tgv sy rafalimanana
1. olomboavonjy
(
23/01/2008 21:52)
raha samy olondra8 ihany moa izy roa lahy ireo nefa ny malagasy any antanindrazana mifandrafy nohon'ny fiandaniana atsy sy aroa .
izay zany ve ilay atao hoe politika ry zareo ???
izay zany ve ilay atao hoe politika ry zareo ???
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 03:12
2. Jeankely
(
24/01/2008 02:44)
Fa inona moa no politika resahandry zalahy ato? Zahavo ao aloha ao fa teto aho no namalian'ilay iray hoe ny mpanohatra dia manozongozona ary manakorontana ahafahany maka ny seza rehefa mianjera. Tato koa no ahitana fa finganina rehefa mieritreritra hanao zavatra sao misongona ny tena. Izany hono no politika ka asa raha izany no nampandroso ny firenena hafa izay hipetrahandry zalahy sy lelafiny ireo na ahoana? Dia mahagaga mihintsy fa ny olona avy andafy indray no manao resaka tsy hitanao hoe hitarika ny olona handroso fa mampiady fotsiny. Inona no hiarovana mpitondra tsy mahay ary inona no hanakorontanana ny fiainan'ny Malagasy? Izany no politika ve ary? Na mihevitra fa ry zalahy ihany no nianatra andafy nefa firifiry ireo nandia izany nefa samy ditsoka mahatonga izao toerana misy izao.
3. LazaDaddy
(
24/01/2008 02:48)
Jeankely:Politika = Sahia Manao Fingana Lehibe
Fa inona moa no politika resahandry zalahy ato?
4. Jeankely
(
24/01/2008 03:12)
Koa rehefa izay no politika dia samia mifamingana eo izany ary ahelezo erantany fa izany no mahatafita haingana. Mahay ary tokony hianarana erantany sady MALAZA NO DADA ka LAZADADDY. Ary hatoroy tsy hisy hitaraina avy eo ary eee=))=))=))
