Kaonfitira kily na madiromatsiko
1. soanja
(
16/01/2008 02:28)
Azafady anie raha mba misy mahay ny hanoro ahy ny fanaovana confiture kily na madiromatsiko fa mba te hanamboatra aho.
Raha misy aza ny anafangaroana azy amin'ny voankazo hafa toy ny paiso, paoma, papay na hafa dia ho faly tokoa aho. Misaotra mialoha.
Raha misy aza ny anafangaroana azy amin'ny voankazo hafa toy ny paiso, paoma, papay na hafa dia ho faly tokoa aho. Misaotra mialoha.
novalian'i fahamarinana ny 11/02/2008 15:41
2. vale
(
16/01/2008 02:59)
salut enao, zah mahay,fa tsotra tena tsotra be, andraoina miaraka à siramamy ny kily,D refa malemy D prèt izay.:roll:...dia alona anaty bocal,miaraka am_ny vinaigre,oignons tthana,ary voatabia...:roll:...zay !
Mazotoa homana:miam::D
Mazotoa homana:miam::D
6. diamondra27
(
18/01/2008 08:48)
soanja: azafady fa tena tsy haiko akia zany we kily sy madiromatsiko izany a!
misy sary ve na anarana hafa
misy sary ve na anarana hafa
7. fahamarinana
(
18/01/2008 13:26)
:arrow:kily na madiromatsiko angamba diam's voamadilo ny fahaizako azy sa diso aho eto ry soanja ?(l)
9. diamondra27
(
08/02/2008 07:07)
fahamarinana, ika: ok merci
soanja: tena mbola tsy nanao confiture fa jus no natao na koa izy iny vatabeny iny hanina amin'ny sira sy sakay de ny vokany refa mihinana izany isanandro, le miaraka @ sira sy sakay pendant ny recreation io a, de @zao fotoana izao tsy mahinana zavatra marikivy tsony fa madilobe ny nify
ny jus de tamarin ndray tena mahasalama
fa ty ny re7: Préparer avec 50 g de fruits pour 100 g. Teneur totale en sucres: 63 g pour 100 g.
de ty koa:
Ingrédients
- 200 g de tamarins charnus
- 800 g de sucre
- 1 zeste de
citron
- Une gousse de vanille
- 1 dl d'eau
- 1 poignée de gros sel
- Canelle,
muscade
Recette
Epulchez les tamarins en les gardant entiers.
Faites-les tremper dans de l'eau salée. Après un jour, remplacez l'eau salée par de l'eau douce et
laissez tremper encore un jour.
Dans une casserole faites un sirop avec le sucre et
l'eau. Portez le sirop sur feu vif jusqu'a ce qu'il devienne très épais.
Egouttez les tamarins, ajoutez-les au sirop épais, et faites cuire à feu très doux.
Ajoutez le zeste de citron, la canelle, la vanille et une pincée de muscade.
Une fois refroidie, Remplissez les pots.
ampy ve zay ôooooooo
:-*
teneno raha matsiro

10. diamondra27
(
08/02/2008 07:11)
http://www.baycriscuisine.com/recette-1224-Confiture_de_tamarin.html
20mn hono preparation de 20mn ny mahandro e!
20mn hono preparation de 20mn ny mahandro e!
11. soanja
(
09/02/2008 04:47)
Diams> Misaotra indrindra aky a. Tena misy ampihariko io ka. Io ilay tadiaviko fa misaotra. :-*:-*:-*:-*
12. fahamarinana
(
11/02/2008 15:41)
:arrow:merci diam's,mba hanandrana koa aho,lazaiko andry raha matsiro:wink:(l)