Homba anao Jesoa
22. Rasiligaoma
(
19/01/2008 17:03)
ohatran'ny atao vedette be izany
fa maninona raha atao hoe: homba anao anie ny Trinite Masina?
fa maninona raha atao hoe: homba anao anie ny Trinite Masina?
23. rakapy
(
19/01/2008 19:54)
Yuka> mba azavao hoe inona ny heloka vitako no mahatonga anao hilaza io?
25. ikaretsaka
(
20/01/2008 03:34)
ary lasa avocats an-drakapy sy mpikafiry peine any @ A/tra aby tokao ho'a e
27. nandrianina1
(
20/01/2008 04:24)
rakap:
-Enga anie ka homban'Jesosy i Jeovah
-Kristy o! avoty ny tenanao
-Ry anjely o! tsinjovy i A/tra.
hay ve rakapy mba malahelo an'i Jesosy ihany e! manandratra vavaka ho azy mantsy!
averiko fa Andriamanitra ihany anie no tian'ingahy e!
28. rijadolly
(
20/01/2008 04:49)
vale:Way azafady valeĆ !Ity ny fan-diminy:-*
vavao be zany ps zany, tonga de familer be am ry Diam, etc,lollllllllllllllllllllllllllll
Izay marina ilay hoe rehefa miarahaba olona ianao ka manoroka ny iray dia mahereza manoroka ny rehetra fa tsy ny sasany horoana fa ny sasany raisin-tanana fotsiny(tsy fahalalam-pomba marina).HS iny an!
29. rakapy
(
20/01/2008 05:03)
Nandrianina1> za anie ka tsy nilaza fa tsy tia azy? ny critique akory tsy milaza tsy fiatiavana ary tsy milaza koa finoana fa fomba fahitana.
30. Ylly
(
20/01/2008 11:37)
Rasiligaoma:fa inona no mahasamihafa ny fivavahana ho an'olona raha hilaza hoe
fa maninona raha atao hoe: homba anao anie ny Trinite Masina?
32. Ylly
(
21/01/2008 07:37)
Cutie o ! dia mazotoa akia mihaino ary homba anao lalandava anie Jesoa.
33. Ylly
(
21/01/2008 07:40)
vale:izay lazainao aloha dia tsy misy azoko.
:lol::-D:-D:-Dfa misy in ry Atra,ve enao?:lol::wink:
34. turidro
(
07/02/2008 21:58)
Ny fiainantsika dia zava-poana raha tsy misy an'Atra izay Tompo sy mpanjaka ary mpanavotra antsika....
Mideraha Azy ary misaora azy,eny na dia ny @ rivotra iainantsika aza....
Minoa fotsiny ihany dia ho vonjena ianao sy ny ankohonanao....
Mideraha Azy ary misaora azy,eny na dia ny @ rivotra iainantsika aza....
Minoa fotsiny ihany dia ho vonjena ianao sy ny ankohonanao....
