Homba anao Jesoa

1. Ylly ( 18/01/2008 20:51)
Enganie ka homba anao Jesoa
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa

http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music

vavaka hatolotro antsika rehetra.
novalian'i turidro ny 07/02/2008 21:58
2. ikaretsaka ( 18/01/2008 20:59)
"Fiainana Entanin'ny Tompo Isan'andro" hozy ny IK/VK
3. rakapy ( 18/01/2008 21:04)
Mba hanolotra vavaka ho an'ny rehetra koa ny tenako:

-Jeovah o! mba tahio i Andriamanitra.
-Jesosy o! mivavaha ho an'i Kristy.
-Ray o! arovy ny tenanao.
4. kiranil ( 19/01/2008 00:09)
Mba hanolotra vavaka ho an'ny rehetra koa ny tenako:

-Jeovah o! mba tahio i Andriamanitra.
-Jesosy o! mivavaha ho an'i Kristy.
-Ray o! arovy ny tenanao.


Rakapy o! hamindrafo amin'ingahy anie Andriamanitra, tahaka ny namindrany fo tamiko taona maro lasa izay.

Vakio ao @ romana 9 raha fa misy an'izao ao:

Koa izay tiany hamindrana fo no amindrany fo, ary izay tiany hohamafìna fo ny hamafìny fo


Ary iray amin'ireo isika rehetra. na efa namindrana fo na mbola mafy fo satria tsy mety mibebaka.

Mangataha famindram-po aminy raha mahatsapa fa mila izany ingahy; fa raha izao no mitohy dia vao mainka hiamafy noho izao ny fon'ingahy rahampitso, rafankapitso ary mandrapialan'ingahy eto @ ity tany fandalovana ity.

Misaotra.

Misaotra.
5. ikaretsaka ( 19/01/2008 00:27)
tahaka ny namindrany fo tamiko taona maro lasa izay.


aoka aloha hazava fa ny olombelona tsy robot
donc ny nety t@ kiranil tsy midika voatery hiety @ ndrakapy.. na ny piesin-drakapy de compatible @ kiranil!
especes hafa mihitsy isika ary manana ny maha samihafa antsika tsirairay aby!

toy ilay hoe ny vadin'i kiranil tsy ho vadin-drakapy

olombelona isika fa tsy piesy na tomobilina na teknolojia ka hoe lasitra 1 ihany i kiranil sy Rakapy

aza mi expecter hoe "rehefa nety tamiko" de mety aminao... rehefa olombelona no asiana resaka, fa any de efa mivoana ny resaka raha manao izay!
Hatreo aloha!
6. rakapy ( 19/01/2008 00:28)
Kiranil> fa angaha misy tsy mety ilay vavaka nataoko?
7. ikaretsaka ( 19/01/2008 00:31)
rakapy> nety ilay izy fa amin'ny koko an'i lery tsy mety de.... tsy mandry ny coco ny fa lasa ronono velona
8. diamondra27 ( 19/01/2008 00:44)
Ylly:

Enganie ka homba anao Jesoa
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa

http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music

vavaka hatolotro antsika rehetra.

________________
AMEN

ty omeko ny playlist e!de afakamihaino mitohy nareo @zay

http://dailymotion.alice.it/playlist/xaj3u_cherry6_cantiques


9. rakapy ( 19/01/2008 00:51)
De mbola ampiako i Diamondra 27 @ vavaka.
-Enga anie ka homban'Jesosy i Jeovah
-Kristy o! avoty ny tenanao
-Ry anjely o! tsinjovy i A/tra.
10. diamondra27 ( 19/01/2008 01:23)
:idea:
11. rakapy ( 19/01/2008 01:30)
Diamondra27>Inona kay ny dikan'ilay takamoa io? mazava ve sa azavao?
12. vale ( 19/01/2008 01:30)
Ylly:

Enganie ka homba anao Jesoa
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa

http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music

vavaka hatolotro antsika rehetra.
:lol::-D:-D:-Dfa misy in ry Atra,ve enao?:lol::wink:


13. vale ( 19/01/2008 01:31)
rakapy:

Diamondra27>Inona kay ny dikan'ilay takamoa io? mazava ve sa azavao?
ka Hira gasy angamba no dikan'io!:-D:-D:-D:-D:wink:


14. rakapy ( 19/01/2008 01:47)
De izay angamba::P:P:P
15. vale ( 19/01/2008 03:39)
rakapy:

De izay angamba::P:P:P
asA?????????????


