Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i olomboavonjy, milahatra araka ny daty
olomboavonjy ( 23/01/2008 21:52)
tgv sy rafalimanana
raha samy olondra8 ihany moa izy roa lahy ireo nefa ny malagasy any antanindrazana mifandrafy nohon'ny fiandaniana atsy sy aroa . izay zany ve ilay atao hoe politika ry zareo ???... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 03:12
olomboavonjy ( 23/01/2008 21:33)
vous les femme
fa maninona ny vevavy no mi se maquiller ,sy be ranomanitra:)) ... tohiny
novalian'i meva2 ny 25/01/2008 07:43
olomboavonjy ( 22/01/2008 12:26)
acariens
hono hoa efa laniny acariens ve nareo:?: za matsy de raha tsy voakopako ny fandriana @ maraina iny de tena mandadilady ohatran'ny parasy mitsy ry zalahy mandrtra ny alina :^) ahoana kay no fomba ata... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2008 06:00
olomboavonjy ( 19/01/2008 11:08)
femme de menage
ahoana ny hevitrareo @ ity hoe :misy olona tsy te hanao femme de menage (aty france io) fa dévalorisant fa aleony miasa birao manao 35 heure de mandray 900euros net eo ; kanefa @ izao 17euros brut pa... tohiny
novalian'i kiadi ny 04/02/2008 17:19
olomboavonjy ( 17/01/2008 13:04)
akanjo
hoa antsika namana rehetra raha handefa akanjo ho any havana any dago de AZA atao ny mandefa ankajo militaire ka mampigadra marian ve izany ?... tohiny
olomboavonjy ( 17/01/2008 13:02)
teny hafa
nahita soratra ahoe ny olombelona tsy maina fa lena :roll: mila mila s'essuyer ve de lasa maina sa ahahy @ masoandro :o....vazivazy ireo fa inona no tena dikany izay misy mahalala... tohiny
novalian'i kanota ny 26/01/2008 05:06
olomboavonjy ( 17/01/2008 12:59)
sary
ry mpiandraikitra maninona kay raha ilay pisera mametraka sary ihany no mba afakamametraka comms eo @ ilay sary mivoaka @ izay mantsy mifankahita eo de tsy mila manao polisy intsony ianao ... tohiny
olomboavonjy ( 17/01/2008 12:55)
endrikolonkafa
ho an'izay manambady ianareo ve refa manao lamour @ vadinareo (na lahy io na vavy)de mijery ny tarehiny ve nareo sa mikipy mandrevy??? ... tohiny
novalian'i tess ny 21/01/2008 15:27
olomboavonjy ( 17/01/2008 12:50)
taikafé
manaona doly an'ny vevavy raha tinareo haniry tsra ny vonoinkazo nareo interieur hono de ilay taikafé iny no atao eo zezika.Marina ve zany?... tohiny
novalian'i ora ny 06/06/2014 09:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0185