ny maha samihafa ny mpitondra sy mpanohitra...
4. badboy
(
17/01/2008 18:16)
Ny fotoana nanoherany :
Ny mpitondra @ zao mpanohitra taloha.
Ny mpanohitra @ zao mpitondra taloha.
Ny zavabitany :
Ny mpitondra taloha nampahantra ny gasy.
Ny mpitondra amin'izao mampitombo isa ny mahantra.
Ny mpitondra @ zao mpanohitra taloha.
Ny mpanohitra @ zao mpitondra taloha.
Ny zavabitany :
Ny mpitondra taloha nampahantra ny gasy.
Ny mpitondra amin'izao mampitombo isa ny mahantra.
5. rabingogilabanga
(
17/01/2008 19:01)
mpitondra=mpitondraTIM + namadika palitao
mpanohitra= tranainy+vaovao
mpanohitra tranainy=arema+arema+undd
mpanohitra vaovao = nouveax diplômés+jeunes vaovao
fa asa...
mpanohitra= tranainy+vaovao
mpanohitra tranainy=arema+arema+undd
mpanohitra vaovao = nouveax diplômés+jeunes vaovao
fa asa...
6. LazaDaddy
(
17/01/2008 23:00)
badboy:=))
Ny zavabitany :
Ny mpitondra taloha nampahantra ny gasy.
Ny mpitondra amin'izao mampitombo isa ny mahantra.
7. LazaDaddy
(
18/01/2008 00:01)
Ny akanjony:
* Ny mptondra taloha mamadika palitao
* Ny mpitondra ankehitriny mifanakalo palitao
* Ny mptondra taloha mamadika palitao
* Ny mpitondra ankehitriny mifanakalo palitao
8. Jeankely
(
18/01/2008 04:31)
Na mpitondra ianao na mpanohitra mijery ny tombontsoan'ny firenena ve sa ny anao no hasoavinao? Tsy misy tsy tia ny tenany fa na izany aza ny andraikitra ho an'ny firenena fa tsy ho an'ny tenanao. Rehefa tsy mitady ny tombontsoan'ny vahoaka dia tsy izy na mitonona ho Mpitondra na milaza tena Mpanohitra. Izay ihany no ijervena azy fa tsy ny sezany na ny resabeny. Tany mampiasa ny Demokrasia ve ohatra adaha ny zavatra na olona fidian'ny vahoaka tsy mifamadika sahala ny andrindreninkisoa?
9. tontavao
(
18/01/2008 07:11)
F'angaha misy mpanohitra izany eto Madagasikara ry zareo à. Na misy aza dia tsy dia mampiraika ny ataony aiza ve ka Tsy hanolotra olona amin'ny fifidianana no mba vahaolana hitany. Dia manome laka ny fitondrana anie izany é.
Fanoherana tsy mandeha amin'izay laoniny.
Dia mahavariana fa dia maneho hevitra amin'io daholo: tsy handray anjara izahay raha toa io foana ny lalampifidianana. F'angaha hisy hanome bonbon anao eo no hoe hidongy aho hidongy. Le pouvoir ne se donne pas....tohizo.
Ka maiko dia mitovy ny mpanohitra sy ny mpitondra hay iray ihany.

