ankamantatra ho ahy

1. xxx ( 13/01/2008 12:33)
Eritreritra mandalo izy ity no sady fivavahana sy finoana.
Hono ho aho? ho an'i kristianina dia i Adama sy Eva no olona voalohany teto ambonin'ny tany izay Andriamanitra no nahary azy roa ireo, dia nandeha nandeha dia niseho taty aoriana Jesoa ary ho an'ny kristianina dia voalaza fa hisy an'izao hitranga sy hiseho...,ho avy ny andro farany sns...
ka ny fanontaniana tiako apetraka sy manitikitika ahy dia hoe ho an'ny tsy kristianina dia iza no olona voalohany teto antany, dia tsy hisy ve izany ny andro farany, dia avy aiza no nipoiran'izao tontolo misy izao?
répondu par pissoa le 13/01/2008 16:38
2. simplex ( 13/01/2008 13:45)

GooGle: Human evolution, Human ancestors

GooGle: the origin of the universe

GooGle: end of the universe



ohatra:

* fivoarana nahatonga @ olombelona: wiki

* razambe azo fantatra: wiki

* fiandohan'izao tontolo izao, finoana vs tsy fisian'A/tra: http://www.allaboutcreation.org/origin-of-the-universe.htm

* big-bang: wiki

* ny lahatry ny izao tontolo izao: wiki

* resadresaka: http://www.slate.com/id/2096491/entry/2096506/

mila bagazy fizika sy siansa kely le izy fa dia arak'ilay fiteny hoe minoa fotsiny ihany, na in na in inonao :P

;-)
3. pissoa ( 13/01/2008 16:38)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2056