taikafé

1. olomboavonjy ( 17/01/2008 12:50)
manaona doly an'ny vevavy raha tinareo haniry tsra ny vonoinkazo nareo interieur hono de ilay taikafé iny no atao eo zezika.Marina ve zany?
novalian'i ora ny 06/06/2014 09:46
2. tatamo40 ( 17/01/2008 16:54)
Marina!
3. tracy ( 17/01/2008 16:58)
f'angaha tsy hoe asiana io eo @ surface fotsiny mba tsy hisiany bibikely fa tsy atao zezika
4. tatamo40 ( 21/01/2008 17:00)
Fa iza no niteny fa io no haniriany? Hatao eo ivelany fotsiny manodidina !
5. olomboavonjy ( 22/01/2008 13:05)
tatamo40 zezika midika eo mbony fotsiny sa afangaro @tany aniriany8O
6. ikaretsaka ( 22/01/2008 17:01)
toa mety na eo ambony na afangaro ko!

fa misy koa hoe asiana volondoha avy nohetezana iny hono ny tany hambolena inona moa? asa izay mahay??

7. tywa68 ( 23/01/2008 19:44)
Ilay taikafe aloha toa atao manodidina eo d mety fa ilay volondoha kosa ry Ika mba resake a :-D:-D
8. ikaretsaka ( 23/01/2008 23:45)
tena nisy bandy nandroaka t@ gony mihitsy hoa tany @ panety tany dago izay ..d e hoe atao inona de hoe atao zeziak hono!
fa tsy haiko hoe zezik'inona
9. Henikah ( 04/06/2014 13:13)

ikaretsaka:

tena nisy bandy nandroaka t@ gony mihitsy hoa tany @ panety tany dago izay ..d e hoe atao inona de hoe atao zeziak hono!
fa tsy haiko hoe zezik'inona


aza ariana ny volo na fati bolo fa atao anaty tany anirian'ny voninkazo de maniry be
10. ora ( 06/06/2014 09:46)
amin'ikaretsaka izany dia METY ATAO ZEZIKA TOKOA NY VOLON-DOHA? aleo maka toky tsara aloha
Henikah:


ikaretsaka:

tena nisy bandy nandroaka t@ gony mihitsy hoa tany @ panety tany dago izay ..d e hoe atao inona de hoe atao zeziak hono!
fa tsy haiko hoe zezik'inona


aza ariana ny volo na fati bolo fa atao anaty tany anirian'ny voninkazo de maniry be

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2023