vehivahy tia vehivavy
21. xxx
(
18/01/2008 09:09)
diams:
miarahaba e!
hay efa manomboka mandalina baiboly dia tsy mba miteny an
mitsatsaingoka am le resakareo za fa dsl
ny hita ao am baiboly aloha de we:
efesiana 5:22ianareo vevavy maneke ny vadinareo, vady = lehilahy fa tsy vevavy
efesiana 5:25 hianareo lelah, tiava ny vadinareo
....
Efes 5:31 ary no izany ny lelah de handao ny rainy sy reniny ka hiray amin'ny vadiny, ary de nofo 1ihany izy roroa
33 : na de zany aza samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra ary aoka kosa ny vavy hanaja ny lahy;-)
kiadi:
ka teneno anah ry diams oe aiza no misy fandrarana zany ao baiboly an! aiza misy oe aza mitia vevavy samy vevavy na koa oe aza mitia lehilah samy lehilah
sady oe hajao ny vainao fa tsy nosoratany oe hajao ny vadinao lehilahy na vadinao vevavy
Ha ha ha , mampihomehy be ilay raisonnement !!!
Fa angaha raha tsy voasoratra ohatran'io lazainao io dia tsy azonao hoe io no tiana lazaina ?
Naninona ary no tsy voasoratra hoe (soloiko hoe vady izay hoe lehilahy na vehivavy t@ ilay phrase) :
samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo vady rehetra ary aoka kosa ny vady hanaja ny vady
@ izay mazava tsara fa rehefa olona dia afaka mivady :-D :-D
Voasaraka tsara anie ny anjara andraikitry ny lahy sy vavy e
Voalaza mazava ao @ Baiboly hoe " tsy tsara raha irery ralehilahy fa hanaovako vady sahaza azy" ka vehivavy io vady sahaza nataon'i Jehovah io fa tsy lehilahy
Naninona no noravàna i Sodoma sy Gomora ???
22. xxx
(
18/01/2008 09:56)
kiadi:
niryna> tsy an'izany ao! ary nareo miseho mpivavaka sy mino reo mintsy no tena mpanaoa ratsy!
ny fanazavanao tsisy dikany refa tsy voasoratra ao anaty baiboly ! tsisy hatramizao aloha sahy milaza fa voasoratra ao zany !
Niova ilay sujet angaha ? Lasa hoe iza no mpanao ratsy ? Tsy arako intsony
24. niryna
(
19/01/2008 04:54)
xxx:
diams:
miarahaba e!
hay efa manomboka mandalina baiboly dia tsy mba miteny an
mitsatsaingoka am le resakareo za fa dsl
ny hita ao am baiboly aloha de we:
efesiana 5:22ianareo vevavy maneke ny vadinareo, vady = lehilahy fa tsy vevavy
efesiana 5:25 hianareo lelah, tiava ny vadinareo
....
Efes 5:31 ary no izany ny lelah de handao ny rainy sy reniny ka hiray amin'ny vadiny, ary de nofo 1ihany izy roroa
33 : na de zany aza samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra ary aoka kosa ny vavy hanaja ny lahy;-)
kiadi:
ka teneno anah ry diams oe aiza no misy fandrarana zany ao baiboly an! aiza misy oe aza mitia vevavy samy vevavy na koa oe aza mitia lehilah samy lehilah
sady oe hajao ny vainao fa tsy nosoratany oe hajao ny vadinao lehilahy na vadinao vevavy
Ha ha ha , mampihomehy be ilay raisonnement !!!
Fa angaha raha tsy voasoratra ohatran'io lazainao io dia tsy azonao hoe io no tiana lazaina ?
Naninona ary no tsy voasoratra hoe (soloiko hoe vady izay hoe lehilahy na vehivavy t@ ilay phrase) :
samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo vady rehetra ary aoka kosa ny vady hanaja ny vady
@ izay mazava tsara fa rehefa olona dia afaka mivady :-D :-D
Voasaraka tsara anie ny anjara andraikitry ny lahy sy vavy e
Voalaza mazava ao @ Baiboly hoe " tsy tsara raha irery ralehilahy fa hanaovako vady sahaza azy" ka vehivavy io vady sahaza nataon'i Jehovah io fa tsy lehilahy
Naninona no noravàna i Sodoma sy Gomora ???
=D=D ka izay ilay hoe rehefa ataony ilay izy dia lazainy hoe tsy ao anaty baiboly.
Efa nomeko hovakiany ny sujet mikasika ny sodoma sy gomora dia tsy tiany sy tsy misy hidiranay.Izay izy izany dia aza mivaky loha intsony ry ireto an,ny namana tiana no hanarina sy toriana,izay mandray mahazo tombotsoa,tsy mandray moa izy dia tsy very vola na very tombotsoa ny mizara fa mitombo ny fahasoavana omen'Atra azy satria nizara ny fahamarinana.
:-*:-*:-*:-* ho an'ny rehetra tsy ankanavaka na mino na tsia.
25. thelword
(
19/01/2008 12:23)
Azafady fa tsy hitako tsy hitako ireto valiteny ireto! :wink:
Mety tsy diso solon'anarana ianao fa izaho mintsy no mbola nanana fotoana amenona ny mombamomba ahy!:? fa ity kosa ny tranokala misy ana! :)
www.myspace.com/thelwordlezzies
Raha tsy mahafam-po anao io de anoraty aho fa vonona ny amaly 8)
ourchartworld@hotmail.fr
Aiza zany? aona ny fidirana @ izany? :-/
farany , efa notapahina fa ho @ alarobia 30 janoary manomboka @ 1ora tolak'andro ilay tafa dinika mivantana ao @
http://madachat.servhome.org/chatroom
malalaka ny fisoratana anrana fa tsaratsara ra izao dia marihina avy ahatrany ny solon'anaranao.
Iresahina ny fihaonana "lezzies night" sy ny fiainana "homosexuel" moa no ibahina ao!
Ilay fihaonana "LEZZIES NIGHT" dia @ 16 febroary 2008, ny toerana dia holazaina manokana any @ ny adiresy email. Hanomboka @ 2ora sasany tolak'andro izy io, dia izay hafaka no mijanona hatramin'ny hariva!
saika mba hijery ny mombamomba an'i thelword aho dia izao no hitako
Namana tsy hita
Tsy mpikambana ato io namana tadiavinao io. Na jereo fa sao dia diso ny solonanarany
Mety tsy diso solon'anarana ianao fa izaho mintsy no mbola nanana fotoana amenona ny mombamomba ahy!:? fa ity kosa ny tranokala misy ana! :)
www.myspace.com/thelwordlezzies
Raha tsy mahafam-po anao io de anoraty aho fa vonona ny amaly 8)
ourchartworld@hotmail.fr
toa raha tys diso aho misy mpikambana vehivavy ato ary lesb!
Aiza zany? aona ny fidirana @ izany? :-/
farany , efa notapahina fa ho @ alarobia 30 janoary manomboka @ 1ora tolak'andro ilay tafa dinika mivantana ao @
http://madachat.servhome.org/chatroom
malalaka ny fisoratana anrana fa tsaratsara ra izao dia marihina avy ahatrany ny solon'anaranao.
Iresahina ny fihaonana "lezzies night" sy ny fiainana "homosexuel" moa no ibahina ao!
Ilay fihaonana "LEZZIES NIGHT" dia @ 16 febroary 2008, ny toerana dia holazaina manokana any @ ny adiresy email. Hanomboka @ 2ora sasany tolak'andro izy io, dia izay hafaka no mijanona hatramin'ny hariva!
26. xxx
(
22/01/2008 06:37)
thelword:
http://madachat.servhome.org/chatroom
malalaka ny fisoratana anrana fa tsaratsara ra izao dia marihina avy ahatrany ny solon'anaranao.
Iresahina ny fihaonana "lezzies night" sy ny fiainana "homosexuel" moa no ibahina ao!
:roll::roll::cry::cry:
27. bimanoa
(
23/01/2008 05:37)
izao rehetra izao ts d mila oe aiza ny toko sy andininy ao @ baiboly vao mahalala oe ity tsara na ratsy na mety sa tsy mety,manana saina sy fanahy entina mandinika izay tsy itovizana @ biby ny olona, ny feon' ny fieritreretanao ihany d efa afaka milaza na tsara izany na ratsy, fa ianao no minia tsy mihaino izany !
28. jeanlucarsene
(
27/01/2008 02:28)
raha vehivavy sy sarimbavy no miaraka tsy qoui tsy bedin'ny tompo fa raha vhv sy sarindahy bedin'ny tompo raha hijery ny adini-teny ao @ bible dia vakio hatramin(ny farany ny bible
