tache mba tiana halàna ze mahay. Misaotra Tompoko

1. xxx ( 17/01/2008 13:01)
manao ahoana dhl

izao ry reto a: sao d mba hainareo ny fanalana tache maintimainty amin'ny vody, helika, kiho, lohalika fa tena tsy haiko tsony!mahamenatra ka mitady hevitra e! misaotra tompoko ho an'izay afaka mamaly!

mazotoa dhl e
novalian'i danni ny 05/05/2008 19:36
2. olomboavonjy ( 17/01/2008 13:44)
ny helika de ilay farorabava vao maraina iny no atao @ tanana de ahosotra ao ambany helika
ny lohalika de crème nivea q10 hydratant
ny vody lactacid femina
ireo mantsy ny produit fampiasan'ny vadiko(gasy):D de sady tsy mainty ny vodiny ny helikany ny lohalikany
3. simplex ( 17/01/2008 13:53)

marary aty ony no misy an'reny kou :)
sao dia mba tokony manao analizy kely alou, sao d any no tokony sitranina pre...

sinon otran'ny toerana tsisy mpijery firy no misy azy d aleo izy ho ao e ;-)
4. sakaizakely ( 18/01/2008 09:00)
ilay farorabava vao maraina
:roll::roll::roll:

njekaky aminjenestô !
inn ty resaka voretra be ity ?

beurk beurk beurk

tsy masiso vel ve ny fanaovana an'zany kle

loza

ipitsiho :{:{:{:{:{:{:{:{

pigmentation normale ho an'ny mainty hoditra izany ka halana @ n'inn re ry xxx
izany no nataon'ny natiora anao dia ifalio
hydratena tsara fotsiny ny kiho sy lohalika de zay e
5. kiadi ( 18/01/2008 13:43)
anotanio mikael jakson fa lery mahay azy
6. vahiny2004 ( 18/01/2008 14:01)
simplex:


marary aty ony no misy an'reny kou :)
sao dia mba tokony manao analizy kely alou, sao d any no tokony sitranina pre...

sinon otran'ny toerana tsisy mpijery firy no misy azy d aleo izy ho ao e ;-)



Io lazain' simplex io no marina
Misotroa rano be dia be
7. ikaretsaka ( 18/01/2008 14:19)
marina ilay hoe farorabava .....
dia misotro rano

sakaizakely> andramana aloha vao miteny hoa fa tsy manao affirmtion gratuite
8. sakaizakely ( 18/01/2008 18:23)
ika> ^:^^:^^:^

mba lazao sy azavao kely hoe ny inn am farorabava masiso iny no mampaninn ?

ka raha misy ilàna azy, maninn no sasana fa tsy angonina dia ampiasaina mba tsy ho verivery foana ?
^:^^:^
9. ikaretsaka ( 18/01/2008 18:34)
sakaiza> rehefa misy tasy dia osorana farorabava de afaka..
lelafo @ le enao vo avy mifoha iny ny faritra misy tasy .. fa afaka

anderamo aloha..
resaka hygiene indray ilay hanasana azy...: tahakan'ny heo maninona ny tsirin'aina no sasaina rehefa avy manao firaisana fa tsy avela eo nefa misy ilaina azy.. tahatahakan'izay
10. sakaizakely ( 21/01/2008 09:59)
ika> mialatsiny ^:^ mialafondro tsy mba hanao an'zany marikoriko be zany

fa mbola tsy novalian'i ika hoe ny inn @ farorabava no miasa @ fanalana tasy izany ? Inn ny principes actifs ?

ny tsirinaina lazain'i ika dia natao hananana taranaka, ankoatr'izay dia tsy misy ilàna azy, izay no antony hidiovana isaky ny avy ... satria spermatozoida 1 mikroskopika kely bilitika ihany no miasa amn'izy abiaby iny, noho izany dia mila diovina sy esorina arina ny sisa ambiny

ny tasy mainty mangana no avy am aretin'aty fa tsy ny mainty @ kiho na lohalika. Mora mihamatevina mantsy ny hoditra amin'ireo faritra ireo satria voakasikasika matetika, miampy ny pigmentation naturelle (melanine) izay betsaka kokoa ho an'ny olona mainty hoditra.

Rehefa sendra maratra dia misy hoditra sasany lasa mihamatroka ny lokon'ny holatra, toy ny tasin'ny mony ohatra lasa maintimainty kokoa. Matetika ny kiho, ny lohlika, ny molotra, ny fotombolo, nyarticulations rehetra dia somary mainty kokoa noho ny lokon'ny hoditra. Lalampiainana izany.

