Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly.

21. niryna ( 17/01/2008 06:00)
ikaretsaka:

tadidion'i niryna fa ny apostoly dia nianatra 3 taona t@ ndrajesosy aloha, i jesoa aza nianatra aloha na zanak'A/tra aza.. fa tsy tonga de paaaaa..nahay!



:roll: taiza i Jesosy no nianatra =))=))
22. niryna ( 17/01/2008 06:01)
fijo:

hi hi i niryna an,tsy mpino aho,nefa mahita fa ndry entim po be loatra maneho hevitra.mila mandinika tsara araka ny tenin'i soanja aloha vao mitory,fa manjary tsianjery ilay izy



:oops:
23. niryna ( 17/01/2008 06:02)
ikaretsaka:

izay mantsy anie e!
\raha hila vonjy i niryna .. efa hita teto fa antsoinao aby zao rehetra izao koa... (le resaka kansera ohatra)



=))=))=))=)) :-*:-*
24. niryna ( 17/01/2008 06:03)
fijo:

mivavaha letsy hoazy an.



^:^^:^:-*
25. niryna ( 17/01/2008 06:05)
ikaretsaka:

efa mivavaka ho azy aho ary mangataka fivavahana ho azy avy any @ olomasina @ fanaovana litania ka!:wink:



:roll: misaotra anao mivavaka ho ahy saingy tonga dia ataovy direct any amin'i Kristy Tompo fa Izy no hivavahako sy mihaino ny vavaka raha hivavaka hianao, raha tsy izany aoka ihany fa tsy ho tonga ny valimbavaka satria izaho tsy mino ny mpanelanelana ankoatra an'i Kristy irery ,izay voasoratra ao anatin'ny baibolinay.
26. ikaretsaka ( 17/01/2008 17:44)
ka tsy ampy raha izaho irery ry niryna an.. aleo mba maromaro anay ro miara manandratra..sa?
27. niryna ( 18/01/2008 06:04)
ikaretsaka:

ka tsy ampy raha izaho irery ry niryna an.. aleo mba maromaro anay ro miara manandratra..sa?



:D:D dia ny ahy indray aza hianarana ,tonga dia mivavaka any amin'i kristy na miantso an'Atra.vita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007