Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikalamako ( 14/01/2008 13:11)
Mba misy mahatsikari-javatra kah
"Kirikou n'est pas grand"... [img]http://farm3.static.flickr.com/2352/2192599978_7b9f3e8466.jpg?v=0[/img] =))=))=))=))... tohiny
novalian'i jiolah ny 21/01/2008 12:13
todisoa2 ( 14/01/2008 12:35)
fivavahana sy kolikoly
Ahoana ny hevitrao raha ilazaiko fa mbola tena anjakan'ny kolikoly ny Fiangonana Lehibe? Ialako tsiny etoana raha tezitra hianao ka ilazaiko ny nanjo ahy. 3 volana lasa izay dia nisy test nampanao... tohiny
rabingogilabanga ( 14/01/2008 12:04)
Ny tiana ho fantatra momban'ny Rameva ?
ekonomia:Moramora kokoa ve fidiran'ny rameva eto @ firenena, nohon'ny fidiran'ny mpanankarena mampiasa ny volany eto Madagasikara? voambolana: ny rajako, ny songomby, ny rameva, ny sambondanitra, ve ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/01/2008 02:03
midjoh ( 14/01/2008 09:25)
Mba mahery marina ve ny ODY GASY ???
Raha ny amiko aloha dia resaka fotsiny ireny e ! :^)Amin'izao andron'ny "TECHNOLOGIE" zao ve dia mbola hisy ihany olona mino an'izany ??? efa hita fa tsy mamely io dia tokony hajanona amin'izay fa TS... tohiny
novalian'i midjoh ny 16/01/2008 07:31
eisy ( 14/01/2008 09:21)
DVD MAHALEO OLYMPIA
Salut daholo e! ity zany de karazana fiantsoana vonjy ihany satria izaho de tena mpankafy Mahaleo ka mahita aho hoe efa nivoaka ny DVD sy ny CD ary ilay livret tao amin'ny Olympia ... Aty Dago misy ... tohiny
novalian'i vie ny 27/01/2008 09:31
mankafy ( 14/01/2008 08:18)
ra vehivavy
:?:mba izarao ny namana r zalah aona ihany ny vehivavy reto... tohiny
novalian'i Mam ny 05/02/2008 15:27
pisoranou ( 14/01/2008 07:06)
Tia foana an'i Bodo sy Poopy
salut ... tohiny
lazounet ( 14/01/2008 00:47)
Voadona ny amour propre
:cry::cry::cry: Mampijaly ny diso fanantenana.:cry::cry: (Midépra kely aho fa azafady.)... tohiny
niryna ( 13/01/2008 23:27)
Fantatrareo va izay nataoko taminareo?
Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.Izay efa nandro tsy mila hosasana, afa-tsy ny tongotra ihany, fa efa madio avokoa; ary hianareo dia madio, nefa tsy hianareo r... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2008 13:14
xxx ( 13/01/2008 18:42)
Indreo ankizy miara-dia
http://funny-picturez.blogspot.com/2008/01/oh-what-are-they-doing.html Tsy miombon-kevitra amin'i Henry Ratsimbazafy kosa aho amin'iny kle ! :^):^):^)... tohiny
endrika01 ( 13/01/2008 15:11)
NAKAIZA I "malaky"
manararaotra an'i tsiambaratelo aho eto, hitako ato ambany ato io,dia nahaliana ahy ka hararaotiko apetraka eto,mpanararaotra zany zah é. Nanao ahoana tokoa ny tohin'ilay resaka fanamb... tohiny
xxx ( 13/01/2008 12:33)
ankamantatra ho ahy
Eritreritra mandalo izy ity no sady fivavahana sy finoana. Hono ho aho? ho an'i kristianina dia i Adama sy Eva no olona voalohany teto ambonin'ny tany izay Andriamanitra no nahary azy roa ireo, dia n... tohiny
novalian'i pissoa ny 13/01/2008 16:38
xxx ( 13/01/2008 12:30)
eritreritra mandalo
Fivavahana sy finoana izy ity no sady eritreritra mandalo. Hono ho aho? ho an'i kristianina dia i Adama sy Eva no olona voalohany teto ambonin'ny tany izay Andriamanitra no nahary azy roa ireo, dia n... tohiny
novalian'i fijo ny 16/01/2008 21:53
xxx ( 13/01/2008 11:08)
Tsy maaamo zany ah hoaaa !!!
Mbola mampme aloha : http://fr.news.yahoo.com/afp/20080111/tod-allemagne-insolite-alcool-7f81b96_1.html Fa zao tsy mampme intsony : http://www.flickr.com/photos/rebel420/sets/72157603694277668/show/w... tohiny
novalian'i kiadi ny 14/01/2008 21:06
rvi ( 13/01/2008 08:30)
cysticercose
mitady fanampiana @fitsaboana cystycercose ankoatra ny [b]praziquantel[/b] raha misy sy tokony hatao... tohiny
vololomanitra91 ( 13/01/2008 07:25)
ray aman-dreny mandrara fitiavanjanaka!!!!
slt tout le monde!!! Ny ray aman-dreniko tena tsiako mintsy fa isaky ny misy olona miarakamiko de voararany fona izahay! Diso mijery harena be loatra ry zareo, miaigitraingitra! Nefa ny olona miarakam... tohiny
novalian'i niryna ny 20/01/2008 22:41
kelly13 ( 12/01/2008 17:30)
tsy haiko ny titre
fa mahafinaritra ahy le hira misy oe ..... lasa vetsovetso manina ny havan-tina ka misento ..... ..... ..... ref : tsy hanadino n'aiza n'aiza tsy mba hanadino tsy miova ny fitia nekeko ho d... tohiny
tontavao ( 12/01/2008 15:09)
TONGA NY RAMEVA
Inona no tombotsoa mety ho azontsika amin'ireo RAMEVA ireo? Halefa aiza moa izy ireo, iza no biologiste afaka hamaly hoe: Afaka miaina eto ve ry zareo ireo? Mba valio fa mahaliana é!... tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2008 21:47
ploue ( 12/01/2008 08:09)
always be my baby
mba mangatak tonon'io hiran'i mariah carey io ze mba manana e!merci... tohiny
novalian'i xxx ny 12/01/2008 12:23
niryna ( 12/01/2008 07:51)
Ahoana no fomba fampiharana ny fivavahana @ fiainana?
Ho an'Andriamanitra hatrany anie ny dera sy laza ary ny voninahitra,ary ho antsika tsirairay manaraka ity fandaharana ity ny fahasoavana avy amin'ny kristy Tompontsika. Amena Ny fampiharana ny fivava... tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2008 22:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.447