Mila manao gommage amin'ireny faritra ireny hanalàna ny hatevikoditra (peaux mortes) mivangongo iny, dia hosorana crème hydratante dia mihamalefaka ilay hoditra, mihamalefaka kely koa ny loko. Izay angamba no torohevitra azo omena ny xxx

Ny am 7mbenana indray dia efa izay ny lokony ka ataoko angamba fa tsy dia misy azo atao loatra. Ny lactacid voalazan'i voavonjy dia tsy fanalana tasy fa ph neutre mba hitandrovana ny flore vaginale tsotra ihany.
11. ikaretsaka ( 21/01/2008 19:28)
sakaiza> ka alohan'ny hitsaratsaranao dia andramo aloha ko..
manjary manoatra nohon'ny zazakely le miresaka hoe aiza kao ireo fitaovana fivalanana ireo atambatra de manome zaza

principes actifs? ilay ivy fermentee @ le farorabava iny
12. nandrianina1 ( 22/01/2008 01:37)
lelafo @ le enao vo avy mifoha iny ny faritra misy tasy .. fa afaka

ahona le milelaka andrina ohatra, ny molotr ihany no takany:-D:-D
13. olomboavonjy ( 22/01/2008 13:02)
sakaizakely ny ao anatinilay rora aloha de tsy haiko fa ny fantatro fotsiny de ny salive na rora avy ao ambava fa (tsy hoe efa tehirizina )de karazana antiseptiques.fombany olona tany antanana refa nianjera nitrosina ka nisy kiaka ny lohalika na ny kiho de lelafina ny tanana de osorana eo @ ilay faritra

raha azoko tsara izany de efa nanao gommage tao @ 7mbenana i sakaizakely :-D =))=))=))
14. KilyBony ( 22/01/2008 14:30)
ho any ilay helika aloha dia aza mampiasa halamo intsony raha sendra mampiasa fa manala fofona tsara nefa sady mahery lohatra ho any hoditra ilay izy, de ilay mirazy volo koa manamaity fa raha mazaka de épileo rehefa vita dia asio huile d'amande na cacao miadoucir ilay hoditra. Tandremo ny mapiasa savony manafotsy sao may eo!.Izay ihany no fantatro satria tsy mba holana mety handalo amiko ny ambony ( diso fotsy lotra), fa ny sipako no manana izany holana izany indrindra eo aminy hatoka, dia tsy kosehina mafy lotra @ gant de toilette fa sasana tsara fotsiny, halana tsara ny savony de somary hafaka le maintimainty
15. ikaretsaka ( 22/01/2008 14:42)
nandrianina1:

lelafo @ le enao vo avy mifoha iny ny faritra misy tasy .. fa afaka

ahona le milelaka andrina ohatra, ny molotr ihany no takany:-D:-D

olona hafa no asaina milelaka anao ka! na alaina ilay izy de osorana @ tanana
16. menalamba ( 22/01/2008 15:27)
Tsy mety vé raha asaina lélafin'ny omby ??:^)
17. sakaizakely ( 23/01/2008 16:07)
ikaretsaka:
sakaiza> ka alohan'ny hitsaratsaranao dia andramo aloha ko..
manjary manoatra nohon'ny zazakely le miresaka hoe aiza kao ireo fitaovana fivalanana ireo atambatra de manome zaza

principes actifs? ilay ivy fermentee @ le farorabava iny


ika, ka za tsy manana olana mikasika an'io ka hanandrana inn ? Sady raha misy, aleoko mampiasa zavatra hafa toy izay farorabava beurkkkkkkk

tsy manoatra ny zazakely fa isika malagasy de mora fahanandalitra am tony honohono itony dia izay no anontaniako hoe inona no miasa, raha mba mitombina aratsiansa ny torohevitra, toy izay hanaonao foana pfffffffffffff


mbola tsy nahita porofo aratsiansa aho hoe misy effet bénéfique ny farorabava donky :{:{:{
18. ikaretsaka ( 23/01/2008 16:42)
tena serieux anie io ry sakaizakely e!
porofo ara tsiansa dia hoe antiseptique goavana be ny rora satria raha tsy izany dia efa efa ny vavonintsikasy ny taova no maty rehefa midodo isika ka mi fermenter ireo ambin-tsakafo sy microbes ao am-bava....
na tsy doko kosa aza kobo an'izany e
19. tywa68 ( 23/01/2008 19:25)
Sakaizakely a : tena marina io antiseptique io e !

Fa ilay manala tasy no tsy haiko raha mandaitra na tsia (sady tsy handramako :°)) beurkkkk:-D:-D:-D

Ika : tena sérieux an :lol:
20. ikaretsaka ( 23/01/2008 19:30)
tywa: misy fiteny izay hoe rehefa may Ambondrona tsy maintsy amboarina ihany i kix:wink:

fa izao aloha izy tsy mbola may dia samy be vava aby
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2734