Homba anao Jesoa
1. Ylly
(
18/01/2008 20:51)
Enganie ka homba anao Jesoa
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa
http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music
vavaka hatolotro antsika rehetra.
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa
http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music
vavaka hatolotro antsika rehetra.
répondu par turidro le 07/02/2008 21:58
3. rakapy
(
18/01/2008 21:04)
Mba hanolotra vavaka ho an'ny rehetra koa ny tenako:
-Jeovah o! mba tahio i Andriamanitra.
-Jesosy o! mivavaha ho an'i Kristy.
-Ray o! arovy ny tenanao.
-Jeovah o! mba tahio i Andriamanitra.
-Jesosy o! mivavaha ho an'i Kristy.
-Ray o! arovy ny tenanao.
4. kiranil
(
19/01/2008 00:09)
Mba hanolotra vavaka ho an'ny rehetra koa ny tenako:
-Jeovah o! mba tahio i Andriamanitra.
-Jesosy o! mivavaha ho an'i Kristy.
-Ray o! arovy ny tenanao.
Rakapy o! hamindrafo amin'ingahy anie Andriamanitra, tahaka ny namindrany fo tamiko taona maro lasa izay.
Vakio ao @ romana 9 raha fa misy an'izao ao:
Koa izay tiany hamindrana fo no amindrany fo, ary izay tiany hohamafìna fo ny hamafìny fo
Ary iray amin'ireo isika rehetra. na efa namindrana fo na mbola mafy fo satria tsy mety mibebaka.
Mangataha famindram-po aminy raha mahatsapa fa mila izany ingahy; fa raha izao no mitohy dia vao mainka hiamafy noho izao ny fon'ingahy rahampitso, rafankapitso ary mandrapialan'ingahy eto @ ity tany fandalovana ity.
Misaotra.
Misaotra.
5. ikaretsaka
(
19/01/2008 00:27)
tahaka ny namindrany fo tamiko taona maro lasa izay.
aoka aloha hazava fa ny olombelona tsy robot
donc ny nety t@ kiranil tsy midika voatery hiety @ ndrakapy.. na ny piesin-drakapy de compatible @ kiranil!
especes hafa mihitsy isika ary manana ny maha samihafa antsika tsirairay aby!
toy ilay hoe ny vadin'i kiranil tsy ho vadin-drakapy
olombelona isika fa tsy piesy na tomobilina na teknolojia ka hoe lasitra 1 ihany i kiranil sy Rakapy
aza mi expecter hoe "rehefa nety tamiko" de mety aminao... rehefa olombelona no asiana resaka, fa any de efa mivoana ny resaka raha manao izay!
Hatreo aloha!
7. ikaretsaka
(
19/01/2008 00:31)
rakapy> nety ilay izy fa amin'ny koko an'i lery tsy mety de.... tsy mandry ny coco ny fa lasa ronono velona
8. diamondra27
(
19/01/2008 00:44)
Ylly:
Enganie ka homba anao Jesoa
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa
http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music
vavaka hatolotro antsika rehetra.
________________
AMEN
ty omeko ny playlist e!de afakamihaino mitohy nareo @zay
http://dailymotion.alice.it/playlist/xaj3u_cherry6_cantiques
9. rakapy
(
19/01/2008 00:51)
De mbola ampiako i Diamondra 27 @ vavaka.
-Enga anie ka homban'Jesosy i Jeovah
-Kristy o! avoty ny tenanao
-Ry anjely o! tsinjovy i A/tra.
-Enga anie ka homban'Jesosy i Jeovah
-Kristy o! avoty ny tenanao
-Ry anjely o! tsinjovy i A/tra.
12. vale
(
19/01/2008 01:30)
Ylly::lol::-D:-D:-Dfa misy in ry Atra,ve enao?:lol::wink:
Enganie ka homba anao Jesoa
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa
http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music
vavaka hatolotro antsika rehetra.
