Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 16/01/2008 02:28)
Kaonfitira kily na madiromatsiko
Azafady anie raha mba misy mahay ny hanoro ahy ny fanaovana confiture kily na madiromatsiko fa mba te hanamboatra aho. Raha misy aza ny anafangaroana azy amin'ny voankazo hafa toy ny paiso, paoma, p... tohiny
mangataka ( 15/01/2008 23:22)
bonanif lancia
bonnanif lancia, firy taona mo zany ianao zao, mba asehoy amizay ny sarinao hoe hojerena e:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i tess ny 18/01/2008 19:13
penina ( 15/01/2008 22:59)
sao dia misy mahalala
Ny nanaovana an'ito? http://www.nytimes.com/interactive/2008/01/11/nyregion/20080113_BATHTUB.html#/content=80ft andramo ahodina amin'ny souris ange eh fa tena mahavita 360 degre mihodidina mihit... tohiny
novalian'i DotMG ny 16/01/2008 05:01
ds ( 15/01/2008 21:08)
Sokajin'ny mpiasa
Notsinjaraina ao anatina antoko 5 misy sokajy 12 ny mpiasa malagasy. Ao anatin'ireo, dia mety misy ambaratonga (échelon). [b]1) M1 - M2 / 1A - 1B / OS1[/b] Mpiasa tsy manana fahaizana manokana... tohiny
xxx ( 15/01/2008 20:49)
mitady olon-tiana
hono hoa, ry namana. Ahoana no fomba ahitana sy amantarana namana tena tsotra tsy mandainga raha hitia hianao. Mba manam-paniriana aho mantsy nefa tsy tiako ny ho voafitaka... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/02/2008 05:58
penina ( 15/01/2008 16:59)
volafotsy
Sao dia misy mahalala kay ny fomba famantarana volafotsy? fafana kely amin'ny ranona karbonetra?... tohiny
xxx ( 15/01/2008 15:08)
lava-b*$£%§
Niady ho sefo hono ny faritra tsirairay amin'ny vatan'ny olombelona ... - dia hoy ny maso : za no sefo fa raha tsy za efa nivarina any an-kady daholo nareo - dia hoy ny vava : za no sefo fa raha tsy... tohiny
bart ( 15/01/2008 13:37)
Live chat miaraka amin'ny lesbienne iray
Nambara tamin'ny fomba ofisialy omay fa hisy [b]LIVE CHAT miaraka @ sipa lesbienne iray[/b] ao amin'ny [b]site madachat[/b] : http://madachat.servhome.org Horesahina mivantana ao ny momba izy ireny s... tohiny
novalian'i Naso ny 04/02/2008 13:24
sakaizakely ( 15/01/2008 12:43)
famoahana ps - fanalana dinika
Miarahaba Saika mba hanontany hoe ahoana marina kay ny fitsipika mamaritra ireo Rehefa maninona no apoitra ny ps n'ny mpanao xxx dia rehefa inona no alàna fotsiny tsy asiana famoahana ps Sa ... tohiny
novalian'i xxx ny 24/01/2008 20:34
nirinkosoa ( 15/01/2008 11:27)
Hiran'i Firmin
Manaôna daolo eh! tratry ny taona eh! mba saika hangataka ny tononkira Firmin Fanekena moa ny lohateniny raha misy manana! le oe Tom ô! tsy aiko ny hangina fe tena resinao lahatra aho!... tohiny
novalian'i hery ny 16/01/2008 09:08
Jeankely ( 15/01/2008 09:52)
Zakan-tsiaka tokoa ve raha hakana hevibahoaka ny rehetra?
Malazabe ilay hoe fandraisan'ny vahoaka anjara amin'ny fitantanana ny Firenena. Koa ny resaka RAMEVA sy ny namany ve tokony hanaovana fitsapana hevi-bahoaka fa mety ho tsara raha mahatanty izany sa le... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/01/2008 05:53
hery ( 15/01/2008 08:42)
Mandeha ve ny TGV ao e
Mba manontany izahay aty hoe mandeha ihany ve izao TGV ao Antananarivo izao? Sao dia mitombona ilay ahiahy nandritra ny fifidianana hoe ny TGV no mahamaika kanefa ny lala-masinina aza tsisy? Efa mano... tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/01/2008 05:26
niryna ( 15/01/2008 07:44)
Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly.
Tsy avy amin'ny herin'ny tenantsika tokoa mantsy ny fitorina sy ny fahalalany ny tenin'Atra fa avy amin'Atra irery.Ary fahadalana ho an'izao tontolo izao izany fitorina ny teniny izany. [i]16 [u]Ne... tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2008 06:04
LazaDaddy ( 15/01/2008 06:59)
izay mahasahy manaraha
Hoy i Paoly: [i]"Manaraha ahy tahaka ny anarahako an'i Kristy"[/i] 1) Mbola misy mpitarika -tsy sandoka- sahy mijoro tahaka an'i Paoly ve ankehitriny ka sahy hilaza hoe: "manaraha ahy"? Raha t... tohiny
niryna ( 15/01/2008 06:27)
Ny fitsaran'ny mpanjaka
Fahiny ela be hono rehefa mitsara ny mpanjaka dia ampisotroana tangena ilay olona voapanga ka raha maty izy dia diso na nanao ratsy fa raha tsy maty dia tsy nanao ratsy izany na tsy diso. Ny ankambea... tohiny
novalian'i niryna ny 17/01/2008 05:38
niryna ( 15/01/2008 06:25)
Miasa tsy misy fitsaharana ny mpiasa matetika
Raha misy olona izao ka maka "mpanampy " dia masoandro maty no mampalahelo fa miasa tsy mitsahatra ilay zanak'olona amin'ny karama varimasaka.:cry: Raha hoe hitaiza zaza ihany koa no ilaina ilay za... tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/02/2008 04:55
maevanantenaina ( 14/01/2008 18:45)
Ny famelan-keloka ve obligatoire?
Mba te hafantatra hevitr'olona momba ny famelan-keloka aho! Voatery tsy maintsy mamela heloka ve ny olona amiko mantsy " le pardon ça se mérite" ka tsy haiko hoe diso ve ny hevitro.Mba valio raha ma... tohiny
thelword ( 14/01/2008 17:21)
vehivahy tia vehivavy
Marina fa mbola tsy mahazaka an'izany ny toe-tsaina malagasy, kanefa tsy azo lavina fa misy eto @ tsika izany vehivavy tia vehivavy izany! ahona ny hevitrareo momba an'io? ... tohiny
ratonga ( 14/01/2008 15:17)
NY FAHAZAZAKO - FAFAH
http://www.dailymotion.com/relevance/search/FAFAH/video/x3x47q_ny-fahazazako-fafah_music... tohiny
novalian'i rasoapeta ny 16/01/2008 09:45
xxx ( 14/01/2008 13:44)
tolotrasa serasera
Salam daholo, maba omeo ilay mail handefasana cv zareo zay nahavoaray fa interresé @ ilay tolotra za e!... tohiny
novalian'i xxx ny 14/01/2008 13:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9726