Biodiesel???

1. rakapy ( 23/01/2008 03:13)
Mba manotany ny tenako hoe: tena tsara ho an'ny tontolo iainana ve ny biodiesel? inona no tsara sy ratsy amin'izy io?
novalian'i LazaDaddy ny 27/01/2008 22:48
2. tess ( 23/01/2008 06:11)
ka izy hoe bio no maha tsara azy koa! fa ny maha ratsy azy ngamba mety tsy afaka mandeha mafy loatra:roll:
3. lapino ( 23/01/2008 10:29)
Ny fiaranao aloha jerena izay vao izany tontolo iainana izany e ! :wink:
4. jiolah ( 23/01/2008 11:27)
le hoe biodiesel zany de kely ny CO2 avoakany par rapport @ le hafa sady avy @ zavamaniry no anamboarana azy fa tsy trandrahana ka moramora exploitena . Izay no tsombotsoany. Ny lafiratsiny angamba de mety tsy adapte @ vam aty @ tanana
5. lapino ( 23/01/2008 11:51)
jiolah:

le hoe biodiesel zany de kely ny CO2 avoakany par rapport @ le hafa

Diso kely i jiolah eo :wink:
:arrow: Betsaka kokoa ny CO2 avoakan'ny biodiesel noho ny gazole tsotra raha amoahana angovo mitovy.

Ny tombon'ny biodiesel fotsiny amin'io lafiny io dia satria bouclé haingana kokoa ny cycle-n'ny carbone aminy. Dia azo raisina ho "neutre" ny bilan CO2 annuel.

jiolah:
sady avy @ zavamaniry no anamboarana azy fa tsy trandrahana ka moramora exploitena

Diso kely koa i jiolah eo :wink:
:arrow: Sarotra exploiter-na kokoa ny biocarburants satria :
- forage vs agriculture : mora sy haingana kokoa ny forage
- fanodinana zavamaniry vs fanodinana petrole ho lasa carburants : mora kokoa ny manodina petrole
6. ikaretsaka ( 23/01/2008 16:19)
ny ahy ny mahafinaritra ahy aminy dia ilay hoe ny harena afaka azo eto an-tampon'ny tany dia tsy alaina intsony any ankibon'ny tany:wink:
7. tess ( 23/01/2008 16:29)
raha mbola be kibo ve lay tany tsy aleo alaina ihany klou!:wink:
8. ikaretsaka ( 23/01/2008 16:55)
tezitra eo indray ry bevolombava bory satroka ka apoakany miaraka @ tenany eo ianareo
9. rakapy ( 24/01/2008 00:34)
Raha ny fahazoako azy izany dia tsy mahafaty haingana toy ny diesel ny setroka avokany?
10. LazaDaddy ( 24/01/2008 00:44)
rakapy> tantara lava be io fa ny diesel anie ka tsy "polluant" noho ny "essence" e! Indrindra ny "essence" misy "plomb".

Izany no maha lafo ny gazole noho ny lasantsy...afa-tsy ao Madagasikara sy ny firenena tsy mivaky loha @ tontolo iainana
11. rakapy ( 24/01/2008 01:18)
De ahoana izany any Amerika? toa vitsy diesel any nefa ry lerony tena mady mafy @ tontolo ihanana:-D:-D:-D
12. Rasiligaoma ( 24/01/2008 07:17)
eny hoa?:-D:-D:-D
13. ikaretsaka ( 25/01/2008 21:31)
ary tsy namaly ilay niantefan'ny fanontaniana
14. LazaDaddy ( 26/01/2008 04:13)
rakapy:

De ahoana izany any Amerika? toa vitsy diesel any nefa ry lerony tena mady mafy @ tontolo ihanana
Tsy marina izany rakapy a. Fihetsika ivelany daholo ireny fa jereo rehefa tonga ny fotoana fanaovan-tsonia ny fifanarahana momba ny tontolo iainana fa ny amerikanina no mitsivalana tsy mety manao sonia voalohany. Azo lazaina ho tsy miraharaha ny tontolo iainana mihitsy ireo fa be fihetsiketsehana ivelany sy kabary fotsiny.


15. ikaretsaka ( 26/01/2008 04:15)
hay izany? :-D:-D:-D:-D
16. LazaDaddy ( 26/01/2008 04:25)
rakapy> omeko ohatra ise. Jereo ny Kyoto protocol, Amerika tsy nanaiky an'io satria tsy mivaky loha @ tontolo iainana. Ny firenena mandroso sy tonga saina hafa kanefa nanaiky nanao sonia :)
17. ikaretsaka ( 26/01/2008 13:45)
rehefa dinihina ambony sy ambany , dia tena tontolo iainana io convention de kyoto io sa resaka ekonomika:roll:
mba lasa ihany manko ny eritreritro
18. LazaDaddy ( 27/01/2008 10:52)
19. ikaretsaka ( 27/01/2008 12:33)
ny tiako lazaina dia ireo izay nanao sonia ve dia fatra panaja tokoa? firifiry ny zavatra "green" sy ny environmental plan mirafitra any ohatra?
sa dis sonitsoniavina fotsiny io raha io?
20. LazaDaddy ( 27/01/2008 22:35)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3423