Eritreritra mandalo izy ity no sady fivavahana sy finoana.
Hono ho aho? ho an'i kristianina dia i Adama sy Eva no olona voalohany teto ambonin'ny tany izay Andriamanitra no nahary azy roa ireo, dia nandeha nandeha dia niseho taty aoriana Jesoa ary ho an'ny kristianina dia voalaza fa hisy an'izao hitranga sy hiseho...,ho avy ny andro farany sns...
ka ny fanontaniana tiako apetraka sy manitikitika ahy dia hoe ho an'ny tsy kristianina dia iza no olona voalohany teto antany, dia tsy hisy ve izany ny andro farany, dia avy aiza no nipoiran'izao tontolo misy izao?