hoe ...nangalana...dia nampiana ...dia lasa baiboly katolika :)


nefa ny mahagaga fa avy amin'ny baiboly katolika i sekta evanjelika no nangalan'ny 90% bokiny... hitovy filaharana sy ordre
mahagaga e?

XXX misaotra t@ ilay link
103. ari.malala ( 25/01/2008 08:57)
LazaDaddy:

ari.malala> Tsy handresy lahatra anao no tanjoko, fa tsy anjarako izany, fa ny anjarako dia mitory ny Vaovao Mahafaly araka ny nanirahin'ny Tompo ny mpanara-dia Azy.


manin no manao valiteny boraingina b otrnazany? satria v ts voaporofonao ilay izy de tonga d tampenanao? enya za fa az valiana aho fa ts zay no anjaranao e, samia mitàna izay inoany isika, fa Andriamanitra anie mijery ny atin'ny fo fa tys ny ety ivelany e!


104. LazaDaddy ( 25/01/2008 11:05)
ari.malala> azafady raha boraingina ny famakianao ilay soratro fa tamim-pahalemena tanteraka no nanoratako an'io. Tohizo ny fikarohana fa aza mihaino akory izay nambarako. "Ahita ahy ianao" hoy Jehova Andriamanitra, "raha mitady ahy amin'ny fonao rehetra". Mahereza mikaroka Azy :):-*
105. ikaretsaka ( 25/01/2008 13:53)
LD> rehefa tsy mahaporofo, tsy ampy zavatra hanaporofoana, matahotra ny tsy haha convaincu olona sahady..
tsy aleo mipetraka toy izay mi ridiculiser tena?
106. xxx ( 25/01/2008 19:40)
Ilay fanontaniana napetraky ari.malala ve azo lazaina hoe "tsy boraingina"?

Hoy izy:
ianao angaha no nanatrika sa ianao no nanoratra ny biaboly d ianao tena sahy miconfirma mints we nisy firaisana i MAria sy Josefa de nisy zanaka hafa?


Andao atao hoe manana iraitampo i ari.malala. Dia moa ve voatery natrehin'olona ny firaisana rehetra nataon'ny ray amandrenin'i ari.malala, vao afaka 'miconfirma' fa manana zandry na zoky i ari.malala?

> tsy voatery hoe : rehefa nanatrika ny firaisan'ny maria sy josefa ihany hao vao afaka hilaza na marina na tsia ny maha virijina an'i Maria.
107. ikaretsaka ( 25/01/2008 20:41)
Illustration @ ilay tantara ary Ataoko cas Ari malala aza fa azafady aminy raha ohatra ka! ( fona ary a:oops:)

Raiso sarisary an-tsaina ary! dia raha ny lojika sy ny mazava

Raha ny tokony ho izy dia tokony notsoratana tao anaty kopia sy bokim-pianakaviana le izy ry xxx le izy a.. nosoratana na noraketina an-tsoratra tsara hoe i X, Y. Z dia zanak'i Dadan' i Ari sy neniny fa i Ari dia zanaky ny neniny t@ olona hafa.. (ohatra an)
kopy ny olona @ izay!
fa eto tsy misy soratra tsy misy ninoninona dia itariko kely ihany :
ny zavatra tsy voasoratra ka lazaina... indrindra raha atao heo efa generations elabe aty aoriana vao mijery ny momba an'i ari dia normal raha raisin'ny olona ho speculations sy zavatra tsy marina.. raha tsy hoe nahita ny nahaterahan'ireo sy nanao ADN ilay olona niteny! (nefa lasa sarotra amintsika sy aminy ny mi demontre an'izay)

izay ny cas mitranga eto izao!
108. LazaDaddy ( 25/01/2008 20:58)
ikaretsaka:
Raha ny tokony ho izy dia tokony notsoratana tao anaty kopia sy bokim-pianakaviana le izy ry xxx le izy a
iza moa no niteny tamin'ise fa tsy voasoratra ny rahalahy sy anabavin'i Jesoa? Sady voatanisa ao amin'ny Baiboly ihany koa fa ise no misakana olonatsy hamaky sy hikaroka an'io:)
ikaretsaka:
ny zavatra tsy voasoratra ka lazaina...
Ohatra amin'izany ny filazana ny hoe "rahavavin'i Maria Elisabeta", izay tsy misy afa-tsy ao amin'ny baiboly Katolika nambaran'i Rasiligaoma ho ...nangalana...sy nampiana :)...na iaraha-mahafantatra izao aza fa "cousines" izy ireo :)
109. ikaretsaka ( 25/01/2008 21:27)
".

fa le rahalahy voatanisa anie.. mahatonga an'i Ari nanontany ry LD, dia hoe .. nanao firaisana ve i maria sy i Zozefa dia nisoratra t@ "livret de famille ny" tokoa hoe i Masina Maria no renin'ity soit disant ho rahalahin'i JC ity de i tena Zozefa no Rainy?

ny mifanohitra amin'izay manko no be porofo kokoa!
110. LazaDaddy ( 25/01/2008 21:31)
Ka raha rahalahin'i Jesoa dia iza no mety ho rainy na reniny? Eny mety hoe zanak'i Josefa tamina vehivavy hafa ve? Hoy ilay voasoratra mantsy an'i Josefa sy Maria hoe: "Mais il n'eut pas de relations avec elle jusqu'à ce qu'elle ait mis au monde son fils, que Joseph appela Jésus." :)
111. ikaretsaka ( 25/01/2008 21:43)
efa niverina in 10 io fa le tohiny hoa ve nisy?.

voasoratra ve hoa ny hoe:
"Puis apres avoir mis Jesus au monde ils Firent l'amour et eurent beaucoup d'enfants"???

raha nisy sy voasoratra io de mino sy manaiky anie isika LD e..saingy tsy nisy io

raha nisy... aiza? bokin'iza toko fahafiry? sa taratasy nasisika jiosy tao @ tindrin'ny fitomaniana?

