bonanif lancia

1. mangataka ( 15/01/2008 23:22)
bonnanif lancia, firy taona mo zany ianao zao,
mba asehoy amizay ny sarinao hoe hojerena e:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
novalian'i tess ny 18/01/2008 19:13
2. myriame ( 15/01/2008 23:25)
joyeux anniversaire lancia, ataovy milay ny fety e:-*:-*:-*:-*
3. sasa ( 16/01/2008 04:37)
Dia mirary soa ho an'i lancia d ho tratry ny taona mitsingeringerina. :-*
4. cetoi ( 16/01/2008 05:01)
bonne anniversaire lancia, kiss njy:-*:-*:-*:-*
5. miketrika ( 16/01/2008 05:17)
tratry ny fety lancia,:-*:-*:-*:-*:-*
6. imanjakely ( 16/01/2008 05:22)
mirary fety sambatra an'i lancia,:-*:-*:-*:-*
7. nioramamy ( 16/01/2008 05:59)
Ah, bonne annif,ty le hira tinjy ary atolotsa anjy
http://www.dailymotion.com/video/x1zxeo_2001-robbie-wiliams-nicole-kidman-s_music
http://www.dailymotion.com/video/xmfoe_ces-mots-stupides_music
http://www.dailymotion.com/video/x2co2f_ireo-teny-kely-roa-risy-mamy_music
manaova fety sambatra aza njy:-*:-*:-*
8. endrika01 ( 16/01/2008 06:43)
Dia ho tratrin'ny mitsengeringerina indray é
9. bilakarenjy ( 16/01/2008 07:54)
bonne annif ndry an!
de tratran'ny taona nahaterahan-dry indry an!
de miarahaba andry @ izao fetin'ndry izao an!
de bisous bisous be indry an!
de minou minou be indry an!
da fety be da fety ataovy milay an!
de :-*:*:-*:*:-*:* be indry an!.

vita tompôko !
10. ikalamako ( 16/01/2008 08:31)
mankalaza e !! Ho tratry ny maro mitsingerina !
11. ipiso ( 16/01/2008 08:53)
Tsatsy ny fety njy!:*:*:* be de be an!Enga anie mba ho otran gatô ty taonanjy vaovao ty de mamy foana na misy zavatra betsaka mifangaro aza.De akaro ary ny vera !!!
Mirary kadô bobaka sy fety milay e!
12. lancia ( 16/01/2008 09:09)
Misaotra betsaka anareo
mangataka,myriame,sasa,cetoi,miketrika,imanjakely,nioramamy,endrika01,bilakarenjy,ikalamako,ipiso
faly be za fa misaotra anareo,de bisou bedabe anareo namana rehetra tsy nanadino
mbola ts misy sary hoanle nangataka aloha fa ho hita eo ihany, misaotra amle bisou,merci:-*:-*:-*
13. faramitia ( 16/01/2008 09:11)
bonne annif lancia,bisou betsaka ary de ataovy milay ny fety:-*:-*:-*:-*
14. miandriazy ( 16/01/2008 13:15)
joyeux anniversaire lancia,:-*:-*:-*:-*:-*
15. robin ( 16/01/2008 13:34)
Miarahaba anao tratry ny tsingeritaona !!!
Ary dia manoroka anao ampitiavana!!!:*
Mba ho tratry ny maro mitsingeringerina anie!!!
16. yonni ( 16/01/2008 13:35)
mbol tsy tara ve za raha hanao bonne annif???
happy birhtday lancia oooo! dia aza adino ny gato beuu ko an!
za ko mba te ahita azy @ zao annif zao! fa mahafinaritra foana na ts misy sary aza e!!!
mahita zay tadiavina dia ho ela velona ooo:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
17. lancia ( 16/01/2008 16:36)
misatra anareo rehetra e,faly be za
misaotra faramitia
misaotra miandriazy
mmmissaotra robin
misaotra yonni,mbola ts tara ka, mandrapaha rapitso ny fety, bisous daholo e:-*:-*:-*
18. imalala ( 16/01/2008 16:46)
happy birtday to lancia
http://carte1.dromadaire.com/descr/257.html
bigg kiss njy:-*:-*:-*:-*
19. babouss ( 16/01/2008 17:06)


ho tratry ny taona mitsingerina ndray e:-*
20. favoris ( 16/01/2008 17:21)


surprise a,bonne anniversaire,:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3768