13. vale
(
19/01/2008 01:31)
rakapy:ka Hira gasy angamba no dikan'io!:-D:-D:-D:-D:wink:
Diamondra27>Inona kay ny dikan'ilay takamoa io? mazava ve sa azavao?
17. rijadolly
(
19/01/2008 04:39)
Ylly:Misaotra betsaka Ylly à!Ilay tokoa ny oh zao,Mifanohana am-bavaka.
Enganie ka homba anao Jesoa
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa
http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music
vavaka hatolotro antsika rehetra.
Dia misa
ikaretsaka:Dia mbola misaotra betsaka an'sé nanampy
"Fiainana Entanin'ny Tompo Isan'andro"
rakapy:Misy tsy hazoko kely.Misy olona tian'sé hanamafisana(mampisaina)fa iray ihany ve ireo sa ahoana?
Mba hanolotra vavaka ho an'ny rehetra koa ny tenako:
-Jeovah o! mba tahio i Andriamanitra.
-Jesosy o! mivavaha ho an'i Kristy.
-Ray o! arovy ny tenanao.
kiranil:Alefaso aty kiranil raha misy tsy mila any an!hanampitosika ny efa nataoko maraina.Tsy fantatro mantsy ny vitako omaly na ahoana na ahoana eny fa na dia ny anio aza(nanota na tsy).
Rakapy o! hamindrafo amin'ingahy anie Andriamanitra, tahaka ny namindrany fo tamiko taona maro lasa izay.
Misaotra an'Diamondra27 koa:-*:-*:-*:-*
18. niryna
(
19/01/2008 04:47)
kiranil:
Mba hanolotra vavaka ho an'ny rehetra koa ny tenako:
-Jeovah o! mba tahio i Andriamanitra.
-Jesosy o! mivavaha ho an'i Kristy.
-Ray o! arovy ny tenanao.
Rakapy o! hamindrafo amin'ingahy anie Andriamanitra, tahaka ny namindrany fo tamiko taona maro lasa izay.
Vakio ao @ romana 9 raha fa misy an'izao ao:
Koa izay tiany hamindrana fo no amindrany fo, ary izay tiany hohamafìna fo ny hamafìny fo
Ary iray amin'ireo isika rehetra. na efa namindrana fo na mbola mafy fo satria tsy mety mibebaka.
Mangataha famindram-po aminy raha mahatsapa fa mila izany ingahy; fa raha izao no mitohy dia vao mainka hiamafy noho izao ny fon'ingahy rahampitso, rafankapitso ary mandrapialan'ingahy eto @ ity tany fandalovana ity.
Misaotra.
Misaotra.
=D=D
Ylly > misaotra betsaka ^:^^:^
19. vale
(
19/01/2008 06:38)
rijadolly:vavao be zany ps zany, tonga de familer be am ry Diam, etc,lollllllllllllllllllllllllllll
Ylly:Misaotra betsaka Ylly à!Ilay tokoa ny oh zao,Mifanohana am-bavaka.
Enganie ka homba anao Jesoa
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa
http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music
vavaka hatolotro antsika rehetra.
Dia misaikaretsaka:Dia mbola misaotra betsaka an'sé nanampy
"Fiainana Entanin'ny Tompo Isan'andro"
rakapy:Misy tsy hazoko kely.Misy olona tian'sé hanamafisana(mampisaina)fa iray ihany ve ireo sa ahoana?
Mba hanolotra vavaka ho an'ny rehetra koa ny tenako:
-Jeovah o! mba tahio i Andriamanitra.
-Jesosy o! mivavaha ho an'i Kristy.
-Ray o! arovy ny tenanao.kiranil:Alefaso aty kiranil raha misy tsy mila any an!hanampitosika ny efa nataoko maraina.Tsy fantatro mantsy ny vitako omaly na ahoana na ahoana eny fa na dia ny anio aza(nanota na tsy).
Rakapy o! hamindrafo amin'ingahy anie Andriamanitra, tahaka ny namindrany fo tamiko taona maro lasa izay.
Misaotra an'Diamondra27 koa:-*:-*:-*:-*
