vehivahy tia vehivavy
1. thelword
(
14/01/2008 17:21)
Marina fa mbola tsy mahazaka an'izany ny toe-tsaina malagasy, kanefa tsy azo lavina fa misy eto @ tsika izany vehivavy tia vehivavy izany!
ahona ny hevitrareo momba an'io?
ahona ny hevitrareo momba an'io?
novalian'i jeanlucarsene ny 27/01/2008 02:28
2. sipagasy
(
14/01/2008 18:27)
oudryy, inona ny olana kay!!!! rehefa tsy miray @ biby ihany dia mety e!!!!!;-)
3. xxx
(
14/01/2008 19:28)
mbola ho avy koa ny hanao @ biby fa ny gasy anie mpanaraka zay revy ataony olona é!
7. kiadi
(
15/01/2008 07:11)
yuka>ba omeo anah oe aiza ao @ toko sy andininy sy iza no misy an'izany voarara ao @ baiboly zany?
8. thelword
(
15/01/2008 08:38)
mm 8O mbola samy olona ihany alou zao ka! aleo ny biby anao ny azy ao!:}
io moa samy manana ny eritreriny! :roll: fa rehefa samy manaja dia mety e!
De zao ndray ary e! @ volana manaraka iny dia anao fihaonana samy vehivavy izahay! marihina fa tsy voatery ho "lesbienne" akory vao makany, fa na vehivahy "tsotra" aza afaka mande!
Mba hiresaka (eny e! mety anao renontre kou aloe tsy ferana! :-D) sy hidinidinika ary mety hijery sary mietsika iany koa ny tena fandaharana @ io andro io!:°)
raha toa ka te hahazo fanampim-pahazavana , aza misalasala manoratra
ourchartworld@hotmail.fr
na mitsidika ny forum
http://madachat.servhome.org/forum

9. sakaizakely
(
15/01/2008 09:40)
saika mba hijery ny mombamomba an'i thelword aho dia izao no hitako
Namana tsy hita
Tsy mpikambana ato io namana tadiavinao io. Na jereo fa sao dia diso ny solonanarany
:{:{:{:{
:-D

11. soanja
(
16/01/2008 02:15)
thelword:
mm 8O mbola samy olona ihany alou zao ka! aleo ny biby anao ny azy ao!:}
io moa samy manana ny eritreriny! :roll: fa rehefa samy manaja dia mety e!
De zao ndray ary e! @ volana manaraka iny dia anao fihaonana samy vehivavy izahay! marihina fa tsy voatery ho "lesbienne" akory vao makany, fa na vehivahy "tsotra" aza afaka mande!
Mba hiresaka (eny e! mety anao renontre kou aloe tsy ferana! :-D) sy hidinidinika ary mety hijery sary mietsika iany koa ny tena fandaharana @ io andro io!:°)
raha toa ka te hahazo fanampim-pahazavana , aza misalasala manoratra
ourchartworld@hotmail.fr
na mitsidika ny forum
http://madachat.servhome.org/forum
Misaotra betsaka nizara info. Mahereza hatrany amin'ny ezaka atao.
13. diamondra27
(
16/01/2008 07:10)
kiadi:
yuka>ba omeo anah oe aiza ao @ toko sy andininy sy iza no misy an'izany voarara ao @ baiboly zany?
____________________
miarahaba e!
hay efa manomboka mandalina baiboly dia tsy mba miteny an
mitsatsaingoka am le resakareo za fa dsl
ny hita ao am baiboly aloha de we:
efesiana 5:22ianareo vevavy maneke ny vadinareo, vady = lehilahy fa tsy vevavy
efesiana 5:25 hianareo lelah, tiava ny vadinareo
....
Efes 5:31 ary no izany ny lelah de handao ny rainy sy reniny ka hiray amin'ny vadiny, ary de nofo 1ihany izy roroa
33 : na de zany aza samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra ary aoka kosa ny vavy hanaja ny lahy;-)
14. angele
(
16/01/2008 09:28)
:D
izaho aloha tiko koa ny lehilahy fa dia ny namana SHOAN dia hitako mafinaritra ahy ka nifidy ho anazy aho
MBA MIFIDIANA HO AZY AVOKOA ISIKA NAMANA
:P
Lohateny : Bilaogy malagasy tsara indrindra
manahôna dahôly isika djiaby ô !
efa hitantsika rehetra angamba fa tafiditra finaliste ny bilaogin'NY namana SHOAN
Mbola mila mifidy isika rehetra mba hampitombo lanja ny fitsaràna
amin'izay izy dia mahazo satria mendrika azy ny ahazo
ka dia manantena antsika rehetra hifidy ho azy
amin'ito rihy ito Jereo eto dia soratana eo fotsiny hoe Jereo eto www . netgasy.com/ Shoan
FIDIO SHOAN