10. Jeankely
(
18/01/2008 10:33)
Raha mitovy moa ry zalahy dia ahoana no dikany ary ho aiza ny Firenena? Raha tsy alehany ny Mpitondra, ny Mpanohatra vendrana dia samy hifampimenomenona fotsiny izany fa ry zalahy manohy ny toetrany ihany. Asa tokoa re izay ho fiafarana raha izany no izy. Amiko ny mpitondra no tompon'ny fahefana noho izany ny fiarahana miasa amin'ny mpitondra no fanasoavana ny tenanao sy ny ho avin'ny firenena. Raha rastsy moa ny mpitondra dia inona moa fa tafaray samy mihazohazo eo izany. Mba inona koa ny fahamihan'izany amin'ny VAHOAKA MITANAKA.
11. tontavao
(
18/01/2008 11:32)
Ny ivavahana dia ny mba hisian'ny Mpanohitra mba tena manana ny hazondamosiny mba tsy hanaovan'ny mpitondra izay danin'ny kibony eto.
Maivana dia maivana ny fanoherana misy:
- tabataba kely tsy dia mankaiza akory
- midongy kely etsy sy eroa
- misolelaka tsy misy hoatr'izany ny sasany: ohatra MFM, AREMA sasantsasany (tsy tahotra tsy henatra), sy ny maro hafa koa.
Ka amiko ny fanoherana tadiavina dia fanoherana tsy mila intsony ireo Ntaolo mpanao politika ireo fa leo tanteraka azy ireo ny olona.
Ohatra no teneniko hoe: TGV sy TAMBATRA miampy MTS dia mety efa mahatafita baolina fa tsy mila AFFA,UNDD,LEADER FANILO,AVI,VVSV, tsy ilaina ireo fa efa mampadilo sofina koa.
Miala tsiny raha manonona anarana fa tsy mahavoa ianareo ry zalahy à.
JEREO ANIE ITY MIARAMILA NOMENA TOERANA HO DEPIOTE dia nivadika tanteraka ny lelany fa voatolotolotra.

12. badboy
(
18/01/2008 16:18)
tontavao:

Ranamana, atsangano ny antokopolitikanao fa hilatsaka ho mpikambana ny tenako!!!
Ny tenako ko akamandrafanavaozana sy rafanovana!!
13. Jeankely
(
19/01/2008 02:36)
Rafanavaozana any @ Pastora=))=))=)).Mbola politikan'ny Ntaolo=))=))=))
14. badboy
(
19/01/2008 11:03)
Jeankely:
Rafanavaozana any @ Pastora=))=))=)).Mbola politikan'ny Ntaolo=))=))=))
Aiza ary enao zany!! Raha ny fanavaozana sy fanovana pôlitikan'ny Ntaolo dia ny tonta tsy mivoatra ve zany ny pôlitikan'ny ankehitrin'ny? :-@:-@:-@
Aoka izay ranamana ity pôlitikan'ny milaza mandroso nefa mihemotra ty a!!8-)
Izay le fitiavana manakihana fotsiny (esprit de critique) fa tsy mandalina (esprit critique)!!8)
15. badboy
(
19/01/2008 17:39)
LazaDaddy:
Ny akanjony:
* Ny mptondra taloha mamadika palitao
* Ny mpitondra ankehitriny mifanakalo palitao
Zany ve tsy mifampindra fofomaimbo'olombelona : fofokelika, fofok'atsembohana....:lol::-D:-D:-D=))
16. badboy
(
19/01/2008 17:44)
Ny teny filamatrany :
- Mpitondra taloha : kabary fa tsy asa.
- Mpitondra ankehitriny : asa kely, kabary kely.
- Ny manaraka ho avy : ............;-)
- Mpitondra taloha : kabary fa tsy asa.
- Mpitondra ankehitriny : asa kely, kabary kely.
- Ny manaraka ho avy : ............;-)
17. Jeankely
(
20/01/2008 01:59)
badboy, vitao ny fianarana dia mandraisa andraikitra raha mahavita fa AZA MIAVO TSY FENO TOY NY TAINDELO=))=))=))
18. badboy
(
20/01/2008 19:17)
aza ny akelin'ny fil no jerena fa ny fidoboky ny bafle:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. Jeankely
(
21/01/2008 02:50)
Ny ahasoa ny firenena no zahavina ka maporisika anao mihintsy aho amin'izany afaka midoboka be izany. SOA HO ANTSIAKA IZANY KOA TSISY HIADIVANA. Adoboy mafy fa izahay efa ela koa no mba nandray anjara fa tsy nidoboka satria tsy alehany.=))=))=))