Live chat miaraka amin'ny lesbienne iray

1. bart ( 15/01/2008 13:37)
Nambara tamin'ny fomba ofisialy omay fa hisy LIVE CHAT miaraka @ sipa lesbienne iray ao amin'ny site madachat : http://madachat.servhome.org
Horesahina mivantana ao ny momba izy ireny sy ny rehetra mikasika an dry zareo eto Antananarivo.
Misy forum ao amin'io site io ho an'izay te ahalala misimisy kokoa ny momba io live chat io.
novalian'i Naso ny 04/02/2008 13:24
2. Papoose ( 21/01/2008 14:58)
fa tsy forum ahalalana an'le sipa lesbos v???
3. sympa ( 22/01/2008 15:11)
8-)
4. Naso ( 04/02/2008 13:24)
;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3453