jesoa sy ny fianakaviany

121. LazaDaddy ( 26/01/2008 04:02)
rakapy:
miezaka mafy mba tsy hisian'ny olona mpikaroka mety hampipotra ny tena marina satria matahotra izy ireo sao votsitra ny mpino maro be efa eo am-pelatanany.
Niteny an'io ianao rakapy dia niverina tao an-dohako ilay hafatr'ikaretsaka, ary mampanahy be ilay izy fa jereo anie e!
ikaretsaka:
ka mampitombony isan'ny miditra am-piangonana izany sa...?
122. ikaretsaka ( 26/01/2008 04:13)
dia votsotra tokoa ve anefa?:-D
123. xxx ( 26/01/2008 04:15)
Aleo ry Ikaretsaka omena eto amin'ny manaraka ilay tahiry milaza fa ny ADN'i Jesosy dia hita tao amin'ny fasan'i Madelena a.
Te hanao ny fanamarinana farany ny tena maha ADN'i Jesosy ny mpikaroka saingy ireo lamba nakana ny ADN taloha izay voatahirin'i Roma dia noferana tsy azo ampiasaina amin'io intsony.
Saingy amin'ireo Masonika, ny tarika iray na ny razana iray izay milaza fa taranak'i Jesosy no mety sisa natahiry rakitra azo ampiasaina raha toa ka misy.
124. LazaDaddy ( 26/01/2008 04:16)
ikaretsaka:
dia votsotra tokoa ve anefa?:-D
Tsy votsitra ny itenenako azy fa "afaka". Raha ny olona nifanerasera tamiko aloha betsaka ny "afaka" tamin'ny fanasana atidoha natao azy taloha. Halleluiah! Halleluiah! Amen! :)


125. ikaretsaka ( 26/01/2008 14:30)
sao miala ankatso de ambohidempona.. sady tao de tao de vao mainka tsy tonga saina tao..
mihevitra fa hafaka nefa vao mainka lasa ao anaty gouffre...


iza no mahalala

ankatso tsy hay, ambohidempona tsy fantatra hoe kay vao mainka naha gouffre...
126. LazaDaddy ( 27/01/2008 10:56)
127. ikaretsaka ( 27/01/2008 12:26)
marina e.. eo no raisina...
raha mba nahay an'ankatso de long en large na nitsandraka lalindalina sy mba manan-kavaly tsy hihomehezan'ny olona rehefa mba anontaniana momban'ankatso dia ie... manaiky aho
saingy...
Akanjo mampi stumble, ambohidempona mampif umble
128. rakapy ( 27/01/2008 19:39)
Ka @ zay indray anie mba efa fantatra fa tsy marina le Ankatso e!de mba afaka misaina ny pokona. Ary tsy voatery ho any Ambohidepona ihany fa afaka tonga de manao lalan-poza any Ampasapito! Izay mbola tamana @ laingan'Ankatso moa dia avelao izy ho any.:-D:-D:-D
129. ikaretsaka ( 27/01/2008 22:01)
misy koa ny manadangaro an-dramaria koa..
rehefa i Maria Rose dia liana be fa vao hoe i Maria madelenina sy maria suΩanne dia mana0oa fialan'ny jiosy
130. LazaDaddy ( 27/01/2008 22:32)
rakapy> :)
131. ikaretsaka ( 27/01/2008 22:39)
ka ity le pokona lasa any ambohidempona anie rakapy e:-D saingy tsy fantany hoe lasa any izy.
manavaka ny iza amin'ireo Maria bedebe aza tsy hainy..
dia asaina hanavaka an-dRakotomena @ Rakotomanga sy Rakotomavo indray izy!
132. LazaDaddy ( 27/01/2008 22:44)
133. rakapy ( 28/01/2008 00:17)
Dia voatery hianatra hino zava-baovao indray zany raha izany no miseho.:-D:-D:-D
134. LazaDaddy ( 28/01/2008 03:47)
rakapy:
Ka @ zay indray anie mba efa fantatra fa tsy marina le Ankatso e!de mba afaka misaina ny pokona....Izay mbola tamana @ laingan'Ankatso moa dia avelao izy ho any.
rakapy> mivavaha ho azy e :)


135. rakapy ( 28/01/2008 03:58)
^:^Jesosy o! Arovy i Kristy^:^
136. LazaDaddy ( 28/01/2008 04:03)
137. LazaDaddy ( 28/01/2008 04:05)
rakapy> ise angaha tsy mba hivavaka ho an'"izay mbola tamana @ laingan'Ankatso"? :)
138. Rasiligaoma ( 28/01/2008 04:53)
jesosy o: arovy i Kristy.
raha misafidy ny tenako dia aleoko ihany aloha ao Ankatso mahafantatra izay tiako sy manadihady izay mi interesser ahy, ary tsy miraharaha izay tsy mahaliana ahy, toy izay any Ambohidempona. manantena fa raitra nefa tsy mahafantatra akory ny misy azy!
raha anontaniana lalindalina kokoa ny momban'ny any ohatra anefa dia ny fiainana teny "Ankatso" ihany no handeha samborina haingana hanamarinana tena!
139. LazaDaddy ( 28/01/2008 05:05)
Ahhhhh! Niditra indray ny solon'anarana Rasiligaoma :)
140. Rasiligaoma ( 28/01/2008 05:08)
Jesosy o, arovy indray ny mpanafangaro PS sy ny mpitsaratsara fahatany dia avelao ny olona tsy maninona hatory tsara ao amboniko ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0758