jesoa sy ny fianakaviany
41. LazaDaddy
(
24/01/2008 03:08)
ikaretsaka:Tsy misy resaka filazana zavatra marina na diso eto fa fikarohana. Avy hatrany anefa ise dia mitsipaka hoe tsy tsara io fikarohana io satria "tsy mahafoana ny halatra" :) Kanefa mety tena mampitsikafona ny halatra goavam-be sy fisolokiana io :). Avelao izy hikaroka sy hitantara ny lisitry ny iray tam-po tamin'i Jesoa izay hitany t@ fikarohany :)
le zavatra lazainao fa zavatra diso anefa
42. ikaretsaka
(
24/01/2008 03:10)
ka le fikarohana .... nampaninona ho'a izao....
ny ahy any @ le outcomes sy ny effets-ny no jereko ..
amin'ny fo tsy niangatera,, nampaninona?
vatany raisina LD fa tsy ny tendrony ho'a an...:-D
ny ahy any @ le outcomes sy ny effets-ny no jereko ..
amin'ny fo tsy niangatera,, nampaninona?
vatany raisina LD fa tsy ny tendrony ho'a an...:-D
43. LazaDaddy
(
24/01/2008 03:13)
ikaretsaka> fa angaha tsy hoe fantarina indray izay inoana e? :) Toa tsy avela hikaroka sy hamantatra indray ny olona fa inona no maha-mailomailo an'ise? Mety tena mahasoa an'ise tokoa ny tsy anaovan'ny olona fikarohana saingy mampahantra azy :)...
44. ikaretsaka
(
24/01/2008 03:14)
raha mankarary sy mampi te handray an tendrony ilay teniko hoe
dia ataovy heo "le nolazain'iray mpikaroka (izay iraisan'i LD hevitra) fa zavatra diso "
ao raisina.... @ izay mba eny "antenantenany" fa tsy "an tendrony"
e zavatra lazainao fa zavatra diso anefa
dia ataovy heo "le nolazain'iray mpikaroka (izay iraisan'i LD hevitra) fa zavatra diso "
ao raisina.... @ izay mba eny "antenantenany" fa tsy "an tendrony"
45. ikaretsaka
(
24/01/2008 03:16)
fantarina fa tsy feon-dakolosy 1 sy tendrotendrony no hahafantarana azy anie eeee!
azon'i laza?
raha tsy azo dia diniho miadana eo fa miantso i torimaso ny anahy zay
pax tecum
azon'i laza?
raha tsy azo dia diniho miadana eo fa miantso i torimaso ny anahy zay
pax tecum
46. LazaDaddy
(
24/01/2008 03:17)
fijo> tena mahavariana fa misakana mafy dia mafy an'io fikarohana notaterinao io ny namana ikaretsaka. Ataony jiaby izao fanapepoana isan-karazany izao hisakanana ilay fikarohana fa...:) hitsikitsika tsy mandindihy foana ao raha :)
47. ikaretsaka
(
24/01/2008 03:24)
misy fikarohana hafa mahaliana hafa noho io ary mikasika io sobjektra io koa....
efa narosoko sy notateriko tany @ hafatra laharana faha 4 ..
jereo any ambonimbony ao
aza ny ding ihany no henoina fa ny donc koa rehefa mihaino lakolosy...
:wink:
superficial be hoa LD izany tato ho ato..
sao mila mi reconsider?