IO valiana fa aza ahodina!

ny fanontaniana manaraka tiana ho valian'i laiza...AIZA NO MISY IO SORATRA IO raha misy ????
na baiboly na inoan na inona?

aza mandeha superficial ho'a
112. ikaretsaka ( 25/01/2008 21:45)
rehefa tsy hay de tsory fotsiny hoe "imagination" sy "supposition" anao ny tohiny...
tsy maninona ny mitsotra!


113. fijo ( 25/01/2008 23:02)
20. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 23-01-2008 23:38:07
Lohateny : Re : jesoa sy ny fianakaviany
mba zavatra interessant sy mahasoa olona (mampitombo ny kapoa bary andrahoina ohatra, na ny aretina sy ny fahantrana, na mampihena ny vidin-dasantsy) letsy karohana rehefa mikaroka ihany le"

ity le valinteny tena tsy voako amin'ny mpino.fa ngaha ny filazana fa masinaj esoa mahavoky????sa ahitana asa?????
ny mahatsara ny fikarohan ato aizao,dia mba ahalalana zavatra na vaovao hafa noho ny efa nasesika hatr'izay.ohatra,ny nahitana ny codex nosotaran'i jodasy dia nahazoan ahevitra hafa momba ny fiarahandry zareo.

aza hadino fa samy tsy nisy nahita izay nisy tany isika,ka ratsy raha vavao tokana no alefa.
sa kosa ve marina ity???
"pandefa : LazaDaddy [ Valio ] 24-01-2008 01:24:27
Lohateny : Re : jesoa sy ny fianakaviany
fijo> hajanony hono izany ny fakarohana...sao mipoitra ny marina e "

efa nolazaiko teto mantsy ,fa raha nandefa ilay fandaharana hoe "corpus ckristi" ny ARTE dia nanao reférer ny tao vatika hisakanana io fandaharana io fa nolavin'ny fitsarana teto frantsa.
114. LazaDaddy ( 26/01/2008 02:15)
fijo> sao kosa dia mipoitra ny marina afempenin'izay mpisakana fikarohana ko! :) izay lazainy hinoy fotsiny ihany tahaka ny "borné" fa aza mikaroka. Hahah
115. ikaretsaka ( 26/01/2008 03:06)
ny fanontaniako anie tsy novalian'i LD e
ny faharoa. laza milaza fa miantehitra @ "izay voasoratra" ao anaty boky?
koa niala avy eo?
hahah!
116. rakapy ( 26/01/2008 03:13)
Tena marina ny voalazan'i Fijo. Ny mampalahelo dia miezaka mafy ny mpino ary manao izay tsy hisian'ny fikaroahana ny momba ny marina. Ny antony dia tsy tian'izy ireo ho fantatra intsony izay marina momba ity tantara ity fa ny fantany dia ny hoe "minoa fotsiny"
Ny ngeza lahy @ ity resaka finoana ity mantsy dia miezaka mafy mba tsy hisian'ny olona mpikaroka mety hampipotra ny tena marina satria matahotra izy ireo sao votsitra ny mpino maro be efa eo am-pelatanany.
Ahoana tokoa moa raha voaporofo ary hita ilay fasana tena izy izay nilevenan'i Jesosy sy Maria? Ka voaporofo @ DNA ny taolan'izy ireo? midika izany fa tsy nisy ilay fiakarana? Inona no zavatra hitranga eo amin'ireo mpino Kristianina maro be?
117. ikaretsaka ( 26/01/2008 03:18)
ka tsy voapotofo anie e satria ts'isy taolana tao e....
izay le olana!
118. ikaretsaka ( 26/01/2008 03:22)
any @ le tsy fahafahana manaporofo fa assumption no mipetraka.. tsy manda ny fikarohana aho, ary za ary liana amin'ilay rehefa cas ohatran'izany dia misy ilay ataon'ny theologianina hoe "devil's advocate", dia any @ opinion-ny aho no mandrimandry fa ity tsy hita ny zavatra ho advocate-vana
119. rakapy ( 26/01/2008 03:38)
Ka ilay fasana nilevenany volohany anie no tsy nahitana taolana fa mety nisy namindra toerana ny razana talohan'ny fahatelona mba ahalehibe ny tantara? Ny fikarohana no ilaza ny valiny.
120. LazaDaddy ( 26/01/2008 03:58)
rakapy:
Tena marina ny voalazan'i Fijo. Ny mampalahelo dia miezaka mafy ny mpino ary manao izay tsy hisian'ny fikaroahana ny momba ny marina. Ny antony dia tsy tian'izy ireo ho fantatra intsony izay marina momba ity tantara ity fa ny fantany dia ny hoe "minoa fotsiny"
Tsy ny mpino rehetra io misakana fikarohana io fa "sokajina mpino". Izaho mpino ary tena mampirisika mihitsy hoe karohy dia avoahy ny marina :) Fa io sokajy resahintsika io asa inona loatra no manelingelina azy raha mikaroka ny marina ny olona?...izany tokoa angaha ilay hoe "ho fantatrareo ny marina ary hanafaka anareo" (You will know the truth and the truth will set you free) :)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.1081