Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly.
1. niryna
(
15/01/2008 07:44)
Tsy avy amin'ny herin'ny tenantsika tokoa mantsy ny fitorina sy ny fahalalany ny tenin'Atra fa avy amin'Atra irery.Ary fahadalana ho an'izao tontolo izao izany fitorina ny teniny izany.
16 Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" (Isa. 53. 1)
Mino izany koa aho fa voasoratra ao anatin'ny SM .
1 kor 1:21
21Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy hahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino;
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany.
15 Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mahafantatra ny zavatra rehetra, kanefa izy tsy fantarin'olona. 1 kor 2
13 Fa "izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena" (Joe. 3. 5).

prime:
...ny finoana tsy herin-tsain'olombelona ary tsy avy amin'ny olombelona rahateo... .

novalian'i niryna ny 18/01/2008 06:04
3. niryna
(
15/01/2008 18:29)
xl:
Fa izay mino sy vita batemy no ho vonjena,
marina tokoa izany fa ny tiako ho tenenina eto anie dia ireo olona manohitra ny tenin'ATra foana e, noheveriny fa avy @ fahalalany no eritreretiny ilay teny ary ny tena miteny dia heveriny fa hoe adaladala sy ...
xxx:
lohateny : Re : Fantatrareo va izay nataoko taminareo?
niryna>efa lazaiko enao fa tsy mety aminao io fivavahana io fa ajanony! enao marary saina!
io no ohatra tiako lazaina eto.
Faly aho lazainy marary saina satria tsy ho fantany mihitsy ny fahasoavan'Atra sy ny fitiavany ahy ,tsy ho fantany mihitsy koa ny teny tian'ATra ho resahina antsika raha tsy miaraka aminy isika
Izay ilay izy ,safidy tokoa moa io
4. soanja
(
16/01/2008 02:34)
niryna:
Tsy avy amin'ny herin'ny tenantsika tokoa mantsy ny fitorina sy ny fahalalany ny tenin'Atra fa avy amin'Atra irery.Ary fahadalana ho an'izao tontolo izao izany fitorina ny teniny izany.
16 Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" (Isa. 53. 1)
prime:
...ny finoana tsy herin-tsain'olombelona ary tsy avy amin'ny olombelona rahateo... .
Mino izany koa aho fa voasoratra ao anatin'ny SM .
1 kor 1:21
21Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy hahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino;
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany.
15 Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mahafantatra ny zavatra rehetra, kanefa izy tsy fantarin'olona. 1 kor 2
13 Fa "izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena" (Joe. 3. 5).
Mila mianatra manokana manadihady momban'ny olombelona ianareo fa mahatsapa aho fa misy gap kely ao.
Iza no mivavaka ary iza no mandray ny tenin'Andriamanitra na ny asan'Andriamanitra? Ahoana ny fampiharanao azy?
Tsy izay mikorontan-tsaina akory no ho tonga any an-danitra fa izay mandamina ny lalana alehany ka ahafahany manantanteraka ny asa tsara indrindra amin'ny fahasoavana nomen'Andriamanitra azy.
Matoria, mitonia, ento am-piheverana sy am-pilaminana ary amim-pitiavana ny fitiavan'Andriamanitra. Aza manahy akory!
5. ikaretsaka
(
16/01/2008 02:58)
ny ahy ilay "Teny soa mahafaly" aloha (amiko an)
dia efa "miara monina amintsika" sy "eo amintsika mandrakariva e"
Ka na manaiky na tsy manaiky.. eo foana izy..
i Niryna izao na ekena na tsy ekena, dia eo foana... mainka fa?:wink:
Namaste be izany!

soanja:

