endrikolonkafa

1. olomboavonjy ( 17/01/2008 12:55)
ho an'izay manambady ianareo ve refa manao lamour @ vadinareo (na lahy io na vavy)de mijery ny tarehiny ve nareo sa mikipy mandrevy???
novalian'i tess ny 21/01/2008 15:27
2. jemimah ( 17/01/2008 13:48)
INNA ARY TY:roll:
3. tess ( 17/01/2008 15:11)
mamakia boky e!:°)
4. soanja ( 17/01/2008 15:22)
Odryyyy nofotra manjabe iny ve , tarehy tsy misy mpanana iny ve, muscle mivangongo manome hery sy fitiavana anao BE iny ve de odianao fanina????

Ny firaisana ara-nofo eo amin'ny mpivady dia sady fifandraisana amin'Andriamanitra no fakana tsirony!
5. vololomanitra91 ( 17/01/2008 15:47)
LOL!!!! MIJEREVA BOKY SY FILM!!! NA INTERNET!!! dé ho itanao ny valiny!
6. kelly13 ( 17/01/2008 15:55)
za klou d mijery azy e, tsy oe mandritra ny acte iray manontolo fa misy fotoana aho mijery azy.


fa lazaiko anao ry olomboavonjy fa milay b le mijery vady en plein acte a :) andramo
7. lazounet ( 17/01/2008 16:47)
kelly13:

za klou d mijery azy e, tsy oe mandritra ny acte iray manontolo fa misy fotoana aho mijery azy.
fa lazaiko anao ry olomboavonjy fa milay b le mijery vady en plein acte a :) andramo



Euh...mitady hivaona ny loha-hevitra trandrahana ny safary eto! sivana sivana:lol::lol:

8. olomboavonjy ( 17/01/2008 17:33)
tess ina kay lay hoe mamaky boky:roll:

vololomanitra91 mba masiaka koa ny valintenindry a :x tsy manine za tsy jery :-P

soanja :lol:raha azoko tsara ny resakao de manontany aho hoe eo @ fampinin'ny ankizy nareo mivady :* ( 7 lahy 7 vavy) zany nareo

kelly13 farany sady tena matsiro:} ka ny ahy ny tena azaoko tsirony de @ alina de pihina ny jiro ka na misokatra aza ny masoko de tsy de misy tarehy hita e
9. kelly13 ( 17/01/2008 18:34)
lazounet tsy mahay mamaky teny :b
10. olomboavonjy ( 17/01/2008 18:44)
11. lazounet ( 17/01/2008 19:07)
kelly13:

lazounet tsy mahay mamaky teny :b



F'angaha tsy hoe "LAZOUNET-NDOZA" ??????
12. kiadi ( 17/01/2008 19:08)
zah mieritreritra ny hialana azy avy eo !=))=))=))
13. kelly13 ( 17/01/2008 19:58)
lazounet-ndoza!!!!!
14. soanja ( 18/01/2008 02:54)
olomboavonjy:

tess ina kay lay hoe mamaky boky:roll:

vololomanitra91 mba masiaka koa ny valintenindry a :x tsy manine za tsy jery :-P

soanja :lol:raha azoko tsara ny resakao de manontany aho hoe eo @ fampinin'ny ankizy nareo mivady :* ( 7 lahy 7 vavy) zany nareo

kelly13 farany sady tena matsiro:} ka ny ahy ny tena azaoko tsirony de @ alina de pihina ny jiro ka na misokatra aza ny masoko de tsy de misy tarehy hita e



Ny olombelona dia tsy bitro fa nomen'Amdriamanitra koa ny saina ampiasaina hanome anao lanja ny tena fiainana.


15. olomboavonjy ( 18/01/2008 14:35)
soanja f'inona no ifandraisan'ny resaka ataoko @ bitro8O sa ilay hoe havitra lapin @ teny frantsay :-D:-D
16. soanja ( 19/01/2008 04:15)
olomboavonjy:

soanja f'inona no ifandraisan'ny resaka ataoko @ bitro8O sa ilay hoe havitra lapin @ teny frantsay :-D:-D


Tsy de tsara loatra ny manao tera-bitro. Raha hitondra aina eto an-tany dia mila jerena mialoha raha afaka hanome ny tsara indrindra ho an'ilay zaza ianao. Tsy misy idiran'ny resaka zaza zany io ambony io. Fangatahana manokana indray no tsy maintsy atao amin'Andriamanitra raha te hanana faramandimby ianao. Hafa ny fifandraisana eo ampanamboarana azy satria faramandimby no katsahina fa tsy hoe azo tsy nahy ao anaty fahafinaretana.


17. olomboavonjy ( 19/01/2008 11:54)
soanja eny tokotrany e toa tsisy hidirany zaza marina ilay resaka .:?:?
18. reve ( 20/01/2008 05:00)
mba manao resaka mikipy koa ry olomboavonjy zany; =))=))
tsy misy hoatran'ny mifankahita tava e! olon-tiana sady vady ve de mety hanahirana ny mijery azy ? sa hoe le eritreritrareo mihintsy no mifantasmer am sarin'olonkafa, hafahafa ihany zany ra hoan'ny mpivady!
19. peugeot ( 20/01/2008 16:31)
tena hafa kely kous le sujet an
milay e
aleo kous mba mifampijery e ,sa ahoana hoy ianareo ?
20. tess ( 20/01/2008 16:42)
afaka mifampijery afaka tsy mifampijery! dia mbola tsy nikipy mitsy zany peugeot sy reve?????fa de mivandravandra be eo foana:lol:
cas mety hintranga ny mi fantasme am endrik'oulona hafa:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0776