akanjo

1. olomboavonjy ( 17/01/2008 13:04)
hoa antsika namana rehetra raha handefa akanjo ho any havana any dago de AZA atao ny mandefa ankajo militaire ka mampigadra marian ve izany ?
2. fahamarinana ( 17/01/2008 14:09)
:arrow:ka raha havana miaramila ve no handefasana dia mbola ho voasazy koa,raha hoe hitafiana nefa tsy miaramila na gendarme na ohatr'izay dia d'accord aho.
Ary raha ilay lamode-njaza ireny dia ahoana ndray?(l)
3. Bafota ( 17/01/2008 17:35)
Manahirana be io akanjo maitso mitovy loko amin'ny miaramila io am'zao fotoana izao,fa raha tratra de voaendaka direkta,tsy mifidy io an:na akanjo,na pataloha na kitapo,ary ny tena loza de nadia zaza 2taona aza manao io loko io dia voaendaka ihany koa,Nisy sekoly iray,ny tenue-ndry zareo maitso ny ambany,dia voatery nosoloana fa olana e!
Ny antony hono dia isorohana ny asan-jiolahy misandoka ho miaramila,nefa raha manara-baovao amin'izao dia ny miaramila manao fitafy sivily no be tratra manao tontakely.Raha amiko manokana rehefa tsy azo anaovan'ny sivily ny loko maitso miaramila,dia tsy tokony hanao fitafiana sivily koa ny miaramila fa lasa dahalo^^:-D:-D
4. fahamarinana ( 18/01/2008 13:31)
Bafota:
Raha amiko manokana rehefa tsy azo anaovan'ny sivily ny loko maitso miaramila,dia tsy tokony hanao fitafiana sivily koa ny miaramila fa lasa dahalo^^:-D:-D

:arrow::-D:-D:-Ddia ahoana tokoa raha ampiharina izay,ho be ny sahirana an!!(l)

5. olomboavonjy ( 18/01/2008 14:57)
hay ny hoe lokon'akanjo maitso mitovy @ miaramila ??loza zany marina
:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0808