tache mba tiana halàna ze mahay. Misaotra Tompoko

21. tywa68 ( 24/01/2008 11:29)
Ika : tsy hoe be vava anie fa mba kiriko e :lol:
22. sakaizakely ( 25/01/2008 09:44)
ika> antiseptique ve = détachant ?

misy ifandraisany ve izany ?

ika:
na tsy doko kosa aza kobo an'izany e


fahaizana avy any ankibondreny ve izany ny an'i ika ? milay ka

za klou tsy mahay ka izany no mampanontany, dia mba mikarokaroka etsy sy eroa vao nahita ny vertus antispetiques ny rora, saingy mikasika ny fandevonankanina fa tsy mbola nahita fa manana vertus dermatologiques koa ity zavatra ity

tsy hoe be vava fa raha mbola tsy voaporofo aratsiansa dia tsy afaka hanaiky

la curiosité n'est pas un vilain défaut :-P
mba miezaka mamakafaka fa tsy ze lazaindranona sy ranona de ekena sy atao daholo
23. ikaretsaka ( 26/01/2008 14:54)
sakaiza: possible ilay hoe antiseptika=detachant..

ny odezavel ohatra... ny alikaola:°)
24. mansoor ( 19/03/2008 16:14)
:^):-D:-P
25. danni ( 05/05/2008 19:36)
manao ahoana enao,

....mino aho fa hahafaly anao ity valin-teniko ity. Manangona vola dia afaka ny tache maintimainty amin'ny vody, helika, kiho, lohalika nao. Tsy bpm intsony ny manaly an'ireny amin'izao vanim-potoana tena mandroso izao. Misy clinique afaka manala an'ireny ao anatin'ny adin'iray eto Paris na Londres, na any Maurice aza misy. Tsy pbm io....

...raha tsy ampy ny volanao dia aza heverina ho tache le izy fa raiso ho enao. Mampiavaka anao manokana. Ny sainao no mila amboarina! Efa eo ireo fa tiavo...ary tsy ireo no tsy hitiavan'ny sipanao anao na ny vadinao...developper-o ny cote hafa tsara anananao...fa adino hatramin'ireo heverinao fa tache mahamenatra...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.192