48. LazaDaddy
(
24/01/2008 03:27)
ikaretsaka> dia tohizo ny fikarohan'ise fa aza mahamahana be toy io satria manao fikarohana koa ny hafa. Sa tsy izay ve ilay "feon-dakolosy tokana"? :)
49. ikaretsaka
(
24/01/2008 03:30)
tsy misy mahalahana be anie eo fa miteny hoe jereo daholo e..
izay ilay hoe Finding in "all things"
izay ilay hoe Finding in "all things"
50. LazaDaddy
(
24/01/2008 03:37)
ikaretsaka::)
fa mampaninona ilay fahafantarana ny inoana ny mahalala sy tsy mahalala izany?
51. majesty
(
24/01/2008 06:00)
ikaretsaka:
Ahafahana manamafy fa tsy virja ntsony Maria renin'i Jesoa :)
ka le fikarohana .... nampaninona ho'a izao....
ny ahy any @ le outcomes sy ny effets-ny no jereko ..
amin'ny fo tsy niangatera,, nampaninona?
Ahafahana manamafy fa tsy virja ntsony Maria renin'i Jesoa :)
52. niryna
(
24/01/2008 06:29)
ikaretsaka:
mba zavatra interessant sy mahasoa olona (mampitombo ny kapoa bary andrahoina ohatra, na ny aretina sy ny fahantrana, na mampihena ny vidin-dasantsy) letsy karohana rehefa mikaroka ihany le
Raha tena kristiana tokoa isika dia izay ahavonjy ny ain'ny olona maro no tokony atao.Filan'ny nofo daholo no voalazanao.
260,000 isan'andro no fanahy very.
Ary raha olona iray fotsiny aza no fanahy vonjena dia iny no tonga amin'ny tenin'i kristy hoe hitombo avo zato eny.
mandiniha tena ry ika fa tena lasa mivoana andro aman'alina hianao izany,kivy tanteraka aho aminao.Soa ihany fa misy an'ilay kristy mpamonjy ka hivavaka anao aho.
Andriamanitra Ray be famindrampo o,ampio ikaretsaka mba hino ny zanakao malalanao amin'izay.Ampio izy mba ho fitaovana handresy lahatra ireo izay mbola tsy mahalala anao na miverin-dalana.Amin'ny anaran'ny Zanakao Malalanao no hamonjeo Azy,Any aminy irery no misy ny famonjena,ataovy fantany izany ary enga anie izy manomboka anio mba hino an'izany tokoa fa manomboka mivoana tsikelikely ilay finoany.Misaotra Ray o,misaotra ry Tompo Kristy be fitiavana,mitady sy mamonjy ny very.
Amena
54. Rasiligaoma
(
24/01/2008 06:52)
majesty: olona 1 lunatiques mikaroka 2000 taona aty aoriana ve no tsy hahatonga hino intsony fa tsy virja i maria?
ohatry ny hoe akotry 1 ve no hilazana fa ratsy toto ny vary?
ohatry ny hoe akotry 1 ve no hilazana fa ratsy toto ny vary?
55. LazaDaddy
(
24/01/2008 06:56)
niditra indray ny solon'anarana Rasiligaoma fa mipetraka ny solon'anarana ikaretsaka :)
56. LazaDaddy
(
24/01/2008 06:58)
Rasiligaoma:
majesty: olona 1 lunatiques mikaroka 2000 taona aty aoriana ve no tsy hahatonga hino intsony fa tsy virja i maria?
ohatry ny hoe akotry 1 ve no hilazana fa ratsy toto ny vary?
1) Fampianaran'ny ekar firy taona aty aoriana ve no andavana ny fampianaran'ny Soratra Masina?
2) Fahateren-tsain'ny fiangonana ve no hamonoana ny fikaroan'i Galileo? :)
57. Rasiligaoma
(
24/01/2008 07:05)
1) ny fampianaran'ny soratra masina ary niaraka tamin'ny an'ny ekar ko (ny ekar no nitahiry ny bible/soratra masina ampiasainao , raha tsy nisy ny ekar tsy nisy ny bible fa nitady tany amin'ny biblioteka jiosy ianao rehefa hamaky teny .. aoka tsy ho adiso izay)
2) ny soratra masina lazalazainao dia manambara mazava tsara fa maria samihafa ny renin'i jakoba sy salome sy ny maria renin'i jesosy!
fa tsy rehefa maria akory dia Masina Maria
na hoe rehefa Rakoto akory dia Rakoto

58. LazaDaddy
(
24/01/2008 07:09)
Rasiligaoma> Mivaoka ny adihevitra isika :) Ny Soratra Masina ampiasaiko samihafa amin'ny "baiboly" ampiasain'ny ekar :)
Fa tsy misy misakana ny fikarohana ataon'ise anie hoy aho fa aza mahamahana misakana ny olon-kafa tsy hikaroka e. :) Manjary mampanontany tena hoe fa maninona ny olona no sakanana tsy hikaroka? Fa naninona ny olona no nosakanana tsy navela namaky Baiboly?....:)

59. Rasiligaoma
(
24/01/2008 07:15)
hay? Mormons angaha i LD ? sa ? azafady:oops:
sa namorona boky hafa ? fa tsy nampiasa na nindrana kely amin'ireo ilay raki-tsoratra masina navondron'ny ekar?
sa manana ny Epistily manokann'i LazaDaddy nosoratany ho an'ny Sekte-ny?
sa namorona boky hafa ? fa tsy nampiasa na nindrana kely amin'ireo ilay raki-tsoratra masina navondron'ny ekar?
sa manana ny Epistily manokann'i LazaDaddy nosoratany ho an'ny Sekte-ny?
60. LazaDaddy
(
24/01/2008 07:17)
asa aloha fa ny baibolin'ny mormon sy ekar toa samy misy an'izany apocrypha izany fa ny ampiasaiko tsia :)