fivoaran'ny lalana malagasy mikasika ny

1. tashaa ( 19/01/2008 14:16)
Mba mangataka vaovao mikasika ny fivoaran'ny "droit médical malagasy "?
Misy raharaha nanaitra vao avy voatsara ve tany Madagasikara tato ato na tao anatin'ny 2 na 3 taona? , na an-dalana hotsaraina?
Ohatra: responsabilité du médecin , qualification de cette responsabilité "; responsabilité d'une clinique " responsabilité des agents d'actes dans une clinique" sns ...
misaotra mialoha
novalian'i trazafia ny 23/06/2008 15:07
2. tashaa ( 19/01/2008 14:17)
droit médical malagasy no tiako lazaina
3. maresaka ( 19/01/2008 16:44)
Fa nanao ahoana lay izy 2 na 3 taona lasa izay? Ny zavatra tsapa aloha dia toa mbola tsy maty manota ny mpitsabo eto amintsika,toa mbola vitsy izany mpitsabo niakatra fitsarana na inona antony ary io indrindra no mahatonga ny sasany toa tsy mahatsapa loatra ny adidy aman'andraikiny fa toa matimaty foana izay maty ny fianianana ataon'izy ireo anefa dia mampodimandry tsy misy ohatr'izany.Soa ihany fa tsy izy rehetra nefa na izany toa maromaro ihany,tena mampalahelo io trangan-javatra io.
4. badboy ( 21/01/2008 16:52)
F'anga moa misy droit médical zany any dago??? oups!!
Ny hividianle marary fanafody aza ifamptitadiavana, ka "responsabilité délictuelle ou contractuelle" aiza no hahalalany sy ahafahany mandany vola sy rora ho @ zany!!
Mba jereo ihany nama le réalité!! Tsara ny mijery oe inona no afaka avaozina, fa tsy maintsy jerena koa ny ampelatanana vao miadivarotra!!!
5. tashaa ( 30/01/2008 13:58)
tokony misy , ary raha tsy misy dia azo atsangana ...(ao antiny fikarohana daholo ireo toejavatra ireo...
io tsy fisiany na fisiany io indrindra no fototry ny fikarohana ataoko;
efa mila mihetsika mantsy ny victime fa tsy jerempotsiny
ny hoe "responsabilité delictuelle "andaniana vola sns: fototry ny fikarohana koa ny hevitra fananganana rafitra ahafahana manampy bebe kokoa ireo victime , mba tsy handoavany vola
ka izay no antony angatahiko fanampiana amin'ireo izay azo iantefany:

Tao anatiny 2 na 3 taona ve nisy didimpitsarana maro na vitsy nivoaka mikasika fitoriana dokotera na clinique? na raharaha mbola "en cours d'instruction"?
Misaotra mialoha be dia be anareo
6. badboy ( 30/01/2008 16:34)
Izay no tsy haiko!!
Fa ny fantatro de tsy misy ny fanampian'ny fanjakana ahafahan'ny nianjadian'ny herisetrandradoko (atteinte à l'intégrité physique) hangataka ny zony sy ny fanamboarana ny faharariana (réparation du préjudice physique, morale, esthétique.....) raha tsy manambola ny tenany hangatahana io!
Ary ny filazana ny hopitaly na klinika ho tomponandraikitra vokatry ny asa tsy aradalana nataon'ny dokotera ampiasainy (responsabilité du commettant du fait de son préposé) dia nofinofy!!!
Ka raha lavatanana enao ka afaka ny hampisy ireo dia arahaba soa arahaba tsara!!;-)
7. tashaa ( 05/02/2008 16:06)
badboy:

tsy resaka hoe lava tanana aloha ry badboy, fa tena fananganana "infrastructure perenne" mihitsy " no projet atao, karazany "cmu" ireny fa mba azo ampiharina ho an'ny daholobe any m/kara

hatreto aloha izany raha raisiko ny valinteninao dia mbola tsy "effectif" mihitsy ny responsabilité du fait d'autrui mikasika ny clinique sy ny dokotera any m/kara
misaotra betsaka nahavatra nanokana fotoana namaly
manantena vaovao hafa ihany

8. badboy ( 05/02/2008 18:41)
Tena efa hitanao ve ny "état"-ny hosto sy ny "soin" any dago??? Tsara le hevitrao hoe CMU fa aiza no hazahoanao ny "financement"? ny "accès au soin" aza tsy "à la portée de tout le monde" na dia misy aza ny "dispensaire" dia diniho arak'izay oe tena "faisable" ve le "projet"!!
9. tashaa ( 13/02/2008 16:31)
badboy:

Tena efa hitanao ve ny "état"-ny hosto sy ny "soin" any dago??? Tsara le hevitrao hoe CMU fa aiza no hazahoanao ny "financement"? ny "accès au soin" aza tsy "à la portée de tout le monde" na dia misy aza ny "dispensaire" dia diniho arak'izay oe tena "faisable" ve le "projet"!!

efa hitako tsara
izay no nampiteraka ny sujet de recherche mikasika an'ilay izy
nefa mila "documentation" sy vaovao maro mikasika ny etat actuel ny legislation any (ny anjarako )
ny an'ny ekipa hafa dia aspect hafa koa no hanaovany fikarohana
dia izay no mba hangatahiko "renseignement" sao dia mba misy fivoarany ny toedraharaha any dago, fa mety hoe izaho no tsy maharaka
miandry vaovao hafa avy aminareo raha mba misy hafa

10. tashaa ( 13/02/2008 16:32)
Hoy i badboy:

11. badboy ( 13/02/2008 17:12)
Za tsy any dago! Tsy afaka ny hanampy ny tenako! Bon courage!!:wink:
12. tashaa ( 15/02/2008 14:40)
badboy:

Za tsy any dago! Tsy afaka ny hanampy ny tenako! Bon courage!!:wink:

misaotra t@ kely efa vita
13. trazafia ( 23/06/2008 15:07)

Merci, pour le sujet,
c'est intéressant, c'est déjà une ébauche. Certes tsy misy responsabilité propre ho an'y préfession médicale fa ny responsabilité civile no mihantra. Ce qui compte serait à mon avis de savoir si des contentieux propre à la matière ou du moins touchant -même de loin- a lieu.
Au plaisir de recevoir des nouvelles.
Tata.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4613