6. niryna
(
16/01/2008 06:46)
soanja:
Mila mianatra manokana manadihady momban'ny olombelona ianareo fa mahatsapa aho fa misy gap kely ao.
misy gap ahoana? Inona no tianao ho tenenina amin'izany?
15 Ary hataony ahoana no fitory, raha tsy nirahina? araka ny voasoratra hoe: "Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra teny soa mahafaly?" (Isa. 52. 7).
16 Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" (Isa. 53. 1)
17 Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy.Rom 10
Iza no mivavaka ary iza no mandray ny tenin'Andriamanitra na ny asan'Andriamanitra?
Aminao iza tokoa no mivavaka ary aminao iza no mandray ny tenin'Atra ?
Inona aloha no atao hoe mivavaka aminao ary ahoana no ataonao mba ahalalanao fa tena mivavaka hianao ary any amin'izy ary iza no hivavahanao?
Ahoana ny fampiharanao azy?
Ny fampiharana izany ?
1- Tsy misy na iray aza hanavotra ahy afa tsy i Kristy irery ihany9 satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao hianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena hianao..Rom 10:9
2-Miaiky fa mpanota aho satria tsy misy na iray aza marina .Ka noho izany dia resy lahatra aho ka dia manatona Azy hibebaka izany fahotako izany(Asa 17:20) 10 araka ny voasoratra hoe: "Tsy misy marina na dia iray akory aza; Rom 3:10
3-Mino koa aho araka ny nampianarana ahy fa maty noho izaho sy hianao Izy,nalevina ary nitsangana indray.Mino an'ireo rehetra ireo aho satria efa voasoratra izany hoe :10 Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena Rom 10:10
4-Ny fanekena sy finoana an'i kristy fa Zanak'Atra Izy,ary any amin'ny irery ihany no misy ny famonjena.
5- Avy amin'ny alalan'ny fivavahana ao am-po no hiantsona Azy
12 Fa tsy misy hafa, na ny Jiosy na jentilisa, fa iray ihany no Tompon'izy rehetra, sady manan-karena homeny izay rehetra miantso Azy Izy.
13 Fa "izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena" (Joe. 3. 5).
14 Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory?
Rom 10
Ahoana ary no hampiharana izany voasoratra ao amin'ny SM izany amin'ny fiainana ?
Ny kristiana dia jiro fahazavana ny manodidina azy ary amin'ny maha jiro azy dia tokony hamirapiratra ho taratra ho an'ireo izay mbola ao anatin'ny maizina na mbola mitsilopilopy ireo hazavana misy ny hafa.Ny fiteny ,ny fanoratra,ny fomba fisainana ,ny asa atao ary indrindra indrindra dia ny vatana izay (Tempolin'Atra),ny fanajana an'io no zavatra iray lehibe amin'ny maha-kristiana.
33 Tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao an-davaka, na ao ambanin'ny vata famarana, fa apetrany eo amin'ny fanaovan-jiro izy, mba ho hitan'izay miditra ny mazava.
34 Ny masonao no jiron'ny tena; koa raha tsara ny masonao, dia mazava ny tenanao rehetra; fa raha ratsy izy, dia maizina koa ny tenanao.
35 Koa tandremo, fandrao maizina ny mazava izay ao anatinao. Lioka 11:33-35
:-*:-*
7. niryna
(
16/01/2008 06:53)
soanja:
Tsy izay mikorontan-tsaina akory no ho tonga any an-danitra fa izay mandamina ny lalana alehany ka ahafahany manantanteraka ny asa tsara indrindra amin'ny fahasoavana nomen'Andriamanitra azy.
Tsy azoko ny tianao ho tenenina,ny mikorontan-tsaina amin'inona moa izany?
Ny olona miantso ny mpitorintenin'Atra hoe adala na heveriny fa ho mirediredy izay no tiako resahina eto,amin'ireo olona ireo dia fahadalana ho an'ny olona nofidian'Atra ilay fitoriana teny satria eritreretiny fa izay teneniny sy ao an-tsainy no valin'ny fanontaniana ny dikan'ny tenin'Atra eto,tsia,tsy avy amin'ny fahaizana na fahalalana na ny fandehanana any amin'ny fianarana ambony ny fahalalana ny tenin'ATra.Ny fanekena sy ny finoana Azy no mahatonga an'izany ary ny FM no mampianatra azy izany,mety nomeny an'izany ny olona iray ohatra satria voafidy izy.
21Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy hahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino;
2 Fa vavolombelon'ireny aho fa mazoto ho an'Andriamanitra izy, saingy tsy araka ny fahalalana.
3 Fa satria tsy Andriamanitra izy ka nitady hanamarina ny tenany, dia tsy nanaiky ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra.
4 Fa Kristy no faran'ny lalàna ho fahamarinana ho an'izay rehetra mino.
6 Fa ny fahamarinana izay avy amin'ny finoana kosa manao hoe: "Aza milaza ao am-ponao hoe: Iza no hiakatra any an-danitra?" (dia ny hampidina an'i Kristy izany,)Rom 10
