Ny fanjakana anaiky ny fanalanjaza, ny fiangonana tsy manaik

1. badboy ( 22/01/2008 13:41)
De ahoana ndray zany, nefa le sipa kely voafitaka tao @ tanana efa mba nanana fanantenana hoe tsy miafina tsony manala zaza!
Ny eglizy anefa tonga de mandidy be sady mitady hanao lalàna hoe matoa bikina de tsy nitandrina noho izany mitaiza! De tsy hiray tsony zany ny tanjony???
Voa mafy @ zany ny tanora, ny fialamboliny sy ny fahafinaretambatana keliny mihintsy no hozongozonindra réverend!:twisted::twisted::twisted:
répondu par Jeankely le 24/01/2008 08:22
2. soanja ( 22/01/2008 17:09)
badboy:

De ahoana ndray zany, nefa le sipa kely voafitaka tao @ tanana efa mba nanana fanantenana hoe tsy miafina tsony manala zaza!
Ny eglizy anefa tonga de mandidy be sady mitady hanao lalàna hoe matoa bikina de tsy nitandrina noho izany mitaiza! De tsy hiray tsony zany ny tanjony???
Voa mafy @ zany ny tanora, ny fialamboliny sy ny fahafinaretambatana keliny mihintsy no hozongozonindra réverend!:twisted::twisted::twisted:

Ny fahafinaretana sy rendrarendran'ny vatana anie tsy hankaiza fa hitondra amin'ny lavaka mangitsokistoka e. Mila mitandrina izay no lakilen'ny fiainana.

Ny fanalan-jaza dia tsy vahaolana mihitsy akory fa vao maika manimba ny saina sy ny fanahy ary ny rehetra momba anao. Mamono olona izany.
Saingy tsara lavitra kokoa ny manana safidy amin'ny fiainana na hitaiza zaza amim-pitiavana sy ampamendrehana ary amim-pahaizana sa hampijaly zaza ka lasa iny indray no hitondra fahoriana ho an'ny rehetra fa indrindra ilay zaza. Raha ireo dia ny mitandrina ihany. Mitazona ny soatoavina amin'ny mahavehivavy ary tsy zarazaraina amin'iza tsy fantatra ny vatana satria sarobidy io.

Mila fanabeazana ny tanora amin'ny atao hoe fiainana. Tsy ny fahafinaretana 10 minitra akory no hanimba ny fiainanao tontolo indrindra ny ho avy.

Jereo tsara izay atao. Rehefa tsy misy ny fika dia ampiasao KAPOTY BABA!

3. kelly13 ( 22/01/2008 19:49)
ary ra sanatria tokou mou vhv voaholana d ahona?
4. soanja ( 22/01/2008 20:23)
soanja:

Raha sanatria ka nisy ny fanolanana na voaolana ianao dia miantsoa polisy haingana vao vita ny act ratsy nataon'ilay olona. Sady mankany amin'ny dokotera.
Tsy tokony hiandry elabe fa iny andro iny ihany na ny andro manaraka dia fa mihinana fanafody mandio izay nolotovina rehetra. Afaka mampiasa tsindrona raha mbola latsaka ny iray volana. Mihoatra noho izay dia ateraho ary atero any amin-dry masera mpitaiza zaza kamboty sns... Betsaka ny tsy mananjanaka te hanana.
Sady mamonjy Psy ihany koa manampy amin'ny fanalana ny aretina mianjady ny atidoha.
Aza andrasana ela ny zavatra toy izany. Action action ihany !

5. fijo ( 22/01/2008 22:35)
tsy fisainana ny an'ny fiangonana eto.hialako tsny fa tena adalan abe tsy fijerena ny olan'ny sasany
6. rakapy ( 22/01/2008 22:57)
Izaho dia miombok'evitra @ fanjakana. Tokony ho ny vehivavy izay mitondra vohoka ihany no tompon'ny teny farany @ izay tiany hanaovana ny tenany.Fa anjaran'ny hafa no manazava ny lafi-tsarany sy lafi-ratsiny.Amiko ny fihidiran'ny fiangonana katolika @ io zavatra io dia fahadisoana lehibe satria izy ireo dia tsy manam-bady nefa te hisalovana ny fiainan'ny manam-bady.
Tokony ho legaliser-na ny avortement nefa kosa tsy atao gaboraraka.Tokony olona ho specialiste ihany no afaka manao azy fa tsy ny elakela-trano rehetra izao.Ary tokony misy antony mazava hoe nahoana no hanao avortement ny vhv iray.
7. soanja ( 23/01/2008 04:32)
fijo:

tsy fisainana ny an'ny fiangonana eto.hialako tsny fa tena adalan abe tsy fijerena ny olan'ny sasany

Tsy azoko ny tian'i Fijo resahina. Zah mino fa ny fiangonana dia mijery lavitra kokoa noho izay heverintsika fa manimba sy tsy manimba.
Fitaizana no omeny hanome antsika lala-mahitsy.

Amiko raha ohatra ka manana tanora hotaizana aho dia ny fitazomana ny vatana amin'ny fahadiovana no hitako vahaolana mahomby amin'ny rendrarendran'ny fiainana amin'izao.

Mila beazina ny tanora momban'io ary matotra ara-poto-kevitra ilay tanora, ka vonona hiroso amin'izany fanambadiana vao tokony hijery akaiky ny atao hoe firaisana ara-nofo fa tsy izy mbola maniditsidina iny ny sainy no efa sesefana zava-tsy zakan'ny vatany.

Olon-dehibe efa mananjanaka firy aza mbola lalaovin'io firaisana aranofo ataony mandray ny kihony mihitsy, ka ny zaza vao ray ranonorana ve de hahalala izay tokony ataony na dia eo aza ny kapoty sns....

Na izany anefa na tsy izany dia ny fitsaratsarana olona sy ny fanabatibatiana olona, hilazana azy fa mpanota sy feno devoly dia tsy mety koa satria manimba ny sainy izany. Matoa izy efa nisafidy ny hanala zaza dia efa tsy vonona hiatrika fiangonana intsony izany amiko fa dia ny manambitamby azy hamonjy lamesa sy fanomezan-toky ny fitiavan'Andriamanitra azy no tokony atao vaindohan-draharaha lehibe satria mino aho fa mila fanampiana ara-moraly (moral support) izy fa tsy mora anie zany manala zaza izany raha samy vehivavy ihany.

8. badboy ( 23/01/2008 07:25)
Fa ny fiangonana anga moa tsy tokony hisahana ny fanahy ihany, dia ny fanjakana no misahana ny vatana sy ny lalàna miarak'aminy?
9. fijo ( 23/01/2008 21:17)
io voalazan'i rakapy io ny tiako lazaina
10. Jeankely ( 24/01/2008 04:01)
Io fa miseho ny maha-olona sadasada ity badboy ity. Aminy dia fafinaretana ary tokony atao ny fanalana zaza. RARINY RAHA MANAKANA NY FANALANA ZAZA NY FIANGONANA satria tsy namporisika ny FILALAOVANA FITIAVANA KOA IZY. Ny avy milalao ary mitsapatsapa sy tsy mahalala ny hasin'ny maha-olombelona no miafara amin'ny bevohoka avy eo miala andraikitra ary mihevitra fa tokony vidiana sahala ny bonbon ny fanafody fanalanjaza.
Ny an'ny fanjakana dia angamba aminy aleo tsy teraka toy izay teraka nefa tsisy hanina ary mampitombo ny isan'ny mahantra ary ny mahantra eo aza tsy hay ny hevitra hanalana izany fahantrana izany.
Ny an'ny Fiangonana kosa hatrany amboalohany dia ny hasina mahaolona no tsy tokony hivazivaziana fa tsy hoe manaova ary milalaova ary aza hesorina avy eo akory. Zavatra samy hafa izany.
Ny andry badboy indray ataovy izay mahafinaritra ary hesory sao manahirana. Lavitra izany ny Fiangonana tompoko. Tsy hainao Juriste any andafy izany.
11. soanja ( 24/01/2008 04:02)
Ny fiangonana dia natao hanabe ka ny vatana sy saina ary fanahy dia tokony hifandray ao avokoa. IRAY IREO AMIN'I KRISTY!
Ho an'izay tsy mpino kosa afaka manankina ny tenany amin'ny fanjakana izy ireo at his/her own risk!

TSY AZO ITOKISANA NY FANJAKANA ETO AN-TANY!
12. Jeankely ( 24/01/2008 04:15)
Mifandray amin'ny anao ihany ny tiako lazaina ry Soanja. Ny tanjona samihafa. Ny iray mikolokolo ny olombelona amin'ny maha vatana saina ary fanahy amin'ny lafiny rehetra hatramin'ny fahazazana, fahatanorana ary hatramin'ny aorian'ny fahafatesana. Noho izany tsy mamporisika ny kilalao fitiavana sy famonoana olona.
Ny an'ny fanjakana kosa angamba dia ny fahitana ny fahantrana mitombo ary tena marina tokoa fa ny mahantra tsy mahavelon-tena no tena miteraka betsaka ary manary zaza any amin'ny fako aza indraindray.
Amiko afaka hampifamenoana ireo.
13. rakapy ( 24/01/2008 05:04)
Dia ahoana izany no hampifamenoana ireo raha ny hevitrao ry Jeankely?
14. Jeankely ( 24/01/2008 08:10)
Tsy haiko fa valio hoe ahoana raha ny anabavinao atao fitaingenana dia atao manala zaza avy eo =))=))=))? Avela ho teraka sa avela anala zaza sao mampitombo ny 4mis? Inona no harovanao voalohany?
15. badboy ( 24/01/2008 08:18)
Jeankely:

Tsy haiko fa valio hoe ahoana raha ny anabavinao atao fitaingenana dia atao manala zaza avy eo =))=))=))? Avela ho teraka sa avela anala zaza sao mampitombo ny 4mis? Inona no harovanao voalohany?

Ay ve "petitjean" ty manaiky ihany hoe tsisy fanantenana ny ho aviny ny gasy miteraka any dago @ zao fotoana zao fa tonga de lasa 4'mi!!! :twisted::twisted::twisted:
16. Jeankely ( 24/01/2008 08:22)
Fa maninona no tsy asainao ateraka fa asinao esorina ny zaza ry badboy eee??? Faly hitaingina fotsiny angaha ary maninona raha ny voaplosinao no tapahana???=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0543