izay mahasahy manaraha
1. LazaDaddy
(
15/01/2008 06:59)
Hoy i Paoly: "Manaraha ahy tahaka ny anarahako an'i Kristy"
1) Mbola misy mpitarika -tsy sandoka- sahy mijoro tahaka an'i Paoly ve ankehitriny ka sahy hilaza hoe: "manaraha ahy"?
Raha tsia:
2) Misy afaka miteny ve hoe manara-dia an'i Paoly tahaka ny fanarahan'i Paoly dia an'i Kristy

novalian'i ikaretsaka ny 18/01/2008 00:21
2. rabilabila
(
15/01/2008 09:13)
Raha mamaky anareo eto dia izao no valin'io fanontaniana io:
"Si Jésus revenait sur terre, les chrétiens les plus fanatiques se chargeraient de le crucifier comme hérétique.":oops::oops:
"Si Jésus revenait sur terre, les chrétiens les plus fanatiques se chargeraient de le crucifier comme hérétique.":oops::oops:
4. tontavao
(
15/01/2008 14:25)
Izay mahasahy manaraha:
Io no atao amin'ny DIAMANGA sy ny MORAINGY, fa tsy fampiasa amin'ny fivavahana kosa angamba.
Paoly moa no lazainao fa tsy Rakoto na Rabe na Kalo ka dia tsy mahita hambara firy aminao aho fa ity farany
Io no atao amin'ny DIAMANGA sy ny MORAINGY, fa tsy fampiasa amin'ny fivavahana kosa angamba.
Paoly moa no lazainao fa tsy Rakoto na Rabe na Kalo ka dia tsy mahita hambara firy aminao aho fa ity farany
sahia maty hoan'i Kristyf'angaha ny anompoana an'ny kristy dia ny hanolorana ny aina ho azy fa tsy ny fanahy akory????
5. fijo
(
15/01/2008 22:00)
mety homarina io voalazan'i rabilabila io an,satria efa lazaina fa sandoka daholo izay mitranga,ka rah aizy aza no sanatria tonga dia mbola heverina fa ilay sandoka ihany ka hovonoina
6. LazaDaddy
(
15/01/2008 22:29)
fijo> nofinofy izany satria Izy dia ho avy "amim-boninahitra lehibe", ary ny maso rehetra ahita sy hitomany Azy, ny lohalika rehetra... :)
7. fijo
(
15/01/2008 22:32)
aizaaaaaaa hoavy toy ny mpangalatra aho hoy izy ko.sa tsy izay le ao anaty boky nindramina?
8. ikaretsaka
(
16/01/2008 02:25)
dia tongava hotry ny mpangalatra toa an'i Kristy izany ...
Sali sali aby olo aloha:wink:
Sali sali aby olo aloha:wink:
9. soanja
(
16/01/2008 02:36)
ikaretsaka:
dia tongava hotry ny mpangalatra toa an'i Kristy izany ...
Sali sali aby olo aloha:wink:
Bozoro Ranadahy! Namaste! Tongasoa indray ianao. Tsapa ny nahabanga anao teto! Soa fa vitan'ny elabe! Am-pitiavana hatrany! :-*:-*:-*:-*:-*
10. ikaretsaka
(
16/01/2008 02:52)
soanja misaotra:
hafa indray izany: recollection ve dia nahatspana ny maha banga... eo ihany foana fa tsy misy miala ka.. mihataka kely fotsiny aloha maka bahana:wink:
"mandinin-tena" hoy ilay filaza izay
hafa indray izany: recollection ve dia nahatspana ny maha banga... eo ihany foana fa tsy misy miala ka.. mihataka kely fotsiny aloha maka bahana:wink:
"mandinin-tena" hoy ilay filaza izay
11. todisoa2
(
16/01/2008 07:34)
LazaDaddy:
Hoy i Paoly: "Manaraha ahy tahaka ny anarahako an'i Kristy"
1) Mbola misy mpitarika -tsy sandoka- sahy mijoro tahaka an'i Paoly ve ankehitriny ka sahy hilaza hoe: "manaraha ahy"?
Raha tsia:
2) Misy afaka miteny ve hoe manara-dia an'i Paoly tahaka ny fanarahan'i Paoly dia an'i Kristy
Ny ahy alou d tsotra e. Isika reetra d natao hahay hjoro @ finoantsika dia ny hoe:'' Kristy maty hoantsika, ary nitsangana t@ maty mba hamonjena hanesorana antsika @ fahotantsika.'' Fa fony mbola ary isika dia efa Mpanota sahady. Ary ny tsirairay dia tokony hijoro hoatra an'i Paoly na mihoatra noho izy aza.
Ny @le hoe ''manara-dia an'i Paoly'' dia tsotra kou ny hamaliako azy. Isika dia kristianina, izany hoe mpanara-dia an'i Kristy fa tsy mpanara-dia an-dRakoto na Rabe. Noho izany dia tokony hosahy hanara-dia an'i Kristy isika reetra. :lol::lol::lol:
14. ikaretsaka
(
16/01/2008 22:01)
ka eo @ ilay "isika". "fivavahana". "finoana" dia efa betsaka no diso definition...
ny "isika" manko tsy voatery ho Xtianina, tsy voatery ho kristianisma ihany ny heo fivavahana sy finoana..
fa ato bedebe ny manaoo hoe vao religion no resaka dia Xtianisma izay!
ny "isika" manko tsy voatery ho Xtianina, tsy voatery ho kristianisma ihany ny heo fivavahana sy finoana..
fa ato bedebe ny manaoo hoe vao religion no resaka dia Xtianisma izay!
18. rakapy
(
17/01/2008 00:03)
Hita mazava eto fa tsy dia manana ideolojia mazava ireo olona milaza fa kristianina satria na ny zavatra lazainy aza dia mamatotra azy ka dia ny soratra ao anaty baiboly no hamenoana ny pejy mba ilazana fa kristianina hono ny tenany.