Miasa tsy misy fitsaharana ny mpiasa matetika
1. niryna
(
15/01/2008 06:25)
Raha misy olona izao ka maka "mpanampy " dia masoandro maty no mampalahelo fa miasa tsy mitsahatra ilay zanak'olona amin'ny karama varimasaka.:cry:
Raha hoe hitaiza zaza ihany koa no ilaina ilay zanak'olona dia asiana manasa lamba, miantsena, mampirina ny trano sy manao raharaha be mihoatra ny zavatra izay nifanarahana ireo mpampiasa fa mitatra tsikelikely ny raharaha.:cry:
Dia mba manampy karama amin'izany ve ireny olona ireny sa :roll:
Fa maninoa tokoa ry ireto ny olona no tena mampiasa olombelona tsy aki- janona ,tsy misy mi-temp ?
Sa hoe voavidin'ny vola ilay zanak'olona dia izay.
Zavatra mba tsy karitro io .
Mampalahelo ilay zanak'olona.
Tsy ny rehetra akory no manao an'io saingy maro dia maro no itako ary ilay ankizy koa efa zavatra nataon'ny mpampiasa an'izany dia miasa tsy mijanona,ny tena no miteny azy hoe mandehana aloha maka rivotra kely any hianareo roa :lol: dia variana fotsiny indray izy ireo.

novalian'i ainaheri ny 01/02/2008 04:55
2. Jeankely
(
16/01/2008 06:01)
Satria ny mpampiasa zara fa manana fahafahana mampiasa ary tsy mahalala ny zon'olombelona. Na izy mpampiasa aza zara raha ampy fahalalana. Tsy hoe rehefa manambola afaka mampiasa akory dia misy saina na manaradalana. Olona nianatra sy ambony aza miresaka ZON'OLOMBELONA nefa ny MPIASANY TSY MIDITRA CNAPS. Ny anao ve mba nampidirinao aradalana sa mba mampihetsimpo fotsiny koa?
3. niryna
(
16/01/2008 07:21)
Jeankely:

Marina izany teneninao izany fa ny zavatra hitako ry Jeankely dia ny tsy mba fanomezana zo an'ilay mpiasa mba maka na fotoana kely hialantsasatra aza a.Miasa,miasa toy ny mpiasa :cry::cry:
4. xxx
(
16/01/2008 08:15)
aza atao copie-coller aty M/car ny fiainana any am-pita. Tsy manakana ny fangalàna ohatra tsara izany fa tsy dia mety ilay mampitaha .
Mbola be dia be ny "mpampiasa" manao asa libérale aty, izay azo anio no hohanina rahampitso, na izy tenany aza tsy manana . Omeko ohatra i niryna : mpivarotra ilay olona, dia aiza ny CNAPS n'ilay mpivarotra aza ? @ firy no manomboka miasa ilay mpivarotra dia @ firy no mijanona ?
Amiko toa diso ilay terme hoe "mpiasa" fa "mpanampy" no fampiasako . Mpifanampy matetika no cas hitako fa tsy mpiasa ohatr'ireo lasa any Liban ohatra
Avy eo indray miankina @ tsirairay io

5. HESHA
(
16/01/2008 08:45)
marina zany, ny mpiasa amina orinasa kou aza zara fa mahazo vola hakany mpanampy, mikarama smig sitrany ahay, ka aona mou no ahafahany mampiditra mpiasa hitovy aminy hoy ianao ?
Za kosa mahita fa amzao ny mpanampy antrano mba efa afaka miady na omen ny mpampiasa andro tsy iasana e, na de oe alahady hariva fotsin ian az hitsangatsanganana
Ary enao aza mieritreritra fa miasa ts mijann zan reny, eo imasonao iz no manao be fa refa lasa miasa ny oul retra iz manokona kaly de matory mivalampatra hatreny ampandrianan ny mpampiasa aza ra ts mihidy ny trano, za efa voan zany

6. niryna
(
17/01/2008 05:31)
xxx:

Marina izany teninao izany ka ,misy tsy mahaloa CNPS tokoa ka ,ny asiko teny dia ilay tsy fanaovana tsinontsinona ny mpiasa,ilay mampanao raharaha tsy mihato no tiako tenenina ry xxx a.Tsy afaka mampitovy ny aty ivelany tokoa isika ka.marina izany.Ny aty raha manao asa tsy nifanarahana dia miteny ilay olona dia omeny karama :D
7. niryna
(
17/01/2008 05:35)
HESHA:afaka miady eo ihany fa matahotra ny ho voaroaka kou.
marina zany, ny mpiasa amina orinasa kou aza zara fa mahazo vola hakany mpanampy, mikarama smig sitrany ahay, ka aona mou no ahafahany mampiditra mpiasa hitovy aminy hoy ianao ?
Za kosa mahita fa amzao ny mpanampy antrano mba efa afaka miady na omen ny mpampiasa andro tsy iasana e, na de oe alahady hariva fotsin ian az hitsangatsanganana
Ary enao aza mieritreritra fa miasa ts mijann zan reny, eo imasonao iz no manao be fa refa lasa miasa ny oul retra iz manokona kaly de matory mivalampatra hatreny ampandrianan ny mpampiasa aza ra ts mihidy ny trano, za efa voan zany
Efa nahita ve hianareo eo ambodin'Anosy?Eo daholo no mifampitaona ny mpiasa an-trano na mpitaiza dia mifampitaha karama?
:roll::D mahatsiaro zavatra kely izay aho miteny izany hianao,nitondra mofo akondro ny fianankaviana aho dia narapan'ilay mpiasa daholo ilay izy,variana aho tsy nahateny ary ilay fianakaviana nampiasa azy niteny hoe ary toa lanindry daholo retsy izany mofo akondro izany =))=)) Noana mafy angamba izy na tsy fantatro izay tao an-tsainy :-$
:roll:
8. Jeankely
(
17/01/2008 05:47)
Tsy dia mpitranga angamba izany mpiasa sahy mihinana ny mofon'olona izany. Hitako tamin'ny boky fa niteny hono ANDRIANAMPOINIMERINA hoe MAHIA ALIKA MANARAKA AZA MAHAMENATRA dia notohizany hoe MAIKA FA MAHIA VAHOAKA FEHEZINA (hadinoko). Ilay voalohany ihany noresahako fa misy ny faly manao akanjo tsara, mitafy tsara nefa tsy menatra fa ataony taizan'ny olona malotobe, tsy mikararo ny zanany. Mahafaly azy ny hita mivaingana hoe ity mpiasa vizana ary ireto izahay. Rehefa tsy manana asa dia manatona fa anjaran'ny mpampiasa no mijery izany mba Zon'ny mpiasa na tsy mitaraina aza izy.
9. niryna
(
17/01/2008 18:20)

hitako ,Jeankely a,misy ny manaonao foana rehefa tsy ao ilay mampampiasa,ary raha ohatra ka tsara fanahy ilay mpampiasa na dia hoe te hanao zavatra ratsy aza izy dia mety manenjika azy ihany angamba ,fa tsy hoe rehefa tsy eo dia manao tsirambina foana ,sa ahoana ?
10. ainaheri
(
01/02/2008 04:55)
tsy mandroso ny bizina raha tsy mi exploité oul ianao,ary maro dia maro ny oul tsy matahotra an'Atra manao an'zany,tsy asa antrano ihany ,fa izay asa afaka ampidirambola ka afahana mampiasa vatan'oul