endrikolonkafa

21. ikaretsaka ( 20/01/2008 17:34)
ny ahy ny ahiako rehefa le midiridiry be iny.. dia latsa-bava manao hoe
:malala o.. efa tokony soloina izany voligen'ny plafonds antsika izany!
22. fasaly ( 20/01/2008 17:40)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D zay mantsy
23. peugeot ( 21/01/2008 15:04)
tess kous e
refa mijery anao izy de somary imezo kely ange e fa tonga de lasa ady no iafarany hihihhi
andramo nge ry reto e
24. tess ( 21/01/2008 15:27)
peugeot: ka tsy mamely izany mi se moké eo amperin'asa izany! aiza izy no tsy ho tezitra!
sady tsy concentré enao matoa manao izany kou aiza no hahazo fafiny koa anefa! zay vao hoe oyé oyé avy teo!:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1032