15. thelword
(
17/01/2008 09:02)
fidio hono i SHAON e!
Hisy tafa sy dinika mivantana marina @ faran'i volana janoary momba an'io fitiavana io! Ary vehivavy miaina io fomba fiaina io no vahiny ao!
manasa anareo anatrika sy andray anjara!
http://madachat.servhome.org/chatroom
malala ny fisoratana anarana!
raha mila fanampi-pahazavana, aza misalasala manoratra ao @ ourchartworld@hotmail.fr
na mistidika ny forum

16. kiadi
(
17/01/2008 19:19)
diamondra27:
kiadi:
yuka>ba omeo anah oe aiza ao @ toko sy andininy sy iza no misy an'izany voarara ao @ baiboly zany?
____________________
miarahaba e!
hay efa manomboka mandalina baiboly dia tsy mba miteny an
mitsatsaingoka am le resakareo za fa dsl
ny hita ao am baiboly aloha de we:
efesiana 5:22ianareo vevavy maneke ny vadinareo, vady = lehilahy fa tsy vevavy
efesiana 5:25 hianareo lelah, tiava ny vadinareo
....
Efes 5:31 ary no izany ny lelah de handao ny rainy sy reniny ka hiray amin'ny vadiny, ary de nofo 1ihany izy roroa
33 : na de zany aza samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra ary aoka kosa ny vavy hanaja ny lahy;-)
ka teneno anah ry diams oe aiza no misy fandrarana zany ao baiboly an! aiza misy oe aza mitia vevavy samy vevavy na koa oe aza mitia lehilah samy lehilah
sady oe hajao ny vainao fa tsy nosoratany oe hajao ny vadinao lehilahy na vadinao vevavy
18. niryna
(
18/01/2008 07:28)
kiadi:
[quote=diamondra27]
[quote=kiadi]
yuka>ba omeo anah oe aiza ao @ toko sy andininy sy iza no misy an'izany voarara ao @ baiboly zany?
____________________
ka teneno anah ry diams oe aiza no misy fandrarana zany ao baiboly an! aiza misy oe aza mitia vevavy samy vevavy na koa oe aza mitia lehilah samy lehilah
sady oe hajao ny vainao fa tsy nosoratany oe hajao ny vadinao lehilahy na vadinao vevavy
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m473be310ef309
io no fanazavana omeko anao fa voasoratra ao anaty baiboly io ary efa noraran'Atra hatramin'ny voalohany,izay no nahatonga an'ilay tantaran'ny sodoma sy gomora.
Diniho ,alalino,vakio ny sm dia mangataha amin'Atra mba omeny herin'ny fanahy masina hino sy hahaino izay voasoratra ao .
Mahereza daholo
19. kiadi
(
18/01/2008 08:22)
niryna> tsy an'izany ao! ary nareo miseho mpivavaka sy mino reo mintsy no tena mpanaoa ratsy!
ny fanazavanao tsisy dikany refa tsy voasoratra ao anaty baiboly ! tsisy hatramizao aloha sahy milaza fa voasoratra ao zany !

20. sakaizakely
(
18/01/2008 08:55)
kiadi>
k'efa we voasoratra hono kou mbola mila vanina ihany :-@:-@:-@:-@
ambeno tsara ny lavapiringandroky :°)