jesoa sy ny fianakaviany

141. LazaDaddy ( 28/01/2008 05:09)
142. Rasiligaoma ( 28/01/2008 05:11)
hay moa efa mifangaro i Maria Madelenina sy i Maria Renin'i Salome sy i Maria renin'i Jesoa amin'ny sain'ny namana!
143. LazaDaddy ( 28/01/2008 05:11)
144. Rasiligaoma ( 28/01/2008 05:19)
F'hita e? tsy aleon'ise miverina kely manavaka an-dry Zareo any "Ankatso" aloha?
Maria Afangaron'ise, Ika sy ny Tenako afangaron'ise, Marina raha tsy hifangaro koa ny "Tavin-drano" sy ny "tavimandry" atsy ho atsy, ny Baiboly sy ny boky porno, ny kilaoty sy ny lobaka?!
145. LazaDaddy ( 28/01/2008 05:22)
146. Rasiligaoma ( 28/01/2008 05:24)
Aza atao mahatezitra fa aoka aza hahatonga saina. Izany lehiroa a! mazotoa e!
147. LazaDaddy ( 28/01/2008 05:25)
148. Rasiligaoma ( 28/01/2008 05:33)
faly aho fa tsy tezitra ise. tsara mandry raha handeha hatory moa tsara andro raha handeha tsy hatory e.
Ny tenako hifoha amin'izay fa handeha hatory
149. LazaDaddy ( 28/01/2008 05:34)
150. ari.malala ( 28/01/2008 09:09)
xxx:

Ilay fanontaniana napetraky ari.malala ve azo lazaina hoe "tsy boraingina"?

Hoy izy:
ianao angaha no nanatrika sa ianao no nanoratra ny biaboly d ianao tena sahy miconfirma mints we nisy firaisana i MAria sy Josefa de nisy zanaka hafa?


Andao atao hoe manana iraitampo i ari.malala. Dia moa ve voatery natrehin'olona ny firaisana rehetra nataon'ny ray amandrenin'i ari.malala, vao afaka 'miconfirma' fa manana zandry na zoky i ari.malala?

> tsy voatery hoe : rehefa nanatrika ny firaisan'ny maria sy josefa ihany hao vao afaka hilaza na marina na tsia ny maha virijina an'i Maria.



ts mamaly boraingina na fanontaniana boraingina mints ah k!fanontaniana legitime tsra mitns io raha ny fahitako azy, satria tena confirmation sy affirmation mintsy anie no nataon'i LAzaDaddy e! de manontany ah raha temoin teo izy...

tsy voatery natrehin'olona ny firaisana nataon'ny RAD ko ka, manana iraytampo mints ah, manana anadahy 1 iray tampo amiko ah:) fa efa io notenenin'ika io ny fanazavana hoe any anaty bokim-pianakavianay any ny anaranay mianadahy...

Hoan'i LazaDaddy, manaiky ah fa i ikaretsaka no mpiteny hoe tsy voatery ho voasoratra ao anaty baiboly ny zavatra rehetra, ary ianao no mpiteny anefa hoe izay tsy voasoratra ao dia tsy marina, koa nahoana no nony anontaniako ianao de mamaly ftsn we tohizo ny fikarohana? manohy ny fikarohako tokoa aho de mon coté fa teneno ahy azafady hoe aiza hoaiza ao anaty baiboly, boky nosoratan'iza, toko fahafiry, andininy fahafiry no misy ilay hoe nahalala an'i Maria i Josefa nony teraka i Jesoa ary nisy zanaka hafa izy ireo... amin'izay fotoan izay dia mino tanteraka aho...
151. LazaDaddy ( 28/01/2008 09:39)
ari.malala> tsy mila fikarohana alavitra be mankaiza akory anie izany e.

Ikaretsaka sy Rakapy azao ireo efa mikaroka vahaolana amin'ny maha "lainga" ilay ao "Ankatso". :)

Saingy ny tsy itovian'izy roalahy hevitra dia Rakapy manao lalam-poza mankany Ampasapito moa Ikaretsaka "tamana ao amin'ny laingan'Ankatso" satria matahotra ny ho lasa eny Ambohidempona.
152. rabilabila ( 28/01/2008 10:21)
:-D:-D:-DMifanaraha hoy'aho ianareo sao dia hihirako an'ity eo:

Izaho mbola hooody
Hody aiza?
Hody any Ankatso izahay

Omeko veloma ianao!!

Omeko veloma ,ity tanananao
Fa any Ambohidepona indray mihaona.


Izaho mbola hooody
Hody aiza
Hody any Ambohidepona izahay

Omeko veloma ianao

Omeko veloma ity tananano
Fa izao mbola hanao lalam-poza.

hi!hi!hi! Ry Rahalahy sy ry Anabavy isany !! Mandehana dia zory ny lalanao ,na mbola hisy hi-stansa ao Tampoketsa aza hiandry pièce avy any Antananarivo .Izay tongasoa ihany , hono , no arabaina ,any aminareo ; ka ndeha ry Rahalahy sy Ranabavy isany !!tadiavo ny làlana ka rehefa mahita ianareo dia manaova jery-todika ihany indraindray sao dia misy tavela ny namanareo!!!

Sa?

Chacun pour soi ,dieu pour moi moa izy 'ty?

Mampihomehy ahy ianareo indraindray!!!Tena marina nge 'zany e!!
153. LazaDaddy ( 28/01/2008 10:32)
Mampihomehy ahy ianareo indraindray!!!Tena marina nge 'zany e!!
angaha indraindray ihany? :)
154. rabilabila ( 28/01/2008 10:47)
Indraindray ilay mihomehy ka!! ka indraindray mety tezitra !!mety malahelo!! mety kivy!!!mety izay sentiments rehetra mety hananan'ny olombelona ohatra hoe manaiky rehefa mifanojo ny resaka ,mandà rehefa tsia ,mitehaka rehefa tsara ,mitoraka voatabia rehefa tsy tiana sns......... i LazaDaddy nga tsy ohatran'izany ?:)
155. LazaDaddy ( 28/01/2008 10:53)
LazaDaddy nga tsy ohatran'izany ?
Marina ny anao Rabilabila saingy ny ahy tsy ataoko mahatezitra rehefa manao resa-jaza dia hitsikiako sisa :).

Miezaka ny tsy hihomehy ihany aloha aho raha azoko atao. Tsy fantatra mantsy fa "mety" hoe misy "mikorontan-tsaina" koa anie amintsika "namana" eto e. Dia raha olona toy izany no hihomehezana tsy mahasoa azy fa vao maika mampitombo ny aretiny.

Sa ahoana diso ve aho Rabilabila? :)
156. ikaretsaka ( 28/01/2008 14:10)
ta likary zany resaka tato y! rehefa avy mianatra manavaka andrey Ramaria mirahavavy avy ka tsa hay ny nanavaka azy dia ny manafangaro an'ankatso sy ambpohidempona, Ika sy Sily, Rabila sy Rakapy, indray ny atao.
ty fanatisme ity le ankizy a:-D:-D
157. rakapy ( 28/01/2008 19:33)
=))=))=))=))
158. LazaDaddy ( 28/01/2008 19:34)
159. ikaretsaka ( 28/01/2008 19:46)
rehefa tsary mahay mifanavaka sy mifaranaka sy mifangaro nareo aza apitika aty fotsiny ry rihitra le ankizy fa tsa misy hidirako le resaka lenareo no mifangaro ve de ahako ro fosaina le
160. LazaDaddy ( 28/01/2008 20:34)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1941