=)) Marina ny teninao ka, Moa misy tsy vitan'Atra va? Tsy ampy torimaso,tsy manana fitoniana,tsy mihevi-tena na tsy manana filaminana,indrindra ny tsy manam-pitiavana?
Matoria, mitonia, ento am-piheverana sy am-pilaminana ary amim-pitiavana ny fitiavan'Andriamanitra. Aza manahy akory!
Mifanohitra an'ireo daholo ny fiainan'ny olona manana an'Atra satria any aminy irery ihany no misy ny fiadanantsaina ,ny famonjena ,ny fifaliana ary ny fitiavana.Amin'ny fotoana handraisantsika Azy ho Tompo sy Mpanavotra eo no fotoana hanombohana ny fiadanantsaina.Raha milaza kristiana aho ka tsy manana fitiavana ny olona mitovy amiko na ny fahavaloko dia tsy izy aho izay fa anarana fotsiny ihany,raha mahafantatra ny hafany aho kanefa tsy mino Azy fa vitany izany dia tsy marimpototra koa izany ny finoako Azy.
8. niryna
(
16/01/2008 07:16)
ikaretsaka:
ny ahy ilay "Teny soa mahafaly" aloha (amiko an)
dia efa "miara monina amintsika" sy "eo amintsika mandrakariva e"
Mba azavao ahy hoe ny fahazoanao izany hoe teny soa mahafaly izany?
Eo aminao mandrakariva ahoana ? inona no tianao ho tenenina
Ka na manaiky na tsy manaiky.. eo foana izy..
i Niryna izao na ekena na tsy ekena, dia eo foana... mainka fa?:wink:
=))=)) Rehefa nomeny ilay teny dia miara miasa aminy ny FM raha tsy nomeny na dia te handany andro eo aza dia tsy nahafantatra ny teny tiany handresen-dahatra ka .
soanja:
Mila mianatra manokana manadihady momban'ny olombelona ianareo fa mahatsapa aho fa misy gap kely ao.
Inona no dikan'izany ry ika ary azavao koa ny hevitrao izay mitovy ny heviny.
Iza no mivavaka ary iza no mandray ny tenin'Andriamanitra na ny asan'Andriamanitra? Ahoana ny fampiharanao azy?
Any amin'ika koa no miverina ny fanontaniana
Tsy izay mikorontan-tsaina akory no ho tonga any an-danitra fa izay mandamina ny lalana alehany ka ahafahany manantanteraka ny asa tsara indrindra amin'ny fahasoavana nomen'Andriamanitra azy.
Dia averiko aminao koa ary ny fanontaniana satria na maste izy aminao,mitovy hevitra aminy koa izany hianao.
1- Inona no tianao sy ny tiany ho tenenina hoe mikorontan-tsaina e
2- Raha izay eritreretinareo dahy mikorontantsaina ,tena mikorontana tokoa ve ny sainy sa tsy takatrareo ilay tenin'Atra dia izay fantan'ny sainareo ihany no eritreretinareo fa ho izy ?
Matoria, mitonia, ento am-piheverana sy am-pilaminana ary amim-pitiavana ny fitiavan'Andriamanitra. Aza manahy akory!
ikaretsaka:
Namaste be izany!
=))=))=))=))
3-Ny manana an'i kristy hoy aho dia tena manana fiadanan-tsaina indrindra fa ny fanahy,tsy hanan'ireo manambola na manam-pahaizana izay mitompo teny fatratra amin'ny fahaizany ny tenin'Atra
Fa ahoana ?satria toheriny foana ny fahalalan'Atra ary hevi-diso sy fampianarana diso no omeny ny olona ka dia tsy hisy fiadanana izy fa mitady handrava ny voninahitra'Atra foana, mifanohitra izay lazain'ny SM ny zavatra mety hiainany ary mbola tazominy izany ka dia toheriny sy everiny fa ho hevi-diso ny tenin'Atra. ohatra ny ahy io a.
1 Fa fantatsika fa raha ravana ny trano-laintsika ety an-tany, dia manana izay voarafitr'Andriamanitra isika, dia trano tsy nataon-tànana izay maharitra mandrakizay any an-danitra.
2 Ary misento ao anatin'ity isika ka maniry indrindra hitafy ny tranontsika izay avy any an-danitra koa;
10 Fa isika rehetra dia samy tsy maintsy ho hita toetra miharihary eo amin'ny fitsaran'i Kristy, mba handraisan'ny olona rehetra izay zavatra nataon'ny tenany, dia araka izay nataony, na tsara ny ratsy.
13 Fa raha very saina izahay, dia ho an'Andriamanitra; fa raha tsy very saina izahay, dia ho anareo. II Kor 5
10. niryna
(
16/01/2008 07:26)
xl:
Aleluyah!
hosana!
Amen
:D ^:^ Ho an'Atra Irery ihany anie ny Voninahitra,ary ho antsika tsirairay kosa ny fahasoavana avy amin'ny Tompo
11. niryna
(
16/01/2008 12:58)
soanja sy ikaretsaka a>
Ireto mahavaly ny fanontanianareo mianadahy.
18 Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.
19 Fa voasoratra hoe:"Hofoanako ny fahendren'ny hendry, ary holaviko ny fahalalan'ny mahalala" (Isaia 29:14) .
20 Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao? 1 kor 1
Mahereza fa tsy tonga hiantso ny marina i kristy fa hiantso ny mpanonta mba hibebka .:-*

