jesoa sy ny fianakaviany

161. rabilabila ( 28/01/2008 20:42)
Mila mpiventy ve rankizy a!:-D
162. ikaretsaka ( 28/01/2008 20:45)
efa misy io rabila an.. misy mpanao points mavomavo....
ary aza manadala anga moa fa tsary tadidiko hoa toko fahafiry ary zay ny testamentan'i LD?
=))
163. ikaretsaka ( 28/01/2008 20:46)
ok ok.. ok zay ok zay:-*
pax vobiscum
164. rabilabila ( 28/01/2008 20:47)
F'angaha efa mitady mpandova no manao testamenta ?=))
165. ikaretsaka ( 28/01/2008 20:50)
ko efa mifangaro ny mpandova ko! :-D:-D voalazany fa samby zanak'i Ramaria aby hono na ntsa fantatra hoe Ramaria iza marina ro tiana tenenina.. i Madelenina sa iza
fianakavena aby hoe e
166. fijo ( 01/02/2008 23:02)
afangaro be loatra koa le maria ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0626