16. vale ( 19/01/2008 03:41)
rakapy:

De izay angamba::P:P:P
lokoy mavokely mainty de lasa jiro kapôka!:^)


17. rijadolly ( 19/01/2008 04:39)
Ylly:

Enganie ka homba anao Jesoa
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa

http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music

vavaka hatolotro antsika rehetra.
Misaotra betsaka Ylly à!Ilay tokoa ny oh zao,Mifanohana am-bavaka.
Dia misa
ikaretsaka:
"Fiainana Entanin'ny Tompo Isan'andro"
Dia mbola misaotra betsaka an'sé nanampy
rakapy:
Mba hanolotra vavaka ho an'ny rehetra koa ny tenako:

-Jeovah o! mba tahio i Andriamanitra.
-Jesosy o! mivavaha ho an'i Kristy.
-Ray o! arovy ny tenanao.
Misy tsy hazoko kely.Misy olona tian'sé hanamafisana(mampisaina)fa iray ihany ve ireo sa ahoana?
kiranil:
Rakapy o! hamindrafo amin'ingahy anie Andriamanitra, tahaka ny namindrany fo tamiko taona maro lasa izay.
Alefaso aty kiranil raha misy tsy mila any an!hanampitosika ny efa nataoko maraina.Tsy fantatro mantsy ny vitako omaly na ahoana na ahoana eny fa na dia ny anio aza(nanota na tsy).
Misaotra an'Diamondra27 koa:-*:-*:-*:-*
18. niryna ( 19/01/2008 04:47)
kiranil:

Mba hanolotra vavaka ho an'ny rehetra koa ny tenako:

-Jeovah o! mba tahio i Andriamanitra.
-Jesosy o! mivavaha ho an'i Kristy.
-Ray o! arovy ny tenanao.


Rakapy o! hamindrafo amin'ingahy anie Andriamanitra, tahaka ny namindrany fo tamiko taona maro lasa izay.

Vakio ao @ romana 9 raha fa misy an'izao ao:

Koa izay tiany hamindrana fo no amindrany fo, ary izay tiany hohamafìna fo ny hamafìny fo


Ary iray amin'ireo isika rehetra. na efa namindrana fo na mbola mafy fo satria tsy mety mibebaka.

Mangataha famindram-po aminy raha mahatsapa fa mila izany ingahy; fa raha izao no mitohy dia vao mainka hiamafy noho izao ny fon'ingahy rahampitso, rafankapitso ary mandrapialan'ingahy eto @ ity tany fandalovana ity.

Misaotra.

Misaotra.



=D=D
Ylly > misaotra betsaka ^:^^:^
19. vale ( 19/01/2008 06:38)
rijadolly:

Ylly:

Enganie ka homba anao Jesoa
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa

http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music

vavaka hatolotro antsika rehetra.
Misaotra betsaka Ylly à!Ilay tokoa ny oh zao,Mifanohana am-bavaka.
Dia misa
ikaretsaka:
"Fiainana Entanin'ny Tompo Isan'andro"
Dia mbola misaotra betsaka an'sé nanampy
rakapy:
Mba hanolotra vavaka ho an'ny rehetra koa ny tenako:

-Jeovah o! mba tahio i Andriamanitra.
-Jesosy o! mivavaha ho an'i Kristy.
-Ray o! arovy ny tenanao.
Misy tsy hazoko kely.Misy olona tian'sé hanamafisana(mampisaina)fa iray ihany ve ireo sa ahoana?
kiranil:
Rakapy o! hamindrafo amin'ingahy anie Andriamanitra, tahaka ny namindrany fo tamiko taona maro lasa izay.
Alefaso aty kiranil raha misy tsy mila any an!hanampitosika ny efa nataoko maraina.Tsy fantatro mantsy ny vitako omaly na ahoana na ahoana eny fa na dia ny anio aza(nanota na tsy).
Misaotra an'Diamondra27 koa:-*:-*:-*:-*

vavao be zany ps zany, tonga de familer be am ry Diam, etc,lollllllllllllllllllllllllllll


20. fahamarinana ( 19/01/2008 07:13)
:arrow:merci ylly,merci Diam's,mankasitraka e.:-*(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0501