Ny firoborobon'ny mpanao mozika Rnb eto Madagasikara
1. Rhayo
(
17/01/2008 08:54)
Raha toa ka ho tsiahivitsika kely ny tena fiavian'ny gadona rnb dia toy izao.Kolotsain'ny Américan mainty hoditra izy io,ka nantsoin-dr'izareo hoe: Rythm And Blouse;io no gadona anisan'ny nampiavaka ny Américan mainty hoditra t@ izany andro izany. Fa aty aoriana kosa dia afaka nanao izany na ny fotsy hoditra aza, nivoatra atrany anefa izy io fa tsy nijanona atreo ihany ka la nihova atr@ anarany;io fihovany sy fivoharany taty aorina io dia nisy fofona Rap kely ka izay no nafangaro t@ ilay Rythm and Blouse taloha dia nanome an'ilay hoe:"Rnb".Ankehitriny ary dia efa malaza eran-tany izy io ka tsy diso anjara @zany tsika Malagasy;tsika raha teo koa moa betsaka no nomen'andriamanitra talenta @ famoronana sy ny feo ka dia maneho ny fahaizan-tsika mihira ny gadona Rnb koa tsika. Maro tokoa ireo tanora lina sy roboka @ ity gadona iray ity @ izao fotoana izao;betsaka iany koa ireo mpanakanto malagasy efa miangaly io gadona io eto Madagasikara; ka asa hoe : hobetsaka ve ireo tanora anaradia an'ireo mpanakanto ireo? ary ho voafehin'izy ireo tsara ve izay atao hoe Rnb izay? aleo ny tantara ny hitsara
2. tenagasy
(
17/01/2008 11:06)
Mankamamy!
De izay izany ko!!!
Mirary soa!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0725