12. ikaretsaka
(
16/01/2008 14:36)
Hoy i soanja:
Mila mianatra manokana manadihady momban'ny olombelona ianareo fa mahatsapa aho fa misy gap kely ao.
Dia
niryna hoe:
Inona no dikan'izany ry ika ary azavao koa ny hevitrao izay mitovy ny heviny.
rehefa manazava na mitory teny amin'olona dia ilaina hay aby ny momban'ireo 2 ronta : izany hoe ilay zavatra n(hafatra) ampitaina sy ilay ampitana ilay zavatra
io matetika aminareo raha ny fijerinay sy i soanja azy dia adinonareo tanteraka..
mba tsy hilazana hoe izy 2 mihitsy no mivaralila!
io ilay hoe ianarana @ taranja mihitsy (theology, sns) io asa io fa tsy teriterem-panahy avy namaky baiboly tao an-trano fivoahana akory de mandeha mitoritory (efa naveriko teto foanaq io)
13. niryna
(
16/01/2008 18:37)

hay ve e,koa nianatra hianao maninona tsy ampiharina eto fa manodikodina ny tenin'Atra amin'ny zavatra hafa.Nisy soratra an'izany ve tao amin'ny baiboly hoe hianareo izay mpino dia hanao fahagagana mihoatra noho ny nataoko fa mandehana aloha mianatra teolojia =))=)) inona tokony aloha ny finoanao fa tena mifanohitra ny soratra masina eny na dia misy fantampantatrao ihany aza ilay teny dia tsy ao mihitsy :cry:
14. niryna
(
16/01/2008 18:40)
niryna:
soanja sy ikaretsaka a>
Ireto mahavaly ny fanontanianareo mianadahy.
18 Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.
19 Fa voasoratra hoe:"Hofoanako ny fahendren'ny hendry, ary holaviko ny fahalalan'ny mahalala" (Isaia 29:14) .
20 Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao? 1 kor 1
Mahereza fa tsy tonga hiantso ny marina i kristy fa hiantso ny mpanonta mba hibebka .:-*
dia io ambony io no tiako ahatongavana tsy mila mianatra teolojia,hay mbola tsy fantatr'ika hoe misy fanomezam-pahasoavana ao am-piangonana,misy fanomezam-pahasoavana ho antsika tsirairay avy,ka dia mila afafy tsara izany voa tsara izany fa sao mivadika biby eo raha atambatra ny voanjombory sy ny katsaka :D Toy izany koa ny finoana an'i kristy sy ny finoana amin'ny hafa,tsy azo akamba ary tsy afaka ny hiaraka mihitsy ny fanahy maloto sy ny fanahin'Atra ao anatin'ny olona iray,never :D
15. niryna
(
16/01/2008 18:46)
Farany ry ika arakaraky ny fatra hamaranao ihany no amaharana anao ary arakaraky ny voa hafafinao ihany no voa hamoa,izay ilay atao hoe mandinihitena,diniho ambony ,diniho ambany,iza no hivavahako ahoana no ampiharako izany amin'ny fiainana ,ary aiza aho no hiantso raha mila vonjy?:D
16. ikaretsaka
(
16/01/2008 18:48)
tadidion'i niryna fa ny apostoly dia nianatra 3 taona t@ ndrajesosy aloha, i jesoa aza nianatra aloha na zanak'A/tra aza.. fa tsy tonga de paaaaa..nahay!
17. fijo
(
16/01/2008 21:29)
hi hi i niryna an,tsy mpino aho,nefa mahita fa ndry entim po be loatra maneho hevitra.mila mandinika tsara araka ny tenin'i soanja aloha vao mitory,fa manjary tsianjery ilay izy
18. ikaretsaka
(
16/01/2008 21:45)
izay mantsy anie e!
\raha hila vonjy i niryna .. efa hita teto fa antsoinao aby zao rehetra izao koa... (le resaka kansera ohatra)

20. ikaretsaka
(
16/01/2008 22:02)
efa mivavaka ho azy aho ary mangataka fivavahana ho azy avy any @ olomasina @ fanaovana litania ka!:wink: