Ny tiana ho fantatra momban'ny Rameva ?
1. rabingogilabanga
(
14/01/2008 12:04)
ekonomia:Moramora kokoa ve fidiran'ny rameva eto @ firenena, nohon'ny fidiran'ny mpanankarena mampiasa ny volany eto Madagasikara?
voambolana: ny rajako, ny songomby, ny rameva, ny sambondanitra, ve nisy teto madagasikara fahiny na ankehitriny matoa manana voambolana @ izany isika?
fitaterana: ny obintsaretin-dRaleva ve, hosoloana ny tropintsaretin-dRameva?
Ody gasy: hosoloana Rameva ve i bobel sy i osimainty?
politika: Rameva ve no hifaninana @ TGV?
Betsaka ny mbola azo apetraka, fa dia miandry valiny @ filoha
air force one, omby beronono, rameva, ...de ahoana koa re, dia ahoana koa re ny manaraka... de ahoana koa ny manaraka?
eny e, matoky ny fahendren'ny filoha e, fa dia ho hita eo!
voambolana: ny rajako, ny songomby, ny rameva, ny sambondanitra, ve nisy teto madagasikara fahiny na ankehitriny matoa manana voambolana @ izany isika?
fitaterana: ny obintsaretin-dRaleva ve, hosoloana ny tropintsaretin-dRameva?
Ody gasy: hosoloana Rameva ve i bobel sy i osimainty?
politika: Rameva ve no hifaninana @ TGV?
Betsaka ny mbola azo apetraka, fa dia miandry valiny @ filoha
air force one, omby beronono, rameva, ...de ahoana koa re, dia ahoana koa re ny manaraka... de ahoana koa ny manaraka?
eny e, matoky ny fahendren'ny filoha e, fa dia ho hita eo!
novalian'i Jeankely ny 16/01/2008 02:03
2. fetrakens
(
14/01/2008 13:08)
Izay no mahita raha mety hakana ronono koa ireny rameva ireny e! fa tsy rameva ihany ange no tonga e! efa eto koa ny osy avy any ivelany, mety hisy ilana an'ireny ihany aloha e! aleo fa ho hita eo ihany ny vokany!
3. ramorafr
(
14/01/2008 15:48)
Mampalahelo le gasy fa na dia efa omena fotsiny dia mbola mimenomenona foana,mangataka aza atao.Sa misy fiantraikany aminy fiainany gasy indray ny fahatongavany ireo biby ireo?mba zavatra hafa resahina fa tsy zao fatimbiby aby moa ka asiana olana :lol:
4. kiadi
(
14/01/2008 16:46)
ramorafr> ka sô de tendakanina be le rameva de tsisy ho anina ry zareo avy eo ko :-D:-D:-D:-D
5. Jeankely
(
15/01/2008 02:39)
Efa hita fa mitapy no betsaka. Raha tsy mazava aminareo dia mampianatra na manazatra ny olona hitaraina lava ny Mpanao politika NOFA sy tia hiverina ahazo fitondrana. Ny asa, ny adidy sy andraikitra tsy mila taraina sy tsikera lava. Raha ny tao ampaosinao no nakana hamelomana ny Rameva mbola resaka hafa. Samy manana ny andraikiny fa aza mifampitsabaka loatra. Rehefa samy manao tsara ny tandrify azy HITA MIARIARY NY TSY MAHAVITA NY ASANY ary mora ho an'ny vahoaka ny manala azy rehefa tonga ny fifidianana. Na iza izy na iza miala rehefa tsy mahavita azy. Maro ny tany tsy ahitana "Tiger" nefa misy izany ao amin'ny "Zoo"-dreo dia entina hitarika sarety koa ve sa nakany ronono ilay Tiger?
6. xxx
(
15/01/2008 07:58)
kiadi:Nisy fotoana ny rameva novonoin'ny fitondrana any Australie satria sady tenda-kanina sy rano no mangala-pihinana. http://news.bbc.co.uk/cbbcnews/hi/newsid_4110000/newsid_4115900/4115956.stm.
ramorafr> ka sô de tendakanina be le rameva de tsisy ho anina ry zareo avy eo ko :-D:-D:-D:-D
Ankehitriny ry zareo any toa manome fanomezana rameva maimai-poana ny firenena Arabo koa. http://news.bbc.co.uk/2/hi/middle_east/2038834.stm
7. xxx
(
15/01/2008 08:01)
http://news.bbc.co.uk/cbbcnews/hi/newsid_4110000/newsid_4115900/4115956.stm fa diso ily teo ambony
8. Jeankely
(
15/01/2008 09:42)
Izaho aloha tsy mahafantatra izay momban'ny Rameva any @'ny tanana fa ilay hoe teny Malagasy ve ny Rameva no nasiako resaka. Manampy izay koa hoe be ny tany mampiditra biby tsy nisy tao aminy. Ny fiarovana io dia izay mpampiditra azy no mila manazava ny ataony lehibe ampidirana azy. Hita eo ambony io manko fa nampidirina koa izireo tany Australia nefa nivadika olana. Tao ny nampiditra vorona hihinana valala kinanjo ilay vorona indray no lasa olana. tao ny resaka sahona @ resaka moka avy eo koa nivadika olana. Ny fanontaniana dia hoe TOKONY HAKANA HEVIBAHOAKA DAHOLO VE NY REHETRA SA AVELA HAMPIDITRA IZAY MANANA HEVITRA?
9. tontavao
(
15/01/2008 11:08)
Tany iaraha-manana ity ry Jeankely, ary ny toerana mandalo fa ny zavatra ataonao mitoetra ho lovan'ny taranaka, ka maninona moa no tsy afaka haneho ny heviny ny olona kanosa toa antsika(forumistes). Eto no mba hanehoana hevitra ary matoa miditra mpikambana ato dia manana eritreritra ny handray anjara amin'izay adihevitra ato.
IZAY NO FAHAFANTARAKO NY FORUM DIA FANEHOANKEVITRY NY BEVAVA NEFA KANOSA TSY SAHY MISEHO MASOANDRO FA MIALOKALOKA AO AMANIN'NY PSEUDO.
IZAY NO FAHAFANTARAKO NY FORUM DIA FANEHOANKEVITRY NY BEVAVA NEFA KANOSA TSY SAHY MISEHO MASOANDRO FA MIALOKALOKA AO AMANIN'NY PSEUDO.
11. tontavao
(
15/01/2008 13:44)
Ny forumistes rehetra voakasik'izany na dia izaho manoratra aza sady izay no fahalalako ny définition an'ny forum (fanehoankevitry ny kanosa tsy sahy miseho masoandro)
12. Jeankely
(
16/01/2008 02:03)
Sady tsy misy akony no tsisy mpijery izany ve? Dia izany ve nohilana ny Forum. Sao ny Malagasy manampahaizana sahala anao no tsy mahita ny vokany. Misy Forum eran'izao tontolo izao ary misy akony fa ny an'ny Malagasy manampahaizana lasa tsisy ilana intony forum itony izany satria an'ny tsy miseo masoandro ary afaka miteny sy manoratra zavatra tsy mitombina.
