Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jorandys ( 19/01/2008 15:54)
Notorotoroina tamin'ny fanahimasina
Notorotoroina tamin'ny fanahimasina, ça s'est passé comment? somary tsy azoko hoe ahoana no fitrangan'izany.:?:... tohiny
novalian'i fijo ny 22/01/2008 23:12
jorandys ( 19/01/2008 15:33)
Fa maninona kay ny univesité 6 ihany nefa ny faritra 22
Fa maninona kay ny univesité 6 ihany nefa ny faritra 22, tsy tokony hoe université ray isaky ny faritra amin'izay ve?:-o... tohiny
novalian'i Papoose ny 20/01/2008 01:50
zamanoro ( 19/01/2008 14:34)
Ny anarana tokoa ve no niova eh?
Fanontaniana mipetraka io Inona tokoa no mahasamihafa ny hoe - "revolution Verte" sy ny hoe "Mamokatra mamokatra hatrany" - "Decentralisation" sy ny "Fitsinjaram-pahefana" - "District-commune-sef... tohiny
novalian'i zamanoro ny 22/01/2008 18:33
lapino ( 19/01/2008 14:17)
Maty i Bobby Fischer
Vao 64 taona fotsiny lery kanefa. :-( Amerikana anti-amerikana, hors-la-loi any US lery io. Ary tena rebelle hatrany amin'ny filalaony ka hatramin'ny fomba fiainany. Mahavariana ny mamaky ny tantar... tohiny
novalian'i lapino ny 21/01/2008 16:33
tashaa ( 19/01/2008 14:16)
fivoaran'ny lalana malagasy mikasika ny
Mba mangataka vaovao mikasika ny fivoaran'ny "droit médical malagasy "? Misy raharaha nanaitra vao avy voatsara ve tany Madagasikara tato ato na tao anatin'ny 2 na 3 taona? , na an-dalana hotsarain... tohiny
novalian'i trazafia ny 23/06/2008 15:07
xxx ( 19/01/2008 13:41)
ejaculation précoce ( tsy haiko ny dikany @teny malagasy)
manao ahaona ry zalahy tsy haiko ny dikan'io olako io ry zalahy amin'ny teny gasy , ary miala tsiny raha afeniko ny anarana fa complexé ihany ny bandy Io ary ny olako ry zalahy; vao kivy be za... tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2008 23:18
midjoh ( 19/01/2008 13:24)
AZA MBA MARINA LOATRA hoy ny Baiboly !!!
Fa maninona misy zavatra CON-tradictoire otran'izao ny ao anaty baiboly e ? (tena hita mihitsy fa tsy ny tena ny baiboly tonga aty Dago na diso fandika ry zalà) Maninona sakanana tsy ho marina koa... tohiny
novalian'i prime ny 05/02/2008 12:26
olomboavonjy ( 19/01/2008 11:08)
femme de menage
ahoana ny hevitrareo @ ity hoe :misy olona tsy te hanao femme de menage (aty france io) fa dévalorisant fa aleony miasa birao manao 35 heure de mandray 900euros net eo ; kanefa @ izao 17euros brut pa... tohiny
novalian'i kiadi ny 04/02/2008 17:19
dokotany ( 19/01/2008 09:34)
fomba fivavaka
Raha ny fahalalako azy, ny hevitry ny teny hoe mivavaka = mangataka amin'Atra. Voalaza ao amin'ny Baiboly fa izay mangataka no mahazo. Noho izany, normal ny mpino rehetra raha mangataka ho azy na miv... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 06/02/2008 23:48
lazounet ( 19/01/2008 09:14)
Saika maty
Saika maty Marco Randrianantoanina http://fr.news.yahoo.com/afp/20080119/tfr-foot-fra-l2-sport-4elead-f56f567_1.html Vokatry ny Dopage ve?... tohiny
novalian'i meva2 ny 22/01/2008 07:44
niryna ( 19/01/2008 07:27)
Fanontaniana manitikitika antsika ???????.
Raiso izay fantatrareo fa marina,diniho ,lanjalanjao.Izay mino an'i kristy dia ny ataony koa no ataony ary mihoatra lavitra noho izany aza satria firenena malagasy erak'izao tontolo izao no torian'iza... tohiny
novalian'i niryna ny 31/01/2008 08:12
vale ( 19/01/2008 06:46)
Nankaiza Ra-Bourbonezy?
Mba lasa saina fotsiny reh ny tenanay, hoe nankaiza i Boubounezys;curieuses be, zah mantsy mba te halala oe fa naninn? fa namana daholo ireny mantsy koh. Izay manana vaovao-ny, sy ny n° fa very le n... tohiny
novalian'i Papoose ny 31/01/2008 04:00
peugeot ( 19/01/2008 06:44)
FAMPIRAFESANA AO ANATY TOKATRANO
mety misy maha tsara azy tokoa ve ny fampirafesana ao anaty tokatrano?... tohiny
novalian'i tess ny 24/01/2008 18:51
soanja ( 19/01/2008 03:36)
Hopitaly Manakara
Azafady indrindra maika be, sao mba misy mahalala raha misy hopitaly goavana ao Manakara na karazana Hopitaly afaka hitsaboana tsara ka misy ny zavatra ilaina rehetra na dokotera mpandidy sns.... ... tohiny
cetoi ( 18/01/2008 23:05)
mba omeo tanana
atao ahoana mampiditra hira anatin'ireny mp4 kely reny,ts hita ny boky,ts hitan'ny pc koa le izy ... tohiny
novalian'i comptezo ny 31/01/2008 08:49
rakapy ( 18/01/2008 22:09)
Vitre fume sy fehikibo
Mba nety tsara hono ny bizinesin'ity rangahy iray mpitrandraka vato safira tao Ilakaka ka nividy fiara ny lehilahy. Mbola tsy tany andrenivohitra mantsy ny tenany ka dia nanapakevitra fa mba handeha h... tohiny
novalian'i tsoupou ny 23/01/2008 12:25
Ylly ( 18/01/2008 20:51)
Homba anao Jesoa
Enganie ka homba anao Jesoa Hanadio sy hanazava Hampahery lalandava Enganie ka homba anao Jesoa http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music vava... tohiny
novalian'i turidro ny 07/02/2008 21:58
xxx ( 18/01/2008 19:22)
KARAJIA
O, ry reto a, tsy mampalahelo ve isika malagasy raha isaky ny misy zavatra mahakasika na manohintohina ny fitondrana dia raràna. Izao izany lasa nodi-mandry ny fandaharana [b]Bold text[/b]KARAJIA... tohiny
novalian'i penina ny 19/01/2008 16:05
xxx ( 18/01/2008 15:57)
Zanak'alika io
Zanak'alika io, mety zanak'adala fa TSY zana-pokonolo : http://english.pravda.ru/photo/report/mutant-3050/1/ Dia sanatria tokoa ve nisy olona nanao toetran'alika nahatonga an'izao e? :-D:-D Aza hit... tohiny
ravakangel ( 18/01/2008 15:26)
evanescence
so d mba misy manana notes de guitare anlé my immortal an'i evanescence iny kay nareo?mba valio e!!:oops:... tohiny
novalian'i vale ny 19/01/2008 00:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8753