Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
olomboavonjy ( 17/01/2008 13:04)
akanjo
hoa antsika namana rehetra raha handefa akanjo ho any havana any dago de AZA atao ny mandefa ankajo militaire ka mampigadra marian ve izany ?... suite
répondu par olomboavonjy le 18/01/2008 14:57
olomboavonjy ( 17/01/2008 13:02)
teny hafa
nahita soratra ahoe ny olombelona tsy maina fa lena :roll: mila mila s'essuyer ve de lasa maina sa ahahy @ masoandro :o....vazivazy ireo fa inona no tena dikany izay misy mahalala... suite
répondu par kanota le 26/01/2008 05:06
xxx ( 17/01/2008 13:01)
tache mba tiana halàna ze mahay. Misaotra Tompoko
manao ahoana dhl izao ry reto a: sao d mba hainareo ny fanalana tache maintimainty amin'ny vody, helika, kiho, lohalika fa tena tsy haiko tsony!mahamenatra ka mitady hevitra e! misaotra tompoko ho ... suite
répondu par danni le 05/05/2008 19:36
olomboavonjy ( 17/01/2008 12:59)
sary
ry mpiandraikitra maninona kay raha ilay pisera mametraka sary ihany no mba afakamametraka comms eo @ ilay sary mivoaka @ izay mantsy mifankahita eo de tsy mila manao polisy intsony ianao ... suite
olomboavonjy ( 17/01/2008 12:55)
endrikolonkafa
ho an'izay manambady ianareo ve refa manao lamour @ vadinareo (na lahy io na vavy)de mijery ny tarehiny ve nareo sa mikipy mandrevy??? ... suite
répondu par tess le 21/01/2008 15:27
olomboavonjy ( 17/01/2008 12:50)
taikafé
manaona doly an'ny vevavy raha tinareo haniry tsra ny vonoinkazo nareo interieur hono de ilay taikafé iny no atao eo zezika.Marina ve zany?... suite
répondu par ora le 06/06/2014 09:46
midjoh ( 17/01/2008 12:21)
Aiza moa no misy ny fianarana BOXE ???
Za lesy tena namboarina bandy zay de tena mila manao "VENGENCE" ka mba atoroy toerana fianarana BOXE. Lery aloa voako matetika fa tsy ampy COUP ny totondriko dia otrany tsy de nanina izy. Fa ra za m... suite
répondu par kiadi le 19/01/2008 22:54
tezitra ( 17/01/2008 12:15)
Tratran'ny tainy 2008
Tratran'ny taona manko e!, vao mba mianatra teny gasy ny tena, COURS INTENSIF fa na izany aza toa marina io filaza io : [b]1)2007: todiho ny lasa, alohan'ny hibanjinana ny ho avy[/b] a)Zafihita, to... suite
répondu par Jeankely le 20/01/2008 02:03
midjoh ( 17/01/2008 12:03)
FA MANINONA RARANA NY FAMAROTANA TAOLAM-PATY ???
Tsy azoko mihitsy ny anakanana ny famarotana taolam-paty. Ilay olona maty efa tsy hiverina intsony (za tsy mino razana mitahy zany) ka tsy aleo ve avadika CHIFFRE, satrin'ny fianakaviana mba millionna... suite
répondu par endrika01 le 26/01/2008 17:50
midjoh ( 17/01/2008 12:03)
NY DEVOLY HONO NO MPANAPAKA AN'IZAO TONTOLO IZAO ???
Sendra an'ireny olona mpizara boky kely mitory ny tenin'Andriamanina ireny aho ka nanontaniany hoe : - "Iza no mpanapka an'izao tontolo izao" dia novaliako tsotra zao hoe : ANDRIAMANITRA - "Diso iza... suite
répondu par cutie le 06/02/2008 14:55
yonikafopl ( 17/01/2008 11:38)
zaza manana fahasembanana
Hono ho aho ry ireto, enga anie ka tsy hisy ity zavatra ity, fa raha eo amin'ny toeranareo, raha sanatria miteraka zaza manana fahasembanana, malemy tsy afaka mihetsika ohatra, dia inona no ataonareo?... suite
répondu par kelly13 le 22/01/2008 09:17
xxx ( 17/01/2008 09:58)
serasera
mba heritreritra mandalo, mba misy olona ao aminy fitondrana ve miditra amin'itony serasera itony sa dia fanalana azy rehefa tsy misy atao fotsiny? :-D:-D... suite
répondu par olomboavonjy le 18/01/2008 14:47
diamondra27 ( 17/01/2008 09:41)
asio commentaire hoe
mba tafajery an'ty aho dia mba mangataka ny hevitrareo sy ny commentaire nareo ny ahy aloha dia sady mampihomehy no mahalasa saina ahy le izy http://www.dailymotion.com/relevance/search/halucinnan... suite
répondu par diamondra27 le 18/01/2008 08:40
Rhayo ( 17/01/2008 08:54)
Ny firoborobon'ny mpanao mozika Rnb eto Madagasikara
Raha toa ka ho tsiahivitsika kely ny tena fiavian'ny gadona rnb dia toy izao.Kolotsain'ny Américan mainty hoditra izy io,ka nantsoin-dr'izareo hoe: Rythm And Blouse;io no gadona anisan'ny nampiavaka ... suite
répondu par tenagasy le 17/01/2008 11:06
rurik ( 17/01/2008 07:53)
fahalafon'ny fandefasana entana
Asa raha mba ohatran'ny ahy ianareo fa mandinika aho de toa tena lafo be daholo izay zavatra atao mba hifandraisana, na hanampiana an'i madagascar, resaka telphone, fandefasana entana, raha mahit... suite
répondu par bazylou le 26/07/2008 19:17
niryna ( 17/01/2008 06:31)
Akaikin'izay manana fo mangorakoraka Jehovah
Raha vao roa ambin'ny folo taona fotsiny i Sahondra dia nisaraka ny ray aman-dreniny.Ny reniny naka ny zandriny ary izy kosa nalain-drainy izay mamolava.Nisy fiantraikany izany na ara-tsaina na ara-pa... suite
répondu par niryna le 19/01/2008 12:11
penina ( 17/01/2008 06:03)
ze tia ho millionaire
Mianara Maya 3D :-D Mbola tsy nihomehy ohatra an'iny indray aho. Tsy haiko raha hampihomehy anareo. http://www.youtube.com/watch?v=-O_h6N2Qms4 ------... suite
répondu par penina le 17/01/2008 19:04
LazaDaddy ( 17/01/2008 05:42)
ny maha samihafa ny mpitondra sy mpanohitra...
ny sezany... suite
répondu par Jeankely le 21/01/2008 02:50
Miramihaja ( 17/01/2008 05:27)
Ianao sy izaho: hiran i RInA
Misy an'io artiste io tena manana hira mahafinaritra be e. Santionany io hoe "ianao sy izaho io" an'ilay artiste hoe "R'Ina" io. Mba henoy anie na angatao ao @ radiovazogasy dia ho hitanao. Izaho aloh... suite
rakapy ( 17/01/2008 00:10)
Raha hiverina tokoa i Jesosy dia ireo kristianina no hamono
Raha hiverina i Jesosy dia manana tsindry mandry ny tenako fa dia ireo Kristianina milaza fa mpanara-dia azy sy mpankatoha azy ihany no hamono sy hanaratsy azy. ... suite
répondu par rakapy le 18/01/